Tohin'ilay resaka mivatambatana/fahalalan-tsaina/pudisme

1. ikaretsaka ( 14/04/2009 16:02)
Anisan'ny nanaovan'ny namana ao ambadika ao fanamarihana moa ny momba ny tononkira mivatambatana.
sy hoe "manafintohina" sy 'mamoa fady hono izy ireny"

ka mba lasa eritreritra ihany ahako raha sendra nandeha nijery musee androany maraina:

ny momba ny sary vongana sy ireny sary hoso-doko misy mahakasika fitanjahana ireny no tiako holazaina (David, Julien pisseur, le cupid kely, nahaterahan'i venus sns...) dia nilaza moa ilay guide tao @ musee hoe ny ankamaroany t@ ireny art ireny fahizay dia teny @ toerana public no nisy azy: izany hoe natao ho hitan'ny besinimaro
--> tsy nisy resaka fanafintohinana

nafindra musee ireny taty afara: natao ho hitan'ny besinimaro koa, fa tsy nafenina satria nampiseho fitanjahana!
Mbola misy @ ireny sary ireny no mbola eny ampovoan-tsena be no misy azy


dia ny tiako hanontaniana dia hoe t@ vanim-potoana inona ny kolotora no tena lasa saronkenatra tampoka, sy nanasongadina sy nandrara ilay "mamoafady"
nefa ireny aza tsy rarahiana?
novalian'i milamm ny 03/07/2009 12:36
2. soanja ( 19/04/2009 16:32)
Ny fahitako azy ry Ika dia tamin'ny fotoana nisian'ny fivoarana ara-indostria satria ny kolontsaina no niova mihitsy ampifanarahana ny vokatra sy ny fisian'ny kilasy ambony sy kilasy ambany. Ny Elite moa tamin'izany dia nitrandraka tokoa ny Romanticism ka izay dia mifangaro ao ny fomba fiakanjo sy ny fomba fiaina. Tamin'ireny fotoana ireny koa no nangotraka ny fanjanahan-tany sy ny fakana tanin'olona ka dia izay vaovao avy any anefa dia milaza fa DIA na sauvage ny olona ary ny sary dia ampiseho fianjahana tokoa. Teo no nisongadina ny teny hoe "sivilizasiona".

Io fotoana io dia ny taonjato 18th sy ny 19th voalohandohany.

Ity no mety mahalaza azy tsara:

In practice, culture referred to an élite ideal and was associated with such activities as art, classical music, and haute cuisine.[4] As these forms were associated with urbane life, "culture" was identified with "civilization" (from lat. civitas, city). Another facet of the Romantic movement was an interest in folklore, which led to identifying a "culture" among non-elites. This distinction is often characterized as that between "high culture", namely that of the ruling social group, and "low culture." In other words, the idea of "culture" that developed in Europe during the 18th and early 19th centuries reflected inequalities within European societies.[5]

Wikipedia.
3. milamm ( 03/07/2009 12:36)
Misy fahamarinany na tsy feno aza ny voalazany Soanja nefa na tao amintsika aza dia nahitana kolotsaina any atsimo Androy raha tsy diso aho @ alalany taozavatra,sary sikotra ny fisiany erostim malagasy ,nipoitra avy any @ reny toerana ireny fa tsy voatery avy @ sivilizasion tandrefana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2173