Avereno i Pere Bruce-Lee eh

1. xxx ( 27/04/2009 03:00)
Ahoana izy no atao sesitany ry Odon a, dia noroahina teto Madagasikara. Ra Urfer anaovana antso avo hiverina eto Mada nefa i leiry Gasy dia atao sesitany tsy handia an'i Madagasikara.

Tsy rariny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:10
2. ravatorano ( 27/04/2009 05:24)
iza ilay natao sesitany tsy hiverina eto gasikara ?
sao dia mba nanao sesitany ny tenany izay
na koa majinikakely sy kilitika kely loatra ka tsy hitan'ny olona dia very anjavona any ?
:-D :-P
3. xxx ( 27/04/2009 05:33)
K'efa Mopera Bruce Lee koa iza indray
4. andrywui ( 27/04/2009 07:30)
Tsy mazava mihitsy ny tenin'i xxx tompon'ny dinika io ka !!! iza no nanmpanao sesitany an'i urfer ?? odon ?? hainao tsara ve tantaran'i Urfer aloha ry akama ?? Mopera tao a st-Michel iny?? iza no nandefa azy sesitany ?? iza no nandroaka azy ??? sur aho fa tsy hainao le histoara fa ajanony ry papa
5. pikatti ( 29/04/2009 00:10)
ary aza mitabataba fa tsisy mahalala le resaka lisany zany fa manao resak'etotra é, :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1227