Taratasy avy @ Filoha ny...

1. Oay ( 18/04/2009 12:12)
Taratasy avy any amin’ny Pasitera Lala Rasendrahasina
Manoratra ho anareo aho ary miangavy anareo namana mba hanaparitaka izao resaka izao amin’ ny rehetra izay azonareo havaovana izany:

Ambaran’ ny AVI fa izaho no nitondra ny taratasy ordonnance avy amin-dRavalomanana manendry ny directoire militaire teo Antanimena. Nahoana no dia manao lainga marivo tototra tahaka izany Ratsirahonana Norbert sy ny AVI. Izaho aza tsy nahafantatra akory fa momba izany directoire izany no antony hivoriana tao Antanimena tamin’ iny 17 Martsa 2009 tolakandro iny. Eo am-pisakafoana antoandro amin’ ny 12.30 antoandro (17 Martsa 2009) izaho sy ny zanako no niantso ahy i Odon Razanakolona ka nanao hoe mangataka hihaona amintsika FFKM (averiko tsara amintsika FFKM) ny ONU fa misy zavatra maika ka dia ao Antanimena no fotoana amin’ ny 1 ora tolakandro. Rehefa tonga teny aho taoriana kelin’ ny fotoana nomeny dia nilaza indray izy fa nahemotra amin’ ny 3 ora tolakandro ilay izy fa mbola any amin’ ny Filoha Ravalomanana ny ONU. Rehefa tonga ny tamin’ ny 3 ora tolakandro dia akory ny hagagako fa tsy izahay FFKM ihany no tao Antanimena fa ny avy amin’ ny opposition samihafa (isan’ izany Ratsirahonana), ny Capsat, ary TGV.

Tsy nisy solontenan’ ny mouvance présidentielle kosa teo anefa!!! Teo koa ny Ambasadaoro Amerikana (izay nanao tsilian-tsofina tamiko teo andalantsara fa nametra-pialana ny Filoha Ravalomanana na dia famindram-pahefana amin’ny miaramila aza hoy izy io nataony io. Fomba mihaja diplaomatika ihany io hoy izy fa fametraham-pialana no dikany) sy Afrikana Tatsimo ary ny ONU Dramé sy hafa koa. Dia tsy tohizako intsony ny tantara fa iny nitranga iny… Koa nahoana no lazain’ ny AVI aho fa niara-niitondra ilay taratasy ordonnance iny niaraka tamin’ ny ONU sy ny Amerikana sns? Tena lainga marivo tototra izany ary misy porofo…

Ka dia ilaina ny manao démenti amin’ ny anarako avy aminareo namana, na izay fantatrareo fa afaka manao izany. Miezaka manadio tena mantsy Ratsirahonana sy ny AVI-ny fa hitany fa mitady hivadika ny tantara.

Lala Rasendrahasina
Filoha
FJKM

Vakio tsara io tenin'ny Ambasadoro ny be kintana t@ pasitera io!
2. Mirananirina ( 18/04/2009 12:24)
Misaotra amin'ny fanapa-haritahaan ry oay a
3. xxx ( 18/04/2009 12:57)
tena marina ve fa i lala rasendrahasina no nanoratra anio? ohatriny tsy mampino!, fa ny siora aloha dia misy zavatra tianizay nanoratra(namorona) hampitaina dia ny hoe nametrapialana ny filoha ravalomanana tamininy; nefa aza adino fa ny fametrahampialana dia tokony hisy fanambarana nataony ra8, fa tsy ny be kitana no hilaza anizany, dong tsy nametrapialana izy fa namindra ny fahefana hoany miaramila
4. Noue ( 18/04/2009 13:18)
xxx:

nefa aza adino fa ny fametrahampialana dia tokony hisy fanambarana nataony ra8, fa tsy ny be kitana no hilaza anizany, dong tsy nametrapialana izy fa namindra ny fahefana hoany miaramila
tena marina iio nolazainao io


5. bazylou ( 18/04/2009 14:25)
esyyyy e ry pastera fopla eeee :-D :-D :-D
6. locl ( 18/04/2009 14:38)
Fa ry bazylou ve tena milay sa efa nanao resevation any @ Losifera, hita fa victime zao pasteur
7. pikatti ( 18/04/2009 15:44)
le bazily anie efa votany loatra é, tsy mahalala zay ataony fa aza omena tsiny :-D :-D :-D
8. Noue ( 18/04/2009 16:39)
ny an'i bazylou dia tsy mba misy azo raisina zay zavatra lazainy fa dia rediredy fotsiny :^) :^) :^) :^)
9. ravalotgv ( 18/04/2009 16:43)
mamon ny môly izy ry noue ka atao ahoana
snifff
tchrooouuufffff
8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
10. Noue ( 18/04/2009 16:46)
fa grave kosa ilay fanendrikendrehana eee! tsy azoko oe fa maninona no manao an'zao ry zareo??? :evil: :^) :^)
11. Oay ( 18/04/2009 16:53)
Voalohany aloha d io vao² io d tao @ Top Mada no nahitako anazy!

Faharoa d ho antsika izay Kristianina d izao no tsarovy tsy anjarantsika ny manompa ny Ray amandreny ampanahy ary tadidio fa raha mandainga sy manao ny tsy mety amintsika Kristianina izy ireny d mahatokisa isika fa tsy ho afaka mora @ izany izy ireny eo anatrahan'Andriamanitra.

Fahatelo mbola averiko fa ny ambasadin'ny be kintana no olona farany niresaka t@ i Ravalomanana, ary ny dikan'ilay hoe tsiliontsofina d bitsibitsika, izany hoe nibitsibitsika t@ i Pastera ilay ambasadoro fa tsy nanao resaka ofisialy! fa d io kosa ny zavatra nolazainy t@ i Pasitera d ny hoe fametrahampialana mihaja!

Fahahefatra d tsy marina ny hoe "tsy nanao fanambarana i Ravalomanana" samy nahatadidy isika fa novakian'ny fiadidiana ny repoblika iny hitsivolana nanome ny fahefana feno ny miaramila iny!

Mbola averiko hoe "Ny vazaha mahay mody miady" fa d Wait and See!
12. ravalotgv ( 18/04/2009 16:54)
ka aleo manendrikendrika toy izay hizaka ny nataon ny mitadfy seza
:lol: :lol: :lol:
13. pikatti ( 18/04/2009 16:58)
aleo hiala any mitsy ny mpagalatra de zay 1point c tout! :-D :-D :-D
14. ravonjison ( 20/04/2009 07:38)
Resak' etotra io voalaza eo ambony io e .
Omaly na afak' omaly ( raha tsy diso ) i Ravalo tao Swaziland nanao conferéence de presse ary nilaza fa tsy ni-demisioner izany mihitsy izy, naveriny io, fa nambanana basy izy hiala, noho izany tsy maintsy nanavo-tena aloha izy.
Izay no nolazainy t@ telé TV5.

Aza mandaingalainga na manova resaka eo ry OAY a.
15. ralevazou ( 20/04/2009 08:08)
Tonga ndray le bazyl mitapy bé ty!
Elà lesy tokony iverina any @ kilasy té sainky mahintsiny fa manala baraka ny solaitra â! :evil: :evil: :evil:
rats zany de aza mifokafoka an reny môly reny tsony! kony an? :snif: :snif:
16. Oay ( 20/04/2009 11:32)
ravonjison:

Resak' etotra io voalaza eo ambony io e .
Omaly na afak' omaly ( raha tsy diso ) i Ravalo tao Swaziland nanao conferéence de presse ary nilaza fa tsy ni-demisioner izany mihitsy izy, naveriny io, fa nambanana basy izy hiala, noho izany tsy maintsy nanavo-tena aloha izy.
Izay no nolazainy t@ telé TV5.

Aza mandaingalainga na manova resaka eo ry OAY a.



Za tsy mandainga na manova resaka fa io d teny nentin'i Pasitera ka d tsy aiko fa Pasitera zany no mandainga satria mbola averiko fa "NIBITSIBITSIKA T@ PASITERA INGAHY AMBASADAORO FA FAMETRAHAMPIALANA MIHAJA"

Momba ny hoe "nambanana basy " d mahalasa saina ihany satria RAHA NISY NANAMBANA BASY I RAVALOMANANA D TSY AFAKA NITSOAKA TANY SWAZILAND satria ny olona nanambana basy anazy d tsy hamela anazy hitsoaka avy eo klé! ôtrany hitako hoe lainga marivo tototra ilay izy!
Jereo ny nahazo an'ilay jeneraly sy pasitera é, tonga d nentindry zalahy tany @ CAPSAT! ilay raikalahy iny moa raha tsy nisy nampitony d tonga d notifiriny teo mihintsy i Pasitera!
Izao nolazaiko raha ny zava-misy @ izao fotoana izao d lazaiko fa raha misy afaka manambana basy an'i Ravalomanana d tsy manambana fotsiny fa tonga d mitifitra!
17. ravonjison ( 20/04/2009 12:51)
Oay:

ravonjison:

Resak\' etotra io voalaza eo ambony io e .
Omaly na afak\' omaly ( raha tsy diso ) i Ravalo tao Swaziland nanao conferéence de presse ary nilaza fa tsy ni-demisioner izany mihitsy izy, naveriny io, fa nambanana basy izy hiala, noho izany tsy maintsy nanavo-tena aloha izy.
Izay no nolazainy t@ telé TV5.

Aza mandaingalainga na manova resaka eo ry OAY a.



Za tsy mandainga na manova resaka fa io d teny nentin\'i Pasitera ka d tsy aiko fa Pasitera zany no mandainga satria mbola averiko fa \"NIBITSIBITSIKA T@ PASITERA INGAHY AMBASADAORO FA FAMETRAHAMPIALANA MIHAJA\"

Momba ny hoe \"nambanana basy \" d mahalasa saina ihany satria RAHA NISY NANAMBANA BASY I RAVALOMANANA D TSY AFAKA NITSOAKA TANY SWAZILAND satria ny olona nanambana basy anazy d tsy hamela anazy hitsoaka avy eo klé! ôtrany hitako hoe lainga marivo tototra ilay izy!
Jereo ny nahazo an\'ilay jeneraly sy pasitera é, tonga d nentindry zalahy tany @ CAPSAT! ilay raikalahy iny moa raha tsy nisy nampitony d tonga d notifiriny teo mihintsy i Pasitera!
Izao nolazaiko raha ny zava-misy @ izao fotoana izao d lazaiko fa raha misy afaka manambana basy an\'i Ravalomanana d tsy manambana fotsiny fa tonga d mitifitra!



Izay no voalazan\' i Ravalo t@ telé TV5 \" Journal de l\' Afrique\", azonao jerena izany, ka raha toa izy mandainga dia olana an\' azy izany, satria izay lazainy ao dia tsy maintsy hamarinina daholo atý aoriana.
Noho izany tsy izao sy ianao akory no hifanakalo hevitra eto hoe: marina izany na tsia, mandainga izy na tsia ?

Voalazanao : \" Izao nolazaiko raha ny zava-misy @ izao fotoana izao d lazaiko fa raha misy afaka manambana basy an\'i Ravalomanana d tsy manambana fotsiny fa tonga d mitifitra! \"

Tsy lojika io voalazanao io satria raha notifirina izy dia tonga dia hita maso be hoe \" coups d\' Etats \" ilay izy, @ izay fotoana izay mety tsy hisy hanaiky an\' i TGV mihitsy . Noho izany tsy maintsy ampitahorina izy dia esorina, dia mamorona lainga na fikafika hampandriana ny vahoaka i TGV mba hilazana fa ni-demossoiner Ravalo. @ izay afaka milaza fa Ravalo no nanome ny fahefana, ka ara-dalána daholo ny zavatra rehetra.
T@ ilay conference de presse anefa dia nolavin\' i Ravalo mihitsy izany, naveriny fa tsy ni-demissioner izany izy.
Hiatano @ izany fa tsy ho moramora ny fandehan-javatra.

18. Oay ( 20/04/2009 13:19)
ravonjison:


Voalazanao : \" Izao nolazaiko raha ny zava-misy @ izao fotoana izao d lazaiko fa raha misy afaka manambana basy an\'i Ravalomanana d tsy manambana fotsiny fa tonga d mitifitra! \"

Tsy lojika io voalazanao io satria raha notifirina izy dia tonga dia hita maso be hoe \" coups d\' Etats \" ilay izy, @ izay fotoana izay mety tsy hisy hanaiky an\' i TGV mihitsy .





ravonjison a! ny lojikanao no otrany mahalasa ny saiko ka mampanontena ana ary amaetrahako fanontaniana aminao manao hoe :" Fa iza no mbola afaka miteny fa tsy coup d'Etat ny nataon'ny TGV"
D ilay lojikanao ihany koa no mbola mahalasa ny saiko ka mba hisariako ny sainao manao hoe " i Pasitera aza rangah ty nolazaina fa mpiaritsikombakomba t@ i Ravalomanana saika novonondry zalahy ka maika fa raha tena ilay notohanana (i Ravalomanana io a) no tratrandry zalahy d ataoko angamba fa maty i Ravalomanana, ary efa nolazain'i Ravalomanana anie fa raga tsy nitsoaka izy d maty é!
D enao ravonjison olona mahalala lojika, ka ny mba hisarihako ny sainao d izao lojika izao tadidio fa ny maha samy hafa ny miaramila @ olontsotra d satria izy natao hampiasa sy hitambasy izany hoe raha ny lojika no jerena d moramora ho an'ny miaramila ny mampiasa basy noho ny manambana!
Rehefa manao lojika d manaova sarisary ao antsaina d izay no ahitanao ilay lojika é!
Farany manaova fanadiadiana fa isakin'ny misy fanonganampanjakana ka miaramila no manao an'izany d ny ankamaroany maty ilay mpitondra nahongana! satria tsy misy mahasamy hafa an'ilay fanjakana mitsangana ny nahafaty an'ilay mpitondra fa d "Fanonganampanjakana ny natao na maty ilay prézidà na tsy maty izany hoe coup d'Etat"
19. ravonjison ( 20/04/2009 15:17)
Oay:

ravonjison:


Voalazanao : \\\" Izao nolazaiko raha ny zava-misy @ izao fotoana izao d lazaiko fa raha misy afaka manambana basy an\\\'i Ravalomanana d tsy manambana fotsiny fa tonga d mitifitra! \\\"

Tsy lojika io voalazanao io satria raha notifirina izy dia tonga dia hita maso be hoe \\\" coups d\\\' Etats \\\" ilay izy, @ izay fotoana izay mety tsy hisy hanaiky an\\\' i TGV mihitsy .





ravonjison a! ny lojikanao no otrany mahalasa ny saiko ka mampanontena ana ary amaetrahako fanontaniana aminao manao hoe :\" Fa iza no mbola afaka miteny fa tsy coup d\'Etat ny nataon\'ny TGV\"
D ilay lojikanao ihany koa no mbola mahalasa ny saiko ka mba hisariako ny sainao manao hoe \" i Pasitera aza rangah ty nolazaina fa mpiaritsikombakomba t@ i Ravalomanana saika novonondry zalahy ka maika fa raha tena ilay notohanana (i Ravalomanana io a) no tratrandry zalahy d ataoko angamba fa maty i Ravalomanana, ary efa nolazain\'i Ravalomanana anie fa raga tsy nitsoaka izy d maty é!
D enao ravonjison olona mahalala lojika, ka ny mba hisarihako ny sainao d izao lojika izao tadidio fa ny maha samy hafa ny miaramila @ olontsotra d satria izy natao hampiasa sy hitambasy izany hoe raha ny lojika no jerena d moramora ho an\'ny miaramila ny mampiasa basy noho ny manambana!
Rehefa manao lojika d manaova sarisary ao antsaina d izay no ahitanao ilay lojika é!
Farany manaova fanadiadiana fa isakin\'ny misy fanonganampanjakana ka miaramila no manao an\'izany d ny ankamaroany maty ilay mpitondra nahongana! satria tsy misy mahasamy hafa an\'ilay fanjakana mitsangana ny nahafaty an\'ilay mpitondra fa d \"Fanonganampanjakana ny natao na maty ilay prézidà na tsy maty izany hoe coup d\'Etat\"



OAY a :
1- ny miaramila mpanatanteraka, ny mpanao politika no tompoteny. @ itý cas misy antsika itý dia i Andry ny forongony no tompoteny, fa ny Capsat dia voavidy ary mpanatanteraka baiko fotsiny.

2- t@ ireny fotoana ireny dia mbola tsy nazava t@ vahoaka betsaka ny raharaha ( amiko dia efa nazava), satria mody nosarontsaronina fa hoe fangalam-pahefana ara-dalána.
Ny sasany tato @ serasera koa aza dia nino foana fa ara-dalána ny fandehan-javatra, ny sasany kosa nandá tsotra izao fotsiny. Izao ny sasany vao mody miaiky satria efa tsisy hialana intsony.Ianao io koa ary izao vao mody miaiky eo.
T@ ireny fotoana ireny izay mbola nafenimpenina t@ vahoaka ny toe-draharaha no nanandanja t@ TGV ny ain\' i Ravalo satria mila takalo izy ireo. Raha maty mantsy Ravalo dia tsy azo ilay takalo : fahefana ara-dalána avy @ Ravalo.
Io fahefana ara-dalána io no notsiriritin\' i TGV, kanefa tsy azony satria nolavin\' i Ravalo hatra@ voalohany, noho izany tsy maintsy nalaina ankeriny no niafarany.

20. Oay ( 20/04/2009 16:02)
ravonjison:



OAY a :
1- ny miaramila mpanatanteraka, ny mpanao politika no tompoteny. @ itý cas misy antsika itý dia i Andry ny forongony no tompoteny, fa ny Capsat dia voavidy ary mpanatanteraka baiko fotsiny.



Tsy misy ady hevitra fa ny mpanao politika no mpamolavola sy mpanome baiko d mpanantateraka ny miaramila, ny zavatra hanampiako anazy d hoe ny mpanao politika d entouré ny miaramila ambony izay manolotsaina anazy satria aoka azava fa olona iray tsy mahatondra fanjakana fa tsy maintsy misy teknisianina manolotsaina!

ravonjison:


2- t@ ireny fotoana ireny dia mbola tsy nazava t@ vahoaka betsaka ny raharaha ( amiko dia efa nazava), satria mody nosarontsaronina fa hoe fangalam-pahefana ara-dalána.
Ny sasany tato @ serasera koa aza dia nino foana fa ara-dalána ny fandehan-javatra, ny sasany kosa nandá tsotra izao fotsiny. Izao ny sasany vao mody miaiky satria efa tsisy hialana intsony.Ianao io koa ary izao vao mody miaiky eo.



Aleo azava @ i ravonjison fa hatramin'ny voalohany i Oay no nilaza fa tsy mindina andalambe i Oay satria ny fakana fanjakana atao eny andalambe d fanonganampanjakana ny anarany (Coup d'Etat)
Ny zavatra nolazaiko d hoe "satria tsy nisy zavatra hafa azo natao noho ny fanetsemantsofina nataon'i Ravalomanana d tsy maintsy nidina andalambe ny mpanohitra naneho ny heviny d iny nivadika fihetsoketsehambahoaka iny!

ravonjison:


T@ ireny fotoana ireny izay mbola nafenimpenina t@ vahoaka ny toe-draharaha no nanandanja t@ TGV ny ain\' i Ravalo satria mila takalo izy ireo. Raha maty mantsy Ravalo dia tsy azo ilay takalo : fahefana ara-dalána avy @ Ravalo.
Io fahefana ara-dalána io no notsiriritin\' i TGV, kanefa tsy azony satria nolavin\' i Ravalo hatra@ voalohany, noho izany tsy maintsy nalaina ankeriny no niafarany.



Ô ravonjison a! akaiky loatra ilay contradiction, ary mampalahelo raha olona nanao ambaratonga ambony toa anareo no manao an'ilay izy, ekeko fa rehefa manao soutenance d manao antithèse mba hanamafisana izay tohanana fa ity ataonao ity kosa d tsy mitombina satria:

_Nolazainao fa nambanana basy i Ravalomanana mba azahoana ilay fahefana ara-dalana, d enao ihany indray no milaza fa tsy nomen'i Ravalomanana ilay fahefana d raha toa ka ny lojikan'ny fankana ankeriny no jerentsika d rehefa tsy mahazo izay ilainy ny mpanao ankeriny d vonoiny ilay natao takalon'aina, eto @ ity trangantsika ity anefa d i Ravalomanana ilay takalon'aina satria izy ilay nambanana basy d ilay takalon'aina navotsotra d ny fanjakana aradalana tsy azo d mitombina ve ilay fanambanana basy na ilay fakana takalon'aina @ izany.Mba mila mandalina kely ravonjison fa aza manao lainga marivo tototra a!
_Momba ny fankana ankeriny fanjakana d aza milalao teny fa fankana ankeriny fanjakana = fanonganampanjakana = Coup d'Etat ka raha mbola mila averina aminao d efa nolazaiko ary hanenjahan'ny TIM sy ny TGV ana d ity rehefa fanjakana no alaina eny andalambe d fanonganampanjakana izay na ozy ny teny fratsay hoe coup d'Etat!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0546