Maso reraky ny soudure

1. xxx ( 16/04/2009 13:02)
Saro-pady tokoa ny maso. Ireny mpanao soudure ireny na dia manao solomaso aro aza dia tsy maha-aro ny setroka akory iny solomaso iny fa mahazo ny maso hatrany ka mampatonga izany harary.
Inona no tokony atao raha mararin'ny soudure ny maso?
novalian'i sarobidy ny 16/04/2009 13:15
2. sarobidy ( 16/04/2009 13:15)
Raha marary tsotra ohatra oe arerahana na zavatra hafa ôtry ny mba haiko fa ity soudure ity no tsy mbola fahitako kouh :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2034