Na iza hitifitra tsy mijanona io, MIALA HAT tgvendrana
1. penguin
(
20/04/2009 12:48)
Tsy maintsy miala ny HAT sy ny tgvendrana na hanao hitifitra sahalan'ny inona aza. Izany indrindra no ahafahan'ny hery hafa akoatry ny CAPSAT miditra. OK
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:14
2. tataka
(
20/04/2009 12:51)
Fa hilamina sy hitondra misosa ahoana moa ny tgvendrana. Tsy maintsy miala ary tsy manaiky ny vahoaka manankatoa ny ara-dàlana.
4. tataka
(
20/04/2009 12:59)
OK mila io. Avy aty Ambohitsirohitra aza misy tifitra re ka asa inona no hifandraisany amin'ny eny @ manodidina an'Anosy. Sa mitsimpona avy lavitra ?
6. BOYSGOSS
(
20/04/2009 13:10)
penguin:
Tsy maintsy miala ny HAT sy ny tgvendrana na hanao hitifitra sahalan'ny inona aza. Izany indrindra no ahafahan'ny hery hafa akoatry ny CAPSAT miditra. OK
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
NO COMMENT LESS ZANY BAINN AH !!! :-D :-D :-D
8. xxx
(
20/04/2009 13:36)
16h05 :Bilan de l’affrontement à Anosy entre militaires et manifestants: 2 morts et 2 blessés par balles.
9. molota
(
20/04/2009 13:51)
tsy maintsy resiny vahoaka ny MIARAMILA é na iza na iza!!! FRS TTS = efa resin'ny vahoaka, Eléments CAPSAT :
-Peloton spécial - Lieutenant Colonel FIDIMALALA (RAS) - aide de camp Andry RAJOELINA
-18è Promotion - Lieutenant Colonel ELACK (EMGAM/INSPECTION) - Ambohitsorohitra
-11è Promotion - Colonel RAKOTONANADRASANA Noël - ex Chef de corps 1 RFI CEM
-11è Promotion – Colonel NDRIARIJAONA André - CEMGAM
-19è Promotion - Commandant ANDRIANASOAVINA Charles (EMGAM/DLD) - Ambohitsorohitra
-23è Promotion- Capitaine RABENJAMINA Thierry
-Peloton spécial - Lieutenant Colonel FOMANA 117
-17è Promotion- Commandant RODRIGUE
-19è Promotion – Commandant LILISON - Gendarmerie Nationale /Officier adj Groupement Tsi/didy
-20è Promotion - Commandant ETOVOSOA (CPO) - Sécurité BSP
-20è Promotion - Commandant KOTO Paul (Stagiaire Ecole d’Etat-Major)
Peloton Spécial - Lieutenant Colonel SONDROTA (EEM)
-19è Promotion- Commandant SOLOFONIRINA Léon Claire (EMGAM/DDR)- OMBIMANGA
-19è Promotion- Lieutenant Colonel RAKOTOSON Jocelyn (RECAMP)
-Adjudant Major RABOANARIJAONA Léon (CAPSAT/EMIV)
-Adjudant Major ETIENNE (1RTS BI SPORTS)
-Adjudant Chef GREGOIRE (CAPSAT/CITAM)
-Adjudant RASOLONDRAZANA Rémi (CAPSAT/TAM)
-Adjudant MERMOZ (CAPSAT/CITAM Adj CDT Charles)- Sécu HAT
-Sergent Major EMILE Jacques CAPSAT/CITAM
*Colonel MAHAFINARITSY (officier suspendu)
*Commandant ABDILLAH (officier radié de l’Armée)
Eléments Gendarmerie Nationale :
-11è Promotion - Colonel RAZAFINDRAKOTO Bruno (EM GN Fort Duchesne)
-19è Promotion- Lieutenant Colonel RABE Jules
-19è Promotion- Commandant LILISON (OA Groupement Tsi/didy)
manaraka ndray ny CAPSAT

11. xxx
(
20/04/2009 14:48)
Zao kosa ve de mbola ho jerena fotsiny fa ndao daholo r`ngah atao mihinn........ izay fatina miaramila tsisy saina ireo ! Miara-mirona eeeee !!!!!
12. molota
(
20/04/2009 14:57)
Col Noel Rakotonandrasana»
Efa itanay sy azonay zao ny info momba an’i Col Rakoto nadra sànà.
Mipetraka eny Ivato eo akaikin’ny Base ivato .
Nahazo affectation disciplinaire , zay no nahatonga azy lasa tao @ capsat, fa h@ zao dia mbola mipetraka eny ivato.
Manana zanaka vavy ray 14ans mianatra ao @ Donbosco ivato, Nehemia no anarany.
Mbola manana zanaka hafa koa fa io ny renseingement azonay.
Miomana ry minisitra fa ho avy zahay miaraka @ angady sy ny arona…

13. tsiafoi1
(
21/04/2009 06:14)
NA NY RA HO HALATSAK'IREO CAPSAT HAMOTO ZANY TANY,
HAT TSY MAINTSY MIRODANA
Efa kely sisa de ho rava, MAHEREZA ry mpitolona namana