Valinteny tsotra no nanehoany azy
1. niryna
(
21/04/2009 11:41)
Vakio ity raha mahasoa anareo,jereo ihany koa ny sary nalefanan'ny namana raha mbola tsy nahita hianareo.
Nisy resadresaka niseho tamin'iny herinandro iny.Olona iray malaza,manana fahaizana amam-pahalalana ,manan-karena,atao hoe tsy misy izay maha ory azy e.Nifandahatra tamin'ity kristiana iray izy ary dia nampiseho miharihary teo imason'ireo olona marobe nijery azy ireo ihany koa ity olona matsilo saina fa tsy misy satana ,tsy misy ny helo ,ary tsy mino an'ireo aho ,hoy izy.( hoy aho niteny anakam-po hoe :zaraiko ny namako iry)
Tsotra ny tenin'ilay kristiana: satria ilay satana no mitbitsika aminao hoe tsy misy izy dia mino azy koa hianao.Teo dia rava ny resaka,tsy nahita ho ambara intsony ilay mpanan-karena. woaou...teny tsotra kanefa dia nahatonga saina an'ity rangahy izany.
Ity iray ity indray dia isaorako manokana diamondra nizara izany vaovao izany satria tsy vao io olona io no nizara an'io hoe 23 mn na fotoana fohy nidinana tany amin'ny helo fa olona marobe.Nisy vehivavy iray koa aza nizara izany ary nadikan'ny olona amin'ny teny malagasy.Asa raha mbola misy ao amin'ny mpampiely baiboly sy ao amin'ny toby 67 ha raha toa ka manitikitika anareo ny hamaky izany boky izany fa tany aho nividy iray .
http://www.dailymotion.com/video/x7b8eu_23-minutes-en-enfer-lintegrale_webcam
Ny fahasoavan'ilay Tompo mahery ,mpanafaka antsika amin'ny fahotana rehetra anie hiambina antsika tsirairay avy,fenoy ny ampingan'Atra ny fiainanao ary trotroy hiaraka aminao antrany ny fahamarinana,lalino ny tenin'Atra ary dia ataovy mifanaraka amin'izay resahiNy ao ny lalana tokony alehanao.Matokia azy fa izy no hiarao anao sy hiambina ny dianao .Indraindray isika dia toy ny toetr'andro ny fiainantsika,ao ny orambe mivatravatra ,tsy maintsy mbola hitsahatra anefa izany ,ao ny tandrifin-drahona,mbola hazavana anefa izany,ao ny mahazo masaoandro mibalika,aza variana fa zarao ho an'ny hafa izany masoandro mibaliaka ao aminao izany,ao anefa ny toa tsy mety mazava mihitsy ny andro,aza kivy,ny finoana ilay tenin'Atra dia manampy antsika lehibe tokoa " Izaho tsy amela anao ho irery"
(l) niryna

novalian'i rakapy ny 25/04/2009 20:28
2. rakaroka
(
21/04/2009 23:29)
Dia misaotra an´i Nirina aloha nitondra vao2 mahaliana toa izao :-*
Heu...@ resaka spirituel ihany dia misy koa ny antsoina hoe "voyage Astrale". Raha matory isika dia miainga mankany @ toerana hafa ny fanahintsika mitsangatsangana any, dia misy fotoana tsaroantsika ihany ilay "nofy" , ary misy fotoana tsy tsaroana...Fa misy "hary" efa afaka mandefa ny fanahiny @ toerana hafa araka ny tiany aleha, arakaraka ny
fivoram-piaina , vatana,saina,fanahy !

4. niryna
(
25/04/2009 03:09)
rakaroka:

Hay va re e,misaotra anao nizara :-* dia ahoana izany voayage astrale izany e .Ny fantatro aloha dia ny nofy misy marina ,misy nofinofy ary misy koa nofy ririnina na be loatra ny ao antsaina sy ny zavatra ita iny dia mety mifangaroharo ao dia lasa nofy.Ao koa ny mihinan-kanina alohan'ny atory dia lasa vizaka ny vatana mandevona ilay sakafo ka lasa manofy sns maro
5. rakaroka
(
25/04/2009 19:50)
Ny "voyage Astrale" ve :?: :roll: :-w :-w :-w :-$
Sahala @ Niryna mandehandeha manao izay tiana atao, dia lasa ohatra
mitsofoka @ rubrique "ohabolana", raha atao hoe "Astre" iray izany! Dia raha te ho eto @ Fivavahana sy ny finoana koa dia "efitra kely" iray @ tontolo izany. Dia i Niryna nahafehy ny "fanaovana" izany ( mahafinaritra anie izany , mahafinaritra koa ny fitiavana mizara sady isaorana :-* :-* )
Fa reko fa misy "Maitres" afaka mandehandeha tahaka izany, ka ny vatany azony hajanona @ toerana iray fa ny fanahiny no mitsidika ilay toerana tiany aleha.

6. rakapy
(
25/04/2009 20:28)
Any amin'ny societe sasany dia rongony ,(canabis na marijuana) dia fitaovana iray haingana ahafahana manao voyage astral nefa moa voarara ny lalana no sady fady @ Xana io ka dia tsy mamporisika ny tenako.