statut de rajoelina ert ra8

1. ravalotgv ( 21/04/2009 07:08)
filohampirenena ve izy ireo?
manampahefana ve izy izy ireo ?

iza no tena izy fa tena tsy hay intsony ny fandehany

tsy i rajoelina ve izao no izy satria manana ny miaramila izy ary afaka miodina erakin ny tanana

ary tsy ra8 ve no izy fa lery koa afaka miodina eran tany afatsy eto madagasikara

ary i rajoelina ve afaka mivoaka??




novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 08:26
2. tsiafoi1 ( 21/04/2009 07:27)

Ze tian'ny vahoaka sy lanim-bahoaka no izy
3. majakely ( 21/04/2009 07:36)
ataoko fa tsy misy na iray amin'ireo no izy!!!hihihihi!¨tandremo sao miakatra eo indray ah!!! :lol:
4. ravalotgv ( 21/04/2009 07:39)
toa samy lanimbahoaka izy reo ko

snifff
tchroufff
fa ny isan ny vaoniny no tsy mitovy fahala

mooooooooool

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. tsiafoi1 ( 21/04/2009 08:26)

Aza lany andro manisa vôniny fa tsy mankaiza intsony

HAT RAVA - TGV RAVA ALETEHO AO AN-TSAINA TSARA

KELY sisa ananan'azy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2164