milay ka!!!

1. bazylou ( 16/04/2009 18:59)
samy manana ny gvt anyizao dia aleo amin'izay zaraina roa na arivo amin'izay i mada fa efa consomé ny divorce e!! sady tsy hisy hialamaina eto an!! :-D :-D :-D :-D
novalian'i bazylou ny 17/04/2009 18:02
2. xxx ( 16/04/2009 19:02)
itony bazil tono ko tena olona tsy misaina mihitsy??? ita fa milentika i Dago mbola harovana ihany ny panao ratsy tsisy fo mihitsy[
3. pikatti ( 16/04/2009 19:23)
tsy hoe hoe tsisy fo fa olona tsy misaina ,no tsy mahazo resaka akory lebado :-D :-D :-D :-D
4. fijo ( 16/04/2009 19:28)
aleo hirediredy fa efa herinandro sisa de tsy hotazana intsony
5. xxx ( 16/04/2009 19:39)
havan'i basile boli anie bazily ity e :-D :-D :-D foza orana pur sang
6. Havantsika ( 16/04/2009 19:44)
Aza tia miaro ny tsy azo arovana fa aleo misaina sy mieritreritra tsara
Sokafy ny maso, henoy ny feo mandeha ary hamarino tsara fa tsy lavitra ny tena marina ny ratsy nataon'i Dadan-drizareo. Andao hanova famindra ka hiara hanamboatra ny làlana ho an'ny taranaka fara-mandimby dia isika rehetra no tena milay ka!!!
Misaotra e!
7. fijo ( 16/04/2009 19:46)
miela ery aloha ny mpanongam panjakana ,fa izany no loza mitatao amin'ny firenena
8. pakopako ( 16/04/2009 20:02)
Ze19 mois ve d tsy andrinareo anefa nareo milaza tia tanindrazana, lazaiko anareo fa maro koa ny olo tsy tia an-dra8 anie @zao fa tsy azo lazaina fa vahoaka jiaby io Ambohijatovo io d tsy ho afapo koa ny ankilany d ahoana nareo mba efa milaza ara dalana ihany d tokony ho andrasana ny io fepotoana sady @ zay raha mbola mamimbahoaka i Ra8 @io d miverina ny mandat fa tsy ze 2 taoana sisa any
9. pikatti ( 16/04/2009 20:07)
pakopako fangah io leity misy andrasana zany a, io efa mirodana an-toerana io ve tsy hitanareo é, tena fitondrana fakofako :-D :-D :-D
10. fijo ( 16/04/2009 20:08)
pakopako e,ameo gobity kony lehiroa ,fa mangidy hat ty e.

ny aradalana manafo tsy mambela rah atsy manjary zany e
11. pikatti ( 16/04/2009 20:18)
hita hoa lesy rafijo,tsy manjary maty io ry pakopako tsy mijanona eo a
12. pakopako ( 16/04/2009 20:25)
Ny ahy zany lehiroa fitiavatanindrazana no tsonjoviko fa tsy fitiavan'olo toa an'laisany efa nambarako io fa nareo koa mahita olo vory tonga mitsena ny TGV erakan'ny Faritany zay lalovany zany d nareo gaga ka ny tiko lazaina mba ahtongavantsika any @ filaminana d anjaran'zay lany manaraka eo ny mitsimpona an'zay nanao fahotana mahafaty teto dago, za ndraiky tsy mahay na fitondrana fakofako io na fitondrana inna fa korazy fô :-D
13. pakopako ( 16/04/2009 20:27)
Ny ahy zany lehiroa fitiavatanindrazana no tsonjoviko fa tsy fitiavan'olo toa an'laisany efa nambarako io fa nareo koa mahita olo vory tonga mitsena ny TGV erakan'ny Faritany zay lalovany zany d nareo gaga ka ny tiko lazaina mba ahtongavantsika any @ filaminana d anjaran'zay lany manaraka eo ny mitsimpona an'zay nanao fahotana mahafaty teto dago, za ndraiky tsy mahay na fitondrana fakofako io na fitondrana inna fa korazy fô :-D :-D:-D
14. Noue ( 16/04/2009 20:29)
pakopako:

Ze19 mois ve d tsy andrinareo anefa nareo milaza tia tanindrazana, l
iza no ahandry zany 19 mois zany ee ??? harosoy fotsiny ny fifidianana dia ho hita eo eee !! nahoana no hiandry 19 mois? hamenohana ny paosiny??? satria ny saosy efa lany nividianana ireo capsat??


15. pikatti ( 16/04/2009 20:34)
Noue hita hoa fa tady hameno paosy le io ,fa tsisy an'zany eo ,izy no te handany vola @ reo kaposaty reo
fifidianana ihany 1point c tout!!!
16. KALACK ( 16/04/2009 20:50)
samy manana ny gvt anyizao dia aleo amin'izay zaraina roa na arivo amin'izay i mada fa efa consomé ny divorce e!! sady tsy hisy hialamaina eto an!!


tena tonga de voatifitra ze miseho be saina manangana gvt voalohany eo , ny aina no manefa , sarotra hajaina loatra ka aleo tonga de ny puni faratapony no omena ze miana kendry eo
17. pikatti ( 16/04/2009 20:54)
inona leity zay punition nataonareo kaposaty teo fa reo foana ny vahoaka a,nga vitan'izay bevavan'elah eto ty kalack :-D :-D :-D
18. KALACK ( 16/04/2009 20:58)
raha mifanena amiko ialahy ry pikatti ka fantatro de tsarovy fa ho taperiko aminialahy ny chargeur-ko
19. pikatti ( 16/04/2009 21:01)
elah olona mitsoka anah foana ,hay chargeur tsisy bala ,bala rora hoatran'i TGVendrana
20. ravalotgv ( 16/04/2009 21:02)
TSY MISY FIFIDIANANA HONO FA LANY NY VOLA DE TSY MISY HANOME SATRIA RA8 SY TGV SAMY TENDANKANINA

DE ALEO ETSY AMI METRO ETSY ANALAKELY NY BIRAO VAOVAO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0548