Vao2 farany amin'ny korontana androany

1. essera ( 23/04/2009 12:34)
Tena misy ilay korontana fa tsy hiteny aho akory hoe tsy misy saingy ny mahavariana dia "Izay mifanena amin'ny MPANARA-DALANA sy mpiondana" dia vizaniny tena ara-bakiteny. Izay no zavatra fanampiny any raha te hahafantatra bebe kokoa ianareo.
Rehefa tsy zaka ilay zavatra ry GROS BRAS dia ajanona fa in a ty ....
novalian'i fanou14 ny 24/04/2009 07:49
2. xxx ( 23/04/2009 12:54)
Essera a, ny ara-dalana anie izao dia ny HAT e

Rah ara-dalana ny eny ambohijatovo, koa maninona no tsy t@ Manandafy i Charles Rabemananjara no nanao passation????
Nefa samy minisitr'i Ravalomanana daholo izy roalahy ireto,

Rah mbola i Charles Rabemanjara no notazominy ho minisitra dia mety ho ekeko ihany hoe ara-dalana ry zareo satria,
Mbola tsy naheno aho, na feo na an-tsoratra nilaza fa nametra-pialana Ing Charles Rabemananjara, tsia,
Ka maninona no nanendry PM vaovao ravalo? Nefa ny iray tsy napetra-pialana akory, donc, le pM vaovao tsy ara-dalana.

Ny tokony nataony mba hilazany fa mbola ny gouvernementa-ny no mbola manjaka dia ny fanoloana ireny Minisitra ni-demissionne - ireny
3. essera ( 23/04/2009 13:10)
ra-xxx

Essera a, ny ara-dalana anie izao dia ny HAT e

Marina mihitsy izany, fa io lazaiko mpanara-dalàna io ange ny pro-ra8, izay tena tsy mifidy asiana any am zao, efa malaza be hoe ry gros bras. Manimba izay mifanena aminy any an-dalàna any. Nga tsy efa mitapy mihitsy ilay pro-ra8 midradradradra ara-dalàna nefa poizina.

Mbola tsy naheno aho, na feo na an-tsoratra nilaza fa nametra-pialana Ing Charles Rabemananjara, tsia,

Tadidin'xxx anefa nisy fotoana ange izy sy Roindefo nanao fotoana tao Mahazoarivo mihitsy e. Passation io fa tsy no-déclarer-na officiel. Lery efa nanipy gant koa.

Ka maninona no nanendry PM vaovao ravalo? Nefa ny iray tsy napetra-pialana akory, donc, le pM vaovao tsy ara-dalana.

Io ange efa mitapy lery, Tsy voafehiny intsony ny zavatra ataony fa tena mihotakotaka lery. Mivoraka e.

Ny tokony nataony mba hilazany fa mbola ny gouvernementa-ny no mbola manjaka dia ny fanoloana ireny Minisitra ni-demissionne - ireny

Izy ar les tsy hita koa ahoana moa no hoe ny firenena amerikana misy gouvernement dia ny président de la république any chine no mitantana ny raharaha. Raha tsy société miaraka amin'ny filiale izy ity koa.

4. xxx ( 23/04/2009 13:17)
xxx:

Charles anie no tsy norma, ireny sy Sylla no traître tao @ Ra8 tao
5. Mirananirina ( 23/04/2009 13:57)
ny ara-dalana anie izao dia ny HAT e

hay ve,naorina aminy fitaka sy fangalarana :(
6. penguin ( 23/04/2009 14:02)
Ara-dàlanan'ny tgvendrana dia ny barofo sy faneriterena. Tiakano tsy tiakano io izay tsy nisy izany mihintsy teo aloha. Ny korontana sy fanozongozonana ny tgvendrana mitohy mandra-pialany.
7. ronaldo09 ( 23/04/2009 15:03)
Mbola aiza ny hanjoe! Matesa daholo ty TIM vendranaaaaa!!!!
8. locl ( 23/04/2009 15:21)
TGVendrana i ronaldo09 fôpla....aza manantena tody fa tsisy io, izany tokoa ny miaramila gasy, ny vahoaka no mba sahiny, avelao hifanao @ afrikanina kely hijerena azy e
Izao ry zareo e!aza miady hevitra ny amin'izay 1er ministre aloha fa ireto CAPSAT demony be ireto no heverina izay hatao aminy
9. SIXE ( 23/04/2009 15:34)
essera:

ra-xxx

Essera a, ny ara-dalana anie izao dia ny HAT e

Marina mihitsy izany, fa io lazaiko mpanara-dalàna io ange ny pro-ra8, izay tena tsy mifidy asiana any am zao, efa malaza be hoe ry gros bras. Manimba izay mifanena aminy any an-dalàna any. Nga tsy efa mitapy mihitsy ilay pro-ra8 midradradradra ara-dalàna nefa poizina.

Mbola tsy naheno aho, na feo na an-tsoratra nilaza fa nametra-pialana Ing Charles Rabemananjara, tsia,

Tadidin'xxx anefa nisy fotoana ange izy sy Roindefo nanao fotoana tao Mahazoarivo mihitsy e. Passation io fa tsy no-déclarer-na officiel. Lery efa nanipy gant koa.

Ka maninona no nanendry PM vaovao ravalo? Nefa ny iray tsy napetra-pialana akory, donc, le pM vaovao tsy ara-dalana.

Io ange efa mitapy lery, Tsy voafehiny intsony ny zavatra ataony fa tena mihotakotaka lery. Mivoraka e.

Ny tokony nataony mba hilazany fa mbola ny gouvernementa-ny no mbola manjaka dia ny fanoloana ireny Minisitra ni-demissionne - ireny

Izy ar les tsy hita koa ahoana moa no hoe ny firenena amerikana misy gouvernement dia ny président de la république any chine no mitantana ny raharaha. Raha tsy société miaraka amin'ny filiale izy ity koa.

IZAY MAHAVOA LE MANDRAY VODIN DRESAKA.
TSY HENONAO ANGH LE TENIN RABEMANANJARA HOE TSY ILAINA AKORY ANIE ENAO RY MONJA ROIDEFO MAKATY FA HANAO VELOMA MPIARA MIASA TAMIKO FOTSINY ZA EH,TSISY PASSATION IZANY IZAY CONFIDENTIEL TAO AMBADIKA TSY HAIKO FA IO ALOHA HITA MASO.
GVT TEO ALOHA DIA RAVA ARY EFA RAVAINA SATRIA NAFINDRA T@ MIARAMILA FITONDRANA DIA RY ZAREO TOKONY NANDRAFITRA NY GVT-NY.MAMPALAHELO LE OLONA TE HAHARAKA POLITIKA KANEFA NUL BE MINTSY
10. fijo ( 23/04/2009 20:02)
mampiomehy mahamenatra ny mijery ireto tafika gasy,fa te hanao to any hita aminn'y film,nefa vahoak atsy manambasy no mba hanaovan aizany herisetra izany.henatra hoan'ny tafika izao vanimpotoana misy izao
11. fanou14 ( 24/04/2009 06:50)
hoy i fijo mampiomehy mahamenatra ny mijery ireto tafika gasy,fa te hanao to any hita aminn'y film,nefa vahoak atsy manambasy no mba hanaovan aizany herisetra izany.henatra hoan'ny tafika izao vanimpotoana misy izao
tsy manana basy hoe ? sao dia matory aza ianao io ? fa inona reny basy eny @ pro 8 be dia be ireny ? zay nahafatesana police t@ lundi ireny ? dia ny balle réelle aseho vahoaka ireny nefa balle mbola tsy nampiasaina ,dia nivoaka taiza ireny ? ny garde présidentielle zay tsy mety miverina camp sy ny fitaovana maro eny ampelatanany ? tena voan'ny maso be tsy mahita mintsy ianareo reto ka sa voan'ny fonoka ? mifohaza @ zay e
dia hoy indray xxx asa aloha na olon a1 ihany na olona maro2 izy io fa dia miova oh tanalahy foana ny fomba fijeriny Charles anie no tsy norma, ireny sy Sylla no traître tao @ Ra8 tao tadidio fa matoa ny olona efa laony dia ao raha koa ra tsy adala izy koa mbola hiaraka @ olona tsy mba mijery zay mahasoa ny vahoaka fa ny hanimba azy tanteraka ? ary matoa koa ny rahalahiny ara mpanambadiana io ) nasahy niatrika ny assise dia mbola ao raha , nesorina tao @ senat ,dia avy nalefa tany suisse , satria tsy mitovy fijery ve dia atao ireny ?? tahaka nahazo ny vadiny zay fantatra ankehitriny fa tsy miaraka aminy any afrique velively
dia hoy i sixe OLONA TE HAHARAKA POLITIKA KANEFA NUL BE MINTSY
sao dia enao aza io teneninao io ? satria après izy nisaotra ny @ fahatongan'ny PM vao2 ary efa vita t@ fihaonana voalohany ny passation fa tsy nolazaina satria miaro ny tenany izy ,tadidio fa ny an'i ra8 zay tsy mitovy hevitra aminy dia lasibatra avokoa , ianao lay isan' ny olona tsy mba mandinika sy mamankafaka fa tonga dia bla2 sady mety tsy mba ny saina loatra no ampiasaina fa ny ......na koa mety mbola zaza adolantseto asa ?
i penguin dray nilaza hoe Ara-dàlanan'ny tgvendrana dia ny barofo sy faneriterena fa zao ataon'ny milaza fa ara dalana izao moa mba inona ? fandorana fananan'olona , fanimbana zay mifanena @ny , fanaovana ny hopitaly fihefenana kanefa anie ain'olona ny ao e, raha mahazaka manino ra mandeha eny @ arabe fa tsy mandrangitra miaramila ,dia ho hita eo zay tena hery ??
12. coucou2 ( 24/04/2009 07:13)
essera:

Tena misy ilay korontana fa tsy hiteny aho akory hoe tsy misy saingy ny mahavariana dia "Izay mifanena amin'ny MPANARA-DALANA sy mpiondana" dia vizaniny tena ara-bakiteny. Izay no zavatra fanampiny any raha te hahafantatra bebe kokoa ianareo.
Rehefa tsy zaka ilay zavatra ry GROS BRAS dia ajanona fa in a ty ....

Fa hono oa ry essera iza no tena hita oe ts mahazaka lé zavatra kay? Ts ireto miaramila mamono vahoaka ve? Tsy fantatro fa anjaran'ny tsirairay no mieritreritra.
13. fanou14 ( 24/04/2009 07:49)
ka raha enao kosa aza no misy manipy cocktail dia hijanona eo enao sa hiaro ny tenanao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0482