tsy menatra akory i roindefo dia mandainga be

1. zoam ( 20/04/2009 20:01)
tena mpandainga be mihitsy le roindefo e,nolazainy fa le police maty foatiftra teo @ lohany iny novonoiny mpanao manifestation pro ra8
http://fr.news.yahoo.com/4/20090420/twl-madagascar-ravalomanana-bd5ae06.html
novalian'i mion ny 21/04/2009 05:56
2. ifiona ( 20/04/2009 20:10)
"Le Premier ministre, Roindefo Monja, a déclaré à la presse qu'un policier a été abattu par les manifestants, ce qui n'a toutefois pas été confirmé de source indépendante."


Mahery mihitsy ty mamadibadika resaka ty a! avadibadika kely fotsiny dia lasa mivadika zavatra hafa tanteraka mihitsy! zao zany raha olona tsy nanaraka vaovao tamin'ny teny gasy dia tena hoe ireo manifestants ireo tena mpamono olona! hoe mpamono olona tokony hiaro azy! sns!

ndriii!! maninn anefa ny ampahany fotsiny no avoaka toy izao fa tsy lazaina hoe nitifitra à balles réelles ireo forces de l'ordre, 13 maratra (bilan provisoire) ary 2 no maty???

zao ve ilay hoe totale transparence!

asa re!





3. xxx ( 20/04/2009 20:14)
ny dahalo daholo ihany ary resté daholo na dia premier ministre mpanao coup d'etat aza
4. zandikely ( 20/04/2009 21:06)
TSY MISY ZAVATRA VAOVAO FA NY TEO IANY MIVERINA

NAMPITIFITRA RAVALOMANANA
NAMPITIFITRA ANDRY RAJOELINA
NANIMBA FANANA NY MPITOLON'NY TGV
MBOLA MANIMBA FANANANA KOA NY TIM

MAMPALAHELO, HAY RESAKA FIATSARAM-BELATSIHY DAHOLO, FITADIAVANA SEZA DAHOLO NY FIHETSEKETSEHANA REHETRA NATAO SY NY MBOLA ATAO ETO.

TGV=TIM = HITLER DAHOLO IANAREO REHETRA
5. zoam ( 20/04/2009 21:10)
marina fa nisy zavatra simba raha nilahatra ny tim saingy aza hampitoviana ny foza orana kosa e ,ireo efa pro
6. patrick2002 ( 21/04/2009 01:28)
Tsy menatra akory ry zoam milaza fa tsy nisy maty teo @ mpitandro ny filaminana . :oops: :oops: :oops:
7. patrick2002 ( 21/04/2009 01:33)
tena resaka zoam marina ity ! itony ilay ni manipuler-ny Manandafy t@ 1972 :{ :{ :{
8. tsiafoi1 ( 21/04/2009 05:44)

Ingahy Organes Mpiandry sandoka sy devoly mpandaiga aza tsy henatra tsy tahotra sahy manao fanambarana lainga miseho télé.
9. mion ( 21/04/2009 05:56)
ngahy Organes Mpiandry sandoka sy devoly mpandaiga aza tsy henatra tsy tahotra sahy manao fanambarana lainga miseho télé.


De ireo 17 blessés par balle koa zany de ny manif hono no nitifitra, lainga be...
MARIVO TOTOTRA , raha oe tsy nisy blessés par balle de azo ninoana ihany le lainga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007