Taratasy avy @ Filoha ny...

21. ravonjison ( 22/04/2009 09:21)
Oay:

ravonjison:



OAY a :
1- ny miaramila mpanatanteraka, ny mpanao politika no tompoteny. @ itý cas misy antsika itý dia i Andry ny forongony no tompoteny, fa ny Capsat dia voavidy ary mpanatanteraka baiko fotsiny.



Tsy misy ady hevitra fa ny mpanao politika no mpamolavola sy mpanome baiko d mpanantateraka ny miaramila, ny zavatra hanampiako anazy d hoe ny mpanao politika d entouré ny miaramila ambony izay manolotsaina anazy satria aoka azava fa olona iray tsy mahatondra fanjakana fa tsy maintsy misy teknisianina manolotsaina!

ravonjison:


2- t@ ireny fotoana ireny dia mbola tsy nazava t@ vahoaka betsaka ny raharaha ( amiko dia efa nazava), satria mody nosarontsaronina fa hoe fangalam-pahefana ara-dalána.
Ny sasany tato @ serasera koa aza dia nino foana fa ara-dalána ny fandehan-javatra, ny sasany kosa nandá tsotra izao fotsiny. Izao ny sasany vao mody miaiky satria efa tsisy hialana intsony.Ianao io koa ary izao vao mody miaiky eo.



Aleo azava @ i ravonjison fa hatramin'ny voalohany i Oay no nilaza fa tsy mindina andalambe i Oay satria ny fakana fanjakana atao eny andalambe d fanonganampanjakana ny anarany (Coup d'Etat)
Ny zavatra nolazaiko d hoe "satria tsy nisy zavatra hafa azo natao noho ny fanetsemantsofina nataon'i Ravalomanana d tsy maintsy nidina andalambe ny mpanohitra naneho ny heviny d iny nivadika fihetsoketsehambahoaka iny!

ravonjison:


T@ ireny fotoana ireny izay mbola nafenimpenina t@ vahoaka ny toe-draharaha no nanandanja t@ TGV ny ain\' i Ravalo satria mila takalo izy ireo. Raha maty mantsy Ravalo dia tsy azo ilay takalo : fahefana ara-dalána avy @ Ravalo.
Io fahefana ara-dalána io no notsiriritin\' i TGV, kanefa tsy azony satria nolavin\' i Ravalo hatra@ voalohany, noho izany tsy maintsy nalaina ankeriny no niafarany.



Ô ravonjison a! akaiky loatra ilay contradiction, ary mampalahelo raha olona nanao ambaratonga ambony toa anareo no manao an'ilay izy, ekeko fa rehefa manao soutenance d manao antithèse mba hanamafisana izay tohanana fa ity ataonao ity kosa d tsy mitombina satria:

_Nolazainao fa nambanana basy i Ravalomanana mba azahoana ilay fahefana ara-dalana, d enao ihany indray no milaza fa tsy nomen'i Ravalomanana ilay fahefana d raha toa ka ny lojikan'ny fankana ankeriny no jerentsika d rehefa tsy mahazo izay ilainy ny mpanao ankeriny d vonoiny ilay natao takalon'aina, eto @ ity trangantsika ity anefa d i Ravalomanana ilay takalon'aina satria izy ilay nambanana basy d ilay takalon'aina navotsotra d ny fanjakana aradalana tsy azo d mitombina ve ilay fanambanana basy na ilay fakana takalon'aina @ izany.Mba mila mandalina kely ravonjison fa aza manao lainga marivo tototra a!
_Momba ny fankana ankeriny fanjakana d aza milalao teny fa fankana ankeriny fanjakana = fanonganampanjakana = Coup d'Etat ka raha mbola mila averina aminao d efa nolazaiko ary hanenjahan'ny TIM sy ny TGV ana d ity rehefa fanjakana no alaina eny andalambe d fanonganampanjakana izay na ozy ny teny fratsay hoe coup d'Etat!






-Averiko indray , jereo ny vaovao t@ TV5 monde dia any ianao manao polemique.
- ny takalon'aina dia tsy i Ravalo mihitsy fa ny fahefana. Io fahefana io no notadiavin' i Andry.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364