milay ka!!!

41. pikatti ( 16/04/2009 22:04)
=))=))=)) ka elah maika loatra , aza mikorapaka hoa :-D :-D :-D
42. xxx ( 16/04/2009 22:06)
raha vao i wiwi izay no misafoka dia efa hirodana ny hat izay
43. pikatti ( 16/04/2009 22:12)
mazava ho azy io mantsy no manao toutoukely ato , zay ataon'ny TGVendrana de oui oui oui ,zay no nahatonga le anarany , ataovy ps anelah koa lesy io oui oui io a, mba betsaka lisany tgvendrana @ zay :-D :-D :-D
44. BeraMuc ( 16/04/2009 22:22)
Ny tsy ara-dalana tsy tokony hiandrasana fotoana mihintsiny
Ny famerenana ny ara-dalana dia tokony ho laharampahamenha ny mananjo rehetra
Ny fanonganampanjakana dia fanosihosena ny firenena, ny lalampanorenana ary indrindra indrindra ny zo ny vahoaka
Hatramin ny black monday 26 jan, dia latsaka an-davaka lalina dia lalina ny firenena
Ny fanimbana vita volana vitsy izay dia tsy ho viaharina raha tsy taona maromaro
Tsy maintsy vita min ity taona ity ny referendum na election anticipe
Ary tsy maintsy tsaraina in Andry TGV, raha tsy tapaka lalandra na hataoni Chantaigner bagage a soute mialohan ny fotoana !!!
45. pikatti ( 16/04/2009 22:40)
tsy mankaiza eo io ka tsisy bagage @ soute zany io fa eto tsika mahita azy ,aleo tsarain'ny vahoaka fa namono azy tsinona
46. bazylou ( 17/04/2009 00:01)
hita mihitsy hoe faikan'olona le tim and co!! tsy mahagaga moa raha voky abobo daholo ry lerony , !! ny lohany aza lasa nisolelaka any amin'ny maizina!!! beuuurrrk!!
Asa mba hanao ahoana izany gvt sy ny lohany misy elanelana 1000 km!!! asiana mabizy angamba io non ???
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
47. xxx ( 17/04/2009 07:03)
dondrom-belona marina le tgvendrana araka ny anarany ihany klé,tsy hitanelah ve zava misy zao sa efa tara saina be elah zany é :-D :-D :-D
48. ravonjison ( 17/04/2009 12:55)
BeraMuc:

Ny tsy ara-dalana tsy tokony hiandrasana fotoana mihintsiny
Ny famerenana ny ara-dalana dia tokony ho laharampahamenha ny mananjo rehetra
Ny fanonganampanjakana dia fanosihosena ny firenena, ny lalampanorenana ary indrindra indrindra ny zo ny vahoaka
Hatramin ny black monday 26 jan, dia latsaka an-davaka lalina dia lalina ny firenena
Ny fanimbana vita volana vitsy izay dia tsy ho viaharina raha tsy taona maromaro
Tsy maintsy vita min ity taona ity ny referendum na election anticipe
Ary tsy maintsy tsaraina in Andry TGV, raha tsy tapaka lalandra na hataoni Chantaigner bagage a soute mialohan ny fotoana !!!



Izay mihitsy ry BeraMuc a , marina ireo voalazanao ireo.
Tsy maintsy miala io fanjakana nalaina ankeriny io, ary tsy maintsy aroso ny fifidianana na referendum.
49. bazylou ( 17/04/2009 18:02)
de andao hifanala ary eeee!!!! :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0559