Izany kosa ve tsy mba mahafinaritra e Muslim4Jesus
1. niryna
(
25/04/2009 04:06)
Mahavariana sy mahatalanjona ny fitondran'Atra ny fiainantsika tsirairay,raha mbola tsy mahalala na tsy nahita izany fahasoana nomeny antsika izany hianao dia mivavaha ary mitadiava Azy,raha tena misy marina Hianao dia miseho ahy ,ato am-poko fa hidera Anao aho.Andriamanitra velona ? eny tompoko
Jereo ireny : Izany kosa ve tsy mba mahafinaritra Muslim4Jesus
http://www.youtube.com/watch?v=RccptxrWwVI&feature=channel
Nanana finoana nandritra ny 20 taona izy ary nivavaka in-dimy isan'andro ary dia nisy nanasa izy ary rehefa nihaino ny toriteny izy dia nanontany izy hoe "kristy maty noho ny fahotako? " nijery TV ary nisy "lord I aske again,if you are real ,show me" ...Raha tena misy tokoa hianao dia misehoa amiko..teo izy no nanomboka nangetaheta an'i kristy,
Araka ny fijoroany vavolombelona dia niseho taminy i Kristy ary nanomboka nizara ny tenin'Atra izy noho ny fahalalany ny marina .
http://www.youtube.com/watch?v=jgwdUW-LfMY&NR=1 io koa misy iray ,ho tohizako ny tiany ho tenenina
http://www.youtube.com/watch?v=uprN9_3gahc&feature=related
http://www.youtube.com/watch?v=vWydZ9YhwUc&feature=related
(l) niryna

novalian'i niryna ny 14/05/2009 03:48
3. soanja
(
25/04/2009 17:21)
Raha ny statistika ao Mada dia betsaka kokoa ny Malagasy Xtianina lasa mivadika Silamo nohon'ny Silamo mivadika Xtianina. Ny antony betsaka fa ny isany iray dia noho ireo lehilahy manambady vehivavy Silamo dia mila mivadika Silamo vao hahazo izany zazavavy izany. Betsaka tokoa anefa ireo vehivavy ireo ao Mada ary manjakely daholo ny ankamaroany ka tsy laitra tohananan'ny RAD ny lehilahy Xtianina.
Nanatrika 3 tamin'izany mariazy izany aho. Mova moa tsy mifandray eo isika mianakavy fa IRAY ihany Andriamanitra rehefa entanim-pitiavana! Hafaliana daholo izany ary mahery Andriamanitra! :-* :-* :-*
Nanatrika 3 tamin'izany mariazy izany aho. Mova moa tsy mifandray eo isika mianakavy fa IRAY ihany Andriamanitra rehefa entanim-pitiavana! Hafaliana daholo izany ary mahery Andriamanitra! :-* :-* :-*
6. ndenn
(
26/04/2009 17:45)
Raha ny fandinihako ny zavatra ohatr\' izany aloha ry Nyrina sy soanja dia misy fanerena ankolaka ihany ny tsy hitazonanao ny mahaolona manana ny fivavahanao ,satria nahoana hoy ianareo ? Efa nahita tantara momba izany aho ,ary maro , tamina juif sy malagasy ,ary palestiniana sy israelien ,gasy sy vazaha , eny fa na dia entre catho sy protestant aza izany, dia mitarika olana tsindrindray rehefa tena vontom- pinoana loatra ny andaniny na ny ankilany .Raha sendra ny olona tena very finoana tanteraka ireny anie ka lazaiko anareo fa na dia hisalotra ny anaran\' ny olo- masina aza dia mety ho vitan\' izy ireny é ! ohatra mivandravandra ny any @ iny faritra extreme et moyen orient iny ,ny taliban ,ny integriste ,ets ... Tsy fantatro aloha na izaho no diso parano loatra na ahoana ,fa amiko ilay izy dia tokony hanaovana filazana an- taratasy any an- tranom-pinoan\'\' ny tsi 11 izay te hiara-dia .Na mosqué io na eglise io na synagogue io , na inona io.
7. Havantsika
(
26/04/2009 20:39)
Ny lahy no lohan'ny vavy kanefa raha manana an''i kristy ao am-pony ny olona iray dia sarotra ary tsy hisy mihitsy izany hoe hivadika silamo fa ny marina dia mpivavaka tsotra fotsiny ka tsy nanapaka ny Tenin'Andriamanitra voafafy taminy dia taitra ny akanga tsara soratra ka lasa ny vady dia nafoizany ny loharanon'Aina
Diniho tsara izany e
Diniho tsara izany e
8. ikaretsaka
(
27/04/2009 01:27)
Raha izay no sitrapon'i Kristy aminy moa maninona?
Io fisainana hoe satria lasa ary dia "nandao" io koa no mampanondrana an-draolombelona...
Ianao izao lasa sekta tsy nisy nifandao isika
Io fisainana hoe satria lasa ary dia "nandao" io koa no mampanondrana an-draolombelona...
Ianao izao lasa sekta tsy nisy nifandao isika
9. ari.malala
(
27/04/2009 06:13)
Fa ny tsy azoko dia ilay hoe "raha tena misy", izany hoe tsy tena inoana ve izany fa andrasana hi se manifester aloha? testena aloha vao inoana? :roll:
10. ikaretsaka
(
27/04/2009 12:27)
Amin-dreo ngamba izany ry ari...mitest vao mino fa tsy mino vao mmitest
11. ari.malala
(
27/04/2009 12:54)
eh ben... d hanao oatran Piera sy Jesoa teny ambony rano koa zany ko! efa le Jesoa zao no miteny hoe aza matahotra fa zà ian kou mbola miseho ts mino hiany hoe ra tena enao ra tena enao aveo ts mino tsara d lentika any anaty rano any hihih! aleo moa hanao!
12. niryna
(
29/04/2009 11:15)
Mirananirina:
tsy azoko :(
io ambony io mirana ny fanazavana amin'ny teny gasy nataoko a,ahitsiko kely fotsiny fa 21 taona fa tsy 20 taona ilay ramatoa no nivavaka tamin'ny finoany dia ho tohizako ny tantara manaraka avy eo
:D
13. niryna
(
29/04/2009 11:17)
ndenn:misaotra anao nizara ,afaka mizara ny finoany avokoa ny rehetra ka,ny an'ny kristiana izao dia ny famonjena izay lalana tokona avy amin'ny finoana an'i kristy dia afaka mizara toa izany koa ny hafa dia anjaran'ny tsirairay no mandray izay tandrifiny eo
Raha ny fandinihako ny zavatra ohatr\' izany aloha ry Nyrina sy soanja dia misy fanerena ankolaka ihany ny tsy hitazonanao ny mahaolona manana ny fivavahanao ,satria nahoana hoy ianareo ? Efa nahita tantara momba izany aho ,ary maro , tamina juif sy malagasy ,ary palestiniana sy israelien ,gasy sy vazaha , eny fa na dia entre catho sy protestant aza izany, dia mitarika olana tsindrindray rehefa tena vontom- pinoana loatra ny andaniny na ny ankilany .Raha sendra ny olona tena very finoana tanteraka ireny anie ka lazaiko anareo fa na dia hisalotra ny anaran\' ny olo- masina aza dia mety ho vitan\' izy ireny é ! ohatra mivandravandra ny any @ iny faritra extreme et moyen orient iny ,ny taliban ,ny integriste ,ets ... Tsy fantatro aloha na izaho no diso parano loatra na ahoana ,fa amiko ilay izy dia tokony hanaovana filazana an- taratasy any an- tranom-pinoan\'\' ny tsi 11 izay te hiara-dia .Na mosqué io na eglise io na synagogue io , na inona io.
14. niryna
(
29/04/2009 11:21)
Havantsika:amin'ny maha olombelona antsika dia trangan-javatra izany ka,hoy ity olona iray ity tamiko hoe nifanena lehilahy aho hoy izy dia izao no nolazainy tamiko hoe mivady ho silamo dia afaka manambady betsaka ialahy . Izay koa izany no tanjona iray ao aminy ka ho an'izay te-hanamvbady betsaka izany dia mety ho voatarika izy e,asa aloha sa ahoana ?
Ny lahy no lohan'ny vavy kanefa raha manana an''i kristy ao am-pony ny olona iray dia sarotra ary tsy hisy mihitsy izany hoe hivadika silamo fa ny marina dia mpivavaka tsotra fotsiny ka tsy nanapaka ny Tenin'Andriamanitra voafafy taminy dia taitra ny akanga tsara soratra ka lasa ny vady dia nafoizany ny loharanon'Aina
Diniho tsara izany e
:D fa raha mahatsapa ny voady teo ambony alitara izy sy mivavaka andro aman'alina mba tsy ho voan'ny fakam-panahy dia mbola itazona indray izy hoe tano ny azo fa sarotra ny mila sa ?
15. niryna
(
29/04/2009 11:26)
ikaretsaka:sitrapon'i kristy ve no manambara hoe manambadia marobe ? tsy azoko ilay sitrapon'i kristy resahinao eto,ny fantatro aloha dia tiany ho voavonjy avokoa isika rehetra na dia nomeny an'i Israely aza aloha ny famonjena dia nomeny isika satria nanda azy ireo firenena izay notsongon'Atra tao anatin'ny maro" '
Raha izay no sitrapon'i Kristy aminy moa maninona?
" Ny famonjena dia ho an'ny jiosy aloha ary avy eo dia ho an'ireo jentilisa"
asa aloha na iza rehinao na izy fa raha izaho no resahiko dia mino an'ilay kristy aho,ary mino ny Atra izay telo izay iray .vita tompoko
Io fisainana hoe satria lasa ary dia "nandao" io koa no mampanondrana an-draolombelona...
Ianao izao lasa sekta tsy nisy nifandao isika
16. niryna
(
29/04/2009 11:34)
ari.malala:
Fa ny tsy azoko dia ilay hoe "raha tena misy", izany hoe tsy tena inoana ve izany fa andrasana hi se manifester aloha? testena aloha vao inoana? :roll:
mitombona izany eritreritrao izany ka misy olona tsy mahatsapa ny fisian'Atra ka,dia matetika ataovy hoy aho ny fanandramana,asio mitsidika ao am-po izy fa ho avy .Tsy aiko aloha raha mitesta no tiana ho tenenina amin'izany raha izany moa dia inona no olana fa dia manao teste izany indro kely aloha fa misy ny zavatra tsy tokony ho testena an ,rehefa noresahina hoe ratsy ny rongony dia tsy mila manao teste akory vao mahalala izany fa ny tranga ita amin'ireo mihinana sy mifoka azy dia efa itan'ny maso.
Ny finoana mantsy dia zavatra tsy itan'ny maso kanefa ekena ary fantatra fa marina ilay izy .ahoana ny fanoharana? raha tsy itan'ny masoko mihitsy hoy Thomas i Kristy izany ka tsapaiko ny dian'ny fantsika teo amin'ny tanany sy ny ratra teo amin'ny tratrany dia tsy hino aho.Dia inona no nitranga? raha mbola nivory nivavaka iny ny mpianany dia niditra avy any anaty rindrina tany Izy,midy ny varavarana amin'io an,dia hoy izy tamin'i Thomas "tsapao ny lavaka amin'ny tanako,ny olatra amin'ny tratrako sns .dia teo izy vao niankohoka hoe Rabbi o ,mpampianatra o .Dia ahoana hoy kristy ? satria hianao nahita ahy dia nino ahy fa sambatra ny tsy mahita kanefa mino Ahy ..
17. ikaretsaka
(
29/04/2009 12:57)
ary ahoana indray ry niryna le misy an le bandy mijorojoro any San Francisco anaty Bart ireny dia misy hoe christians for Muhammad indray ny an-jareo :wink: ?
18. niryna
(
05/05/2009 16:33)
niryna:zaraiko ity ho antsika rehetra izay tsy nanaraka ilay tantara muslim4Jesus
http://www.youtube.com/watch?v=uprN9_3gahc&feature=related
ity indray misy olona iray nilaza fa silamo izy ary manana an'Atra izay antsoiny hoe Allah, nino an'Atra io izy ary io Atra izay ninoany io dia tsy nanao na inona na inona tamin'ny fiainany araka ny voalazany.ATra tsy velona,ao anatin'ny toerana iray (closet) na azo atao toerana fasiana akanjo ka rehefa mila azy dia mitady azy ao anaty closet.
Rehefa misy zavatra ilaiko dia miresaka aminy aho dia izay fa tsy nisy fifandraisana taminy.Dia izay fotsiny ihany :x Na dia notazaina tao anatin'ny fianakaviana izay misy fitiavana aza aho hoy ihany izy dia tsy misy fahasambarana na fifaliana na fiadanana tato anatiko.
Bevohoka in-droa aho hoy izy ary dia afa-jaza sady nandeha ra be aho.Tsy nisy fifaliana tato amiko,tsy misy fiadanana,ary te amono tena aho hoy izy.Indray andro aho dia nifanena tamin'ity kristiana iray ary izy io dia niteny tamiko fa mivavaha ary antsoy Atra.Dia nivavaka aho ary nangataka taminy mba ajanony ny ra izay tsy nijanona tato amiko ka nahatonga ahy ho hafa-jaza in-droa .
Teo no nanomboka ny fahagagana nasehony tamiko satria nitsahatra ilay ra nandeha tamin'izaho bevohoka ary rehefa tonga tany amin'ny dokotera aho dia nilaza izy fa tsy misy zavatra atahorana aminao bevohoka izao.
Niantso ilay namako kristiana aho ary nanontaniako azy ny finoany dia nanomboka teo aho no nampianariny fa kristy no hivavahany .Teo no nanomboka nino Azy aho ary dia nozaraiko ny vady aman-janako izany satria fantan'ny vadiko aho fa na inona nataony tamiko ,na taiza toerana nitondrany ahy na inona novidiany ahy dia tsy nisy nahitako fahasambarana sy fifaliana izany.Nolazaiko azy ny mikasika an'i kristy ary hendratra ihany izy aloha kanefa noho ny fitiavan'Atra sy noho ny etahetako nitady izany kristy izany dia nanomboka nanaraka an'i kristy avokoa ny fianakaviako rehetra .
Voninahitra anie ho an'Atra irery ihany
ny mpitantara
(l) niryna
19. aikon
(
09/05/2009 07:47)
miarahaba anao
mafinaritrailay tantantara fa tena mampatory mihintsy ary tena mahay ilay mpanoratra io tantara io , fa mba misy tiako ho fantatra dia ity hoe izay ary no nanome io olona io fiainana raha toa ka andriamanitra maty no andriamanitra izay lazainy fa ALLA raha toa ka i ALLAh marina no tena andriamanitrany .
ny faha roa deizao hoe ALLAH ohatrany ahoana moa io Allah laziny io satria manko izao efa ireo fivavahana milaza fa mino an'i ALLAH nefa zavatra hafa kay no heveriny fa ALLAH io bedebe no fantako ka ity ranamana ity angamba de tahaka izany koa
farany izany zavatra lazainy rehetra izany ve de ananao porofo fa marina satria ny zanakolombelona misaina manko dia tsy maikinaiky faha tany fa tsy maintsy misy porofo ara-tsaina izay vao manaiky ....
raha ohatra andriananitra maty dia tsy afaka manome fiainana satria na izay aza tsy manana fahaveloma de inona no omeny anao eo .
ny tsy manana dia tsy afaka manome ..... sa tsy marina izany
(l)
aikon

20. niryna
(
14/05/2009 03:48)
aikon:hi,hi
miarahaba anao
mafinaritrailay tantantara fa tena mampatory mihintsy ary tena mahay ilay mpanoratra io tantara io ,
fa mba misy tiako ho fantatra dia ity hoe izay ary no nanome io olona io fiainana raha toa ka andriamanitra maty no andriamanitra izay lazainy fa ALLA raha toa ka i ALLAh marina no tena andriamanitrany .Atra velona hoy izy ,iza no Atra velona? kristy .Izay no ijoroany vavolombelona ao an .Fa hiaraha mahalala ny Atra telo izay iray,dia ny Ray ,ny Zanaka ary ny Fanahy masina
raha ny video ijoroany vavolombelona dia hoy izy hoe nivavaka nandritra ny fotoana maro izy ,izy rehetra ireo an,dia toy ny maka kiraro ao anaty boaty fotsiny hoy izy izany Atra izany na ilay Alla taminy satria tsy namaly vavaka ,tsy miteny aminy.fa rehefa nahafantatra an'Atra kosa izy ,rehefa nanomboka nandray an'ilay kristy izy dia nahita fahazavana nanjelatra teo aminy ary na dia tsy tian'ilay vadiny aza izany fivavahana izany ,na dia nodorany aza ny baibiny nahita fihovana taminm'ilay ramatoa ilay rangahy ary dia nanontany azy ,dia nanomboka teo koa no nanazavany azy fa i kristy no ninoany ary izy no nanova ny fiainany.Iray ao anatin'ilay video io an.
ny faha roa deizao hoe ALLAH ohatrany ahoana moa io Allah laziny io satria manko izao efa ireo fivavahana milaza fa mino an'i ALLAH nefa zavatra hafa kay no heveriny fa ALLAH io bedebe no fantako ka ity ranamana ity angamba de tahaka izany koa
Dia inona no nitranga ? nahita ny fihovan'ilay reniny ,ilay vadiny ireo fianakaviana dia nivadika nanaraka azy koa.
Tadidio fa ny baiboly no manambara fa tsy misy famonjena azontsika na iray aza raha tsy avy amin'ilay kristy irery ihany,afaka mino moa izay nomena izany teny izany ary afaka mitsipaka koa ka afaka manome ny heviny raha misy famonjena hafa fantany.
Raha olona saika amonontena no nisy nanampy azy ,nanoro zavatra azy tamin'ny fiainany ka nahavonjy azy izany dia tsy ho gaga angamba isika raha toa nivadika ny glaoby an.
Raha tsy mbola nandalo tamin'izany tokoa mantsy mety tsy ahalala,fa tsy ho voatery hisy zavatra hitranga koa anefa vao hino an'Atra ny olona iray an.
ka amin'ny olona tsy mino ilay Atra velona dia fahadalana aminy izany ary tsy maninona raha lazainao fa tsy misaina ny olona
farany izany zavatra lazainy rehetra izany ve de ananao porofo fa marina satria ny zanakolombelona misaina manko dia tsy maikinaiky faha tany fa tsy maintsy misy porofo ara-tsaina izay vao manaiky ...
Ny finoana dia tsy voaporofo ara-tsiansa fa azo porofona kosa izany ho an'ny tsirairay.Hanandrana hianao ? Tena hino azy hianao ?Antsoy ao amin'ny mangina aza izy ,antsoy ny Anarany ary dia mivavaha ,mangataha famelan-keloka,manaova fikarohana ny tenin'Atra na mitadiava olona manana finoana an'ilay kristy ka miaraha aminy ary anontanio azy daholo izay zavatra manitikitika anao ka minoa azy tokoa fa sahy milaza aminao aho,izaho izao no anisany mijoro vavolombelona ny fahasoavana nomen'Atra ahy ,dia afaka manaporofo anao izany aho izao,afaka mino hianao ary afaka tsy mino fa izany akory tsy midika hoe tsy misy porofo satria izao no efa mijoro milaza izany aminao fa misy izy ,mamaly vavaka izy ,miresaka izy ary mampianatra antsika rehetra izay mangetaheta sy mitady Azy .
andriananitra maty dia tsy afaka manome fiainana satria na izay aza tsy manana fahaveloma de inona no omeny anao eo .izay indrindra mantsy,andriamanitra maty ,andriamanitra tsy miteny,nataony daholo izay fombafomba rehetra fa tsy nahita fifaliana izy,tsy nahita fiadanana ,marina fa tsy izay angatahana dia omeny fa izay sitrapony sa mahasoa ny olona no omeny antsika.Fa mbola hafa ihany tokoa izany miaraka amin'Atra velona izany,mahay mamela heloka,tsy mamaly ratsy ny ratsy,amin'ny hafa dia lasa hero izy rehefa mamono ny fahavalony ,mitondra fitaovana hamotehana ilay olona na vohitra tsy tiany ary dai antsoina hoe maritiora izy aminy.Amin'ny kristiana dia aza mamaly ratsy ny ratsy.
ny tsy manana dia tsy afaka manome ..... sa tsy marina izany
(l)
aikon
manana avokoa isika rehetra ,tsy misy na iray aza tsy manana ,
Izany hoe fahasoavan'Atra izany no resahina eto,tsy nisy vola tsy nisy arena ,tsy nisy izay tsy nahazo izany ho marika ny fitiavany antsika fa moa ve nandray izany isika ,teo no tsy nitovy
raha vola indray no resahinao dia zavatra hafa izany satria ilaina ny vola ,fa ny fananana volabe akory tsy mahatonga ny olona iray ho hanana fifaliana velively,na fahasambarana,ireny indrindra no tsy mahazaka ny onjam-piainana dia mamono tena na misolosolo vady maro satria tsy manana fifaliana no izay koa no iiainany,manao ny tenany ambony lavitra noho ny vehivavy ,dia tsy mizy zo ny vehivavy fa mitovy amin'ny biby,sanatria ny sasany,miasa ,miasa fotsiny ary mamelona ilay rangahy indray izy rehetra ,
mety mahantra ara-bola ny hafa fa manan-karem-panahy.Manan-karena koa izy izany na mahantra aza
Izay zavatra ananao no omenao ny hafa fa tsy ny tsy ananao akory,mahay mitory teny hianao ? dia torio ny teny izao nomena anao,afafazo ny voa fa izay fotsiny no anajranao,Atra no manova ny fony ary izy ihany koa no mahalala na hino na tsia,mananan fahaizana ka afaka mizara izany ny hafa hianao ? dia zarao izany.
Aza tazomina ho anao irery izay kely nomeny anao fa zarao ny mpiara-belona ary mety omeny mihoatra aza hianao,aza eritreretina koa izany satria nomeny maimaimpoana hianao dia mizara koa maimaimpoana ,sa tsy izany ?