tetezana mangitakitaka
1. rajy
(
23/04/2009 18:14)
Izaho leroa mbola tsy nahita tetezamita misy manohitra raha tsy ity!t@ andron-zafy de tena nekem-bahoaka le izy de tafa fa ty kobo be oe natao ankeriny de zao fa mibaribary ny tena vahoaka , mampalahelo an
novalian'i tsiafoi1 ny 24/04/2009 06:11
2. ravalotgv
(
23/04/2009 18:28)
toa tsy tsony zany le hoe aleo revena @ hamafiny ao le taolana raha izao no fnadheny
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@
3. Havantsika
(
23/04/2009 18:32)
Ilay tetezana anie voatsangana e! fa ny very fihinana no tsy mety mandeha eo aminy, izy reo indray izao no te hanapoaka tetezana, sao dia marina ihany aza fa isan'ny mpanapoaka izy ireo oh i fatihita, fa navela nobaben'ny hafa ny sazy.
Ahoana moa no tsy hahazo vahana ireo olona mpanohitra ireo? nohararaotiny ny fahafahana nomena ny Malagasy voageja 7 taona, manana ny ho enti-manana izy ka na tsy hiasa 7 taoana manaraka aza izy ireo ve ho tapitra ny hareny. Aoka izay, raha ianareo tsy vonona hiampita amin'ny fanarenana ny firenena , hametra ka repoblika vaovao hampitovy lenta ny olom-pirenena, dia avelao ny hafa handeha
Isika tsy mpifahavalo, fa mpiray tanindrazana, aza potehina ny hoavin'ny taranaka. Raha izao no mitohy dia ny krizy 2002 nandritra ny 9 volana no tianareo haverina, tadidio fa tsy hahazo ny fon'ny malagasy intsony ianareo raha mbola manana toe-tsaina toy izany
Izaho anefa mino fa mbola be ny olona manam-panahy am ireo olona tsy avela hiampita am tetezana ireo ka avelao handeha
4. fijo
(
23/04/2009 19:27)
sao dia mba ny vahoaka mahatsapa ny tsy rariny kosa ireo ry havana fa ianao n osomary jamba?????
5. locl
(
23/04/2009 19:28)
O ry Havanatsika a!!!!
Ka le tetezana ange tsy mba beton fa falafa sady vita koropaka e! tsy misy assurance, ka efa hita izao fa hamono ve mbola hiampitana ihany. Ny mety dia ny mandrodana azy haingana sao hanabalaka raha misy vahiny sendra mandalo.
Fa dia voageja nanao ahoana loatra hianao nandritra ny 7 taona, fa raha ity geja vaovao ity toa zary efa 20taony no hiainana azy marina e
Sa hianao kosa namany nanamboatra ilay tetezana ka dia faly manao pub na dia hita zao fa hamono sy hahafaty aza e.
Samy mitsinjo ny hoaviny taranaka na za na hianao fa mila mba mijery ny maha-olombelony sy ny hafa ry Havantsika a! Sa aminao tena ar-dalàna be le mitifitra mpianatra sy ny olona mandoa impot, fa raha za manokana aloha dia tsy hanaiky raha ireo olona zay fahanam-potsiny ieo no hamono ahy.
Mino aho fa ny fahatongavn'ilay hery ivelany mety mba hampiova zavatra sy hampangina le basy mitatata tsy amin'antony

7. Havantsika
(
23/04/2009 19:40)
Misaotra namaly hevitra ry Locl sy Fijo, raha tetezana vita amin'ny falafa sy vita koropaka , tsy mila moyen be sy fanoherana maharitra dia rava, fa mianjera ho azy. Diniho ny teniko, fa matoa tonga am izao isika dia vahoaka liam-pahafahana eo. Tsy anjaranao no miaro an'i Dadanao, na haniry hery vahiny, fa antsoy dada hilaza ny marina, raha fanendrikendrehana azy no nisy!!!!!!!
Mety ho jamba aho, ka ampindramo ahy ny masonao raha mba raisinao ho havanao aho. fa tsara kokoa ny jamba raha hitady izay tsaratsara koa ho an'ny firenena. Izao tsy TGV, nefa vonona hiampita am tetezana aho satria rivo-baovao aloha no hitako fa mitsoaka eto am firenena.
zay tsy lesoka rehetra mila arenina daholo na iza na iza nanao azy.
Izay no izy

8. BeraMuc
(
23/04/2009 19:46)
Havantsika >>
Izaho akory tsy havanao !!!
Na izany aza mba manoro hevitra kosa hoe
a) vakio ny constituion en viguer
b) jereo ny video sy sary rehetra hatramin ny niatombohan ny crise
d) jereo ny zava-bita nandritra ny 7 taona, na an-toerana na amin ny famakiana ny rapportn ny expert international rehetra
e) avereno hatao revision ny zavatra rehetra notenin i radomelina, dia hataovy fampitaha main ny zavatra niseho sy miseho hatramin izao
Saingy izao, alohan izany hajanoniny ny rongony avy any amin i rambo,
fa raha tsy lucide tsy afaka miasa ny atidoha !!!!

10. Havantsika
(
23/04/2009 19:59)
Ho an'ny Beramuc,
tsy maninona raha heverinao sy kilasinao ho mandrongony ny tenako, tsy misy ifandraisana tokoa isika nefa samy malagasy ka heveriko fa havako.
fa ny bilan 7 ans ange raha ny rapport ny expert dia tsy misy tahaka an'i Mada e
143ème mondiale amin'ny IDH, firenena mampanakarena ny mafia sy ny matanjaka satria azo alaina mora foana ny harena eto. Mampanan-karena ny mpitondra ka higagana izao tontolo izao ny fitomboan-karenany.
Matoa nisy ny crise dia fitiavan-tenan'ny mpitondra nifandimby no nisy ka aza mitsara ambony ihany
Raiso ny andraikitra dia omeo modely mendrika izahay e
Fa mila olona hendry sy matahotra an'Andriamanitra i Madagasikara

11. locl
(
23/04/2009 20:08)
C'est pas le rang qui compte "Havantsika a", jereo fotsiny ny zava-bita e! Inona daholo kay ny critère amin'reny rang ireny laohany attribuer ny classement?????.....tsy misy mahafantatra isika, ny volan'ny maso eto Madagascar no ahafahako milaza fa nahavita be i Dada.
Tsy nisy noterena ny olona hanao grevy manohitra HAT, nentiny jugement fotsiny hoe tsy mety dia tsy mety sa aminao ny fanjakana dia inona??Ny hoe matahotra an'Andriamanitra indray, dia teny aloaka ny vava io rehefa misy tombotsoa tiana harovana....fa raha natahotra an'andriamanitraTGV !!naninona nandainga t@ ireny nanorenana ilay tetezana sa holazainao hoe lainga masina ny azy....
Tsy kilalaon-jaza ny fitondrana fanjakana

12. Havantsika
(
23/04/2009 20:18)
Nahatonga nilaza ny rang dia noho ilay olona nilaza ny rapport d'expert e! fa ny tena marina dia izay iainan'ny vahoaka azy no tena zava-marina ny amin'ny mpitondra. resaka dualité no tena nisy, misy ny tena manana, heveriko fa misy ny mendrika sy nahazo izany am-pahamarinana, fa nisy koa ny tena mahantra, ka ny kely ananany aza nesorina taminy. ny classe moyenne dia tsy hita tabilao intsony nefa ireo no miantoka ny croissance économque.
Tsy TGV no ataoko référence raha milaza fa mila mpitondra matahotra an'Andriamanitra isika fa na iza na iza hitondra voalohany NY 4ème république dia izay no faniriko mba ho hendry izy ka tsy hamerina intsony izay lesoka teo aloha.
oK

13. ravalotgv
(
23/04/2009 20:28)
TSSS IZA ANEFA NO METY ATAO EO ANKOATRAN I RA8 NA I TGV
OMEO ANARANA HOE
SNIFFF
TCHROUFF
SA RA HERY
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
OMEO ANARANA HOE
SNIFFF
TCHROUFF
SA RA HERY
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
14. BeraMuc
(
23/04/2009 20:28)
Havantsika >>
Tena tsy fanatrao tokoa hoe,
a) inona no zavatra nisy talohan ny 2002
b) tsy moramora ny mampiarina ny firenana izay voageja tamin ny lafiny rehetra nandritra ny taona 25 mahery
d) eny fa na ny toe-tsaina aza, hitako manokana fa tao aorinan ny 2002 vao hita fa mitombo ny Malgasy no mandray ny resaka asa ho zava-dehibe eo amin ny fiainana
e) Izao tsy miteny hoe tsy misy azo kianina ny fitondran i Ravalomanana. Tena misy tokoa, fa ny hitako sy tsapako dia ny tsara no betsaka sy mavesatra lavitra nohon ny tsy mety raha ny fianam-pirenena no jerena. Diniho amin ny mangarahara, fa aza jamban ny mety ho fialonana amin ny harenany
h) ny resaka fahatahorana an Andriamanitra indray, ohatra iray fotsiny ny omeko: Odon!!!

15. ravalotgv
(
23/04/2009 20:34)
BeraMuc:

tonde hitsiana fotsiny io ee hanamboarana ronono anaty tgv tena hevitra mampandroso
snifff
tchroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
16. Havantsika
(
23/04/2009 20:43)
efa miha matotra ny resatsika sy ianao zany , tena marina ny voalazanao fa be ny tsy nety 25 ans taloha ary izay mihitsy no naneken'ny Malagasy ny 1er tour de vita. satria nanantena zava-baovao tokoa isika. Kanefa ny mety nanomboka tsara daholo ny olona fa ny fiafarany no hitsarana azy. Oh iza moa no mariazy tsy nanomboka tamin'ny je t'aime à l'infini, fa divorce sy ady saritaka no niafarany.
Zaho tsy mialona ny mpanankarena fa amiko ireny no tena mijaly aza sady tsy hahatondra na fanjaitra iray hiala eto an-tany akory, fa milaza ny zava-misy fotsiny. Ny tena harena sady tsy mety potika no mateza dia tsy matériel
Ny resaka fahatahorana an' Andriamanitra dia toetra miafina ao am-po aseho ami'ny fiainana an-davanandro sy fomba fiteny na fihetsika
Misaotra niresaka androany

18. Havantsika
(
23/04/2009 21:15)
Raha dozy amin'ny ilain'ny sasany tsy hananako fa préciseo ilay dozy tadiavinao e! sao mba misy azo omena ihany
hevitra no zaraina e!
Merci
A PLUS
hevitra no zaraina e!
Merci
A PLUS
19. patrick2002
(
24/04/2009 00:59)
le izy anie efa mazava eh! Ra-8 nitetika ny hitondra an'i madagasikara mandrakizay ,ohatry ny Ratsiraka ihany ,ka izay ray tiany na maty na mitondra ,izay ihany ,
Dia mbola misy ihany ny donto mino fa 2012 Ra-8 dia hiala tsy ho president intsony ka maninona no tsy handrasana :roll: :roll: :roll:

20. tsiafoi1
(
24/04/2009 06:11)
Ka na hitondra mandra-pahafatiny aza maninona raha mahavita e. NY ASA VITA NO IFAMPITSARANA. Tsy hitako zay olana @'izany, Reine Elisabeth an'i Angleterre aza eo foana, mandroso hatrany ny fireneny. Raha izay no hampahavitrika ny olona hiasa sy hampandroso ny tanindrazany, aleo izy ho eo.