mihetsika ianareo ry miaramila fa hoavy i dada e

1. sadeky ( 15/04/2009 11:03)
13H00 : Dans une conférence de presse, le ministre des affaires étrangères du swaziland Lutfo Dlamini a indiqué que la Sadc travaillait pour la réinstallation de Marc Ravalomanana à la présidence de l'Etat malgache, en accord avec l'Union Africaine.

novalian'i andrywui ny 16/04/2009 16:43
2. ifiona ( 15/04/2009 11:09)
enga anie mba tsy hivadika adibe izy ty :cry: :cry:
3. xxx ( 15/04/2009 11:21)
efa ampy kotrana be hono ny capsat,izay nandalo teny soanerana dia nahita f'efa mikotrana mafy ry lerony,ary ireo fitaovana DCA efa napetraka ao @ capsat miaraka 3 orguesattaline(tafondro maro vava)
4. mion ( 15/04/2009 11:25)
efa ampy kotrana be hono ny capsat,izay nandalo teny soanerana dia nahita f'efa mikotrana mafy ry lerony,ary ireo fitaovana DCA efa napetraka ao @ capsat miaraka 3 orguesattaline(tafondro maro vava


orguesattaline zany efa nilaozan'ny toetrandro, basykely sy lance rocket efa harafesina ve ? ôtran'ny oe atody hiady amam-bato
5. TWING ( 15/04/2009 11:34)
mety misy volontaire hitondra basimborona ve zao raha tena poince io
6. Mirananirina ( 15/04/2009 11:36)
efa ampy kotrana be hono ny capsat,izay nandalo teny soanerana dia nahita f'efa mikotrana mafy ry lerony,

xxx a,tsy misy commando na 1 aza.hahaha,
la Sadc travaillait pour la réinstallation de Marc Ravalomanana à la présidence de l'Etat malgache, en accord avec l'Union Africaine

rariny sy hitsiny izany,aleo hiasa ny SADC ;izay halandry tgv isany hahahaha :) :) =D> =D> =D>
7. xxx ( 15/04/2009 12:06)
Raha ny fijeriko azy , vitsivitsy ao amin`ny CAPSAT ihany ireto Mpioko nahazo vola ireto ka raha ireo no maitrisé dia milamina .
8. bazylou ( 15/04/2009 12:25)
tandremo ary sao ho diso fanantenana arye!! :-D :-D
9. BOYSGOSS ( 15/04/2009 13:21)
bazylou:

tandremo ary sao ho diso fanantenana arye!! :-D :-D

"L'espoir fait vivre l'imbecile" ka aza aty alou ngah no mteny zany fanantenana zany f'zay tsy imbecile tahaka ny TGV diso fanatenana ka lasa nanao coup d'etat militaire.
Ny hanay efa siora fa miandry ny higadonany.
Farany, efa t@ 1960 anie ireo fitaovan'ny tafika malagasy ireo eh, ary t@ andron-dRatsiraka ireo no novidiny ka anisany nampahantra ny gasy.
Miakara eny soanerana dia jereo fa marque sovietique sy frantsay ireo.
Ary ilay tank netina teny Ambohitsirohitra dia aleoko lazaina amin-drangah fa iny tsy misy munition tsony ary tsy mipoaka satria efa tratran'ny usure
10. Noue ( 15/04/2009 13:27)
oatran'oe mahita olona torakovitra zany aho mahita enfin, mandre oe ho avy Ravalomanana! de toute façpn anie izy no president eee! tsy ni-demisiona izy fa mbola azy io toerana io , lanim-bahoaka ka tsy hitako zay olana @ fiverenany
11. Oay ( 15/04/2009 15:17)
BOYSGOSS:



"L'espoir fait vivre l'imbecile" ka aza aty alou ngah no mteny zany fanantenana zany f'zay tsy imbecile tahaka ny TGV diso fanatenana ka lasa nanao coup d'etat militaire.
Ny hanay efa siora fa miandry ny higadonany.
Farany, efa t@ 1960 anie ireo fitaovan'ny tafika malagasy ireo eh, ary t@ andron-dRatsiraka ireo no novidiny ka anisany nampahantra ny gasy.
Miakara eny soanerana dia jereo fa marque sovietique sy frantsay ireo.
Ary ilay tank netina teny Ambohitsirohitra dia aleoko lazaina amin-drangah fa iny tsy misy munition tsony ary tsy mipoaka satria efa tratran'ny usure




Boysgoss a! sans vouloir m'immiscer dans votre conversation et si j'ose le dire vous n'étes pas en mésure de nous dire au jour d'aujourd'hui avec certitude que Ravalomanana atterira à Madagascar à tel jour et à telle heure! Toute fois vous ésperez que toutes les conditions soient réunies pour que sa venue soit possible. Ainsi je vous pose la question à qui est la phrase "L'espoir fait vivre les imbeciles" est-elle bien appropriée?
Ozy boysgoss "Ny anay efa miandry izay higadonany">>>ka rahoviana ary ilay andro malaza!



12. fijo ( 15/04/2009 21:02)
ary ry oay sy ri bazy toa koditra izany miresaka e,nefa anie ianareo no "prezida" ny HAT e
13. xxx ( 15/04/2009 21:59)
hoavy dada e efa mangovitra ry tgv sy cemgam fopla ,efa mikarakara ny valize ry tgv :-D :-D :-D
14. fijo ( 15/04/2009 22:02)
hisokatra indray ny hotel"ambassade "ao akaikin'ny peugeot
15. xxx ( 15/04/2009 22:15)
ntso nanjaka tapany ohatrany radama2 eh tsy hita poapoaka avy eo .tsy hita tany anaty larousse akory :-D :-D :-D
president teny @ sisiny touche
16. andrywui ( 16/04/2009 16:43)
Aleo ho avy ho hita e!! sady bebe koa no ilaina hameno toerana ao Tsiafahy !! fa efa nivoaka tao aby ny olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0201