MPANDAINGA BE LE DJ HA HA HA

1. pikatti ( 13/04/2009 19:38)
Jornal télévisé t@ TF1 édition 20h
ozy le dj hoe 70% ny Malagasy tanora avokoa ary zay no nametraha ny ho aviny @ prezidà tanora
misandoka ny nofidina ndray le TGVendrana ,lany le saosy fa opération séduction ndray é, goaka eo elah le kely endaka ty =)) =)) =)) =))
2. xxx ( 13/04/2009 19:40)
capsat no 0,0001% nifidy le TGVendrana é :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 13/04/2009 19:45)
tena miséduira ny renimalala ndray zany lery io ,kinkina ny caisse fa omeo vola hono izy,ka tsy vitan'izany fotsiny io fa mila mivoaka mada izy mangataga nefa mailo sao mirepla R8 ,sady ny be kintana mbola tsy manaiky an'io coup d'état io
maty aho TGV
4. rakaroka ( 13/04/2009 19:56)
Manahirana ihany tokoa aloha ny fahatanoram-piheverana , ary ny tsapako fa "olana" dia ireo ekipa goaika antitra zatra mpilalao firenena manodidina an'i DJ ?...'ngamba tsy ahatakatra ny manjo ny vahoaka na tsy handraharaha izany mihitsy ireo fa ny tombontsoany ftsn ihany! Ny sakafo nampidinina tsy vahaolana loatra fa ny tsy "fahampiana" @ ankapobeny aza dia vao miha manampitrotraka ny efa tsy fahampiana hatrizay ! ....
Mba loza 'ty manjo ny firenena! :x :cry: :cry: :cry:
5. Noue ( 13/04/2009 20:03)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) fa hadinony ny nilaza oe olona efa antidoza sy goaika daholo ny membres ny haute autorité de TRAHISON :-D :-D :-D :-D :-D
6. ifiona ( 13/04/2009 20:08)
http://tf1.lci.fr/infos/jt/0,,4350422,00-le-journal-televise-du-13-avril-2009-20h-.html dia manomboka eo @ 20 min 46 eo ilay izy


Remarques:
- manao débardeur ra-Mialy dia lery costard cravate... dia lé hoe "bon appétit chérie" koa milay e :lol: hitako ery jacques chirac milaza amin'i bernadette hoe bon appétit chérie eo imason'ny caméra.


-"c'est l'aîné qui m'a dit: alors Papa, tu es le président de la République maintenant alors?"
==> oui mon fils fa tsy lazainy azy hoe mila fifidianana anie ty zavatra ty vao président e.

-hozy ra-Mialy hoe: "ça m'a beaucoup inquiété.. énormément, parce que les choses se sont passées très vite"
==> tsy efa zatra an'izany ve ra Mialy e? f'inn fotsiny no maha tgv an'ny vadinao, ôtran' vao omaly koa nareo vao niaraka lé

-lazaina hoe nouvel homme fort de Madagascar, le plus jeune dirigeant d'un Etat africain, misy fotoana ary ilay mpanao gazety milaza hoe président...

Dia hoy fotsiny aho hoe dia mitandrema isika mpiray tanindrazana fa tedavin'ny Frantsay "legitimizena" tsikelikely ity fanongam-panjakana ty.

Porofon'izany dia i TGV irery no tena omena sehatra eo, "on lui donne l'occasion de justifier son acte", mody atao hoe action très discutable, sns, be blabla fotsiny nefa avela hiteny ihany, fa indrindra tsy NANAO interview an'ireo légalistes ilay mpanao gazety, tokony mba natao an'izay mantsy oe miteny ny lafiny iray dia avela hiteny koa ny lafiny iray. Lé fomba fi-présentén'dry lerony an'ilay izy mantsy toy ny hoe "dia mivavaka sisa no ataon'lé légalistes", dia efa mitaratra amin'izany ny hafatra tiny hampitaina zany.
7. Noue ( 13/04/2009 20:12)
hitako ery jacques chirac milaza amin'i bernadette hoe bon appétit chérie eo imason'ny caméra.
zaho mba gaga akia ifiona aaa !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. salopard ( 13/04/2009 20:16)
ary ny goaika MUGABE ny sadec sy ny goaika khadafi ny UA hono, samy goaika ihany tsy aleo goaika gasy no ilaina conseil,

sa ahoana hoy ianao, ireny mbola mitazona tsara ...

tsy mila dopazy....sy viagra...
andramo dia ho hitanao ....
tsy ampy dôzy aloa e
snif..., tchouf...
9. pikatti ( 13/04/2009 20:20)
slt ifiona sy Noue ,be paika le frantsay é, aiza zao ny droit de réponses @ zany ,raha mbola tsy manaiky ny ua sy ny be kintana tsy makaiza io é,
tena resa-jaza le izy ,papa moa prezidà o :-D :-D :-D :-D
10. pikatti ( 13/04/2009 20:41)
sly rakaroka reo hoe vary lazaina nampidinina tony anie ny eo @ village fotsiny é, fa ny fanambarana mahenika ny Nosy dia aiza zay vary sy menaka nidina teo
Masak'elah TGVendrana fa miala ny goiga antitra ,voafandrika ndray , vendrana elah nasainy nanao ny salle boulot fa ry lerony no hinana ao, iza ntsony ny hiverina @ reny tsy mety voky reny é,mialà daholo :-D :-D :-D :-D
11. rakaroka ( 13/04/2009 21:12)
[quote=pikatti]
sly rakaroka reo hoe vary lazaina nampidinina tony anie ny eo @ village fotsiny é, fa ny fanambarana mahenika ny Nosy dia aiza zay vary sy menaka nidina teo
Onena aho iresahan'ny namana ato @ sera ny manjo azy any aza ! gravy fa mananontanona bbbbe ny tsy fisiana , kivy ny olona maaaro, aiza ny lalan-kombana?...sns . Marobe anefa rizareo no mangataka fanamiana tsy hary ho arako !...Ouffff, aia aia!
:oops: :oops: :oops: :cry: :cry: :cry:



Masak'elah TGVendrana fa miala ny goiga antitra

Azoko an-tsaina tsara mihitsy fa izy no lasibatra fantatry ny olona , nefa
ireto goaika no tena "fositra"!
voafandrika ndray
dia tsy afa-bela mihitsy e, dia lany olo-manga ve sanatria no tsy mahita afa-tsy ireo ?...

iza ntsony ny hiverina @ reny tsy mety voky reny é,mialà daholo :-D :-D :-D :-D

Koa raha dinihina efa teo foana ireo, dia inn aza ny zavatra "concret mbô vitany afa-tsy ny fitadiavana ny "tombotsoany manokana foana"?
Tsy ao anaty ran'ireo mihitsy anie izany tombontsoam-pirenena !

12. pikatti ( 13/04/2009 23:53)
Noana ny Malagasy é ,zay tsy te halala zay any an-tranony any !!!ny fantatray dia ny politikan 'ny kibo ihany é,omeo sakafo zay !omeo sakafo zay !
13. pikatti ( 13/04/2009 23:55)
tsara trano nareo ,tsara vady nareo ,tsara sakafo nareo fa rangah ty zaraina samy hajakana a :-D :-D :-D
14. vale ( 14/04/2009 00:12)
dia lé hoe "bon appétit chérie" koa milay e
:-D :-D tena tsy niomehy indray aho raha tsy iny!! :-D :-D :-D :-D :-D
15. ralevazou ( 14/04/2009 05:45)
ôsy é! :^)
efa manomboka lany fioka lé tézévendrana léty é!
de mamadibadika lela eo aloha sô mba mety tafavoaka iany le kopisoroka =)) =)) =))
zany ve no lazaina fa roa taona aho é siviambefolo volana aho é!
vo hafiriana aza efa mitady fika de LAINGA sisa andresen dahatra vahoaka ^:^ ^:^ ^:^
samy maita eo ndray tsika é! :-@ =D> =D> =D>
16. Oay ( 14/04/2009 06:17)
ifiona:


Remarques:
- manao débardeur ra-Mialy dia lery costard cravate... dia lé hoe "bon appétit chérie" koa milay e :lol: hitako ery jacques chirac milaza amin'i bernadette hoe bon appétit chérie eo imason'ny caméra.



ifiona a! efa tsy Chirac tsony ny prézidà any Frantsa fa Sarkozy d i Carla ary nandefasan'i lery SMS fonafona!
D zandray mahita hoe:"moderne le couple" d c'est mignon le mot d'amour!

ifiona:


-"c'est l'aîné qui m'a dit: alors Papa, tu es le président de la République maintenant alors?"
==> oui mon fils fa tsy lazainy azy hoe mila fifidianana anie ty zavatra ty vao président e.



io ndray zany d mba otran'ilay hoe "nalaina sary tao ambany latabatra tao @ bureau ovale ny zanak'i JFK"!

ifiona:


-hozy ra-Mialy hoe: "ça m'a beaucoup inquiété.. énormément, parce que les choses se sont passées très vite"
==> tsy efa zatra an'izany ve ra Mialy e? f'inn fotsiny no maha tgv an'ny vadinao, ôtran' vao omaly koa nareo vao niaraka lé



io ndray kosa aloha d tena nahatonga saina hoe "roavolana d vita ny coup d'Etat é!" tsy nisy nanampo an'iny! iny moa efa nazavaiko fa ny naingana be anazy d satria noteren'ny be kintana i Ravalomanana hametraka ny fitondrana t@ miaramila!

ifiona:


-lazaina hoe nouvel homme fort de Madagascar, le plus jeune dirigeant d'un Etat africain, misy fotoana ary ilay mpanao gazety milaza hoe président...

Dia hoy fotsiny aho hoe dia mitandrema isika mpiray tanindrazana fa tedavin'ny Frantsay "legitimizena" tsikelikely ity fanongam-panjakana ty.

Porofon'izany dia i TGV irery no tena omena sehatra eo, "on lui donne l'occasion de justifier son acte", mody atao hoe action très discutable, sns, be blabla fotsiny nefa avela hiteny ihany, fa indrindra tsy NANAO interview an'ireo légalistes ilay mpanao gazety, tokony mba natao an'izay mantsy oe miteny ny lafiny iray dia avela hiteny koa ny lafiny iray. Lé fomba fi-présentén'dry lerony an'ilay izy mantsy toy ny hoe "dia mivavaka sisa no ataon'lé légalistes", dia efa mitaratra amin'izany ny hafatra tiny hampitaina zany.



io indray d efa nazavaiko fa "vazaha mody miady ny tandrefana" tadidio fa nandritra ny 6 mois rehefa avy nanao fihanianana tetsy Imahamasina i Ravalomanana t@ 2002 d tsy nisy firenena nankatoa fa ny be kintana mois de juillet 2002 vao ni-reconnaître ny fitondran'i Ravalomanana.

Farany ny eto Madagasikara izao d efa azo lazaina fa mifandanja tsara ny filazambaovao ka inn no hirarahiantsika izay fampilazam-baovao any frantsa any! ao afrika atsimo zao d Ravalomanana mahazo sehetra be, fa inn rarahian'ny Malagasy an'izany!
Ny etsy Ambohijatovo d mitohy.
Araka ny feo mandeha izao d hoe efa misy resaka ambadika hifanaovan'ny ekipa Ravalomanana sy Ratsiraka ka i Khadafi no mpanelanelana d hitanareo amizany fa mbola lavitra ny lalana aleha!


17. bazylou ( 14/04/2009 07:32)
vive tgv !!!!
18. Mirananirina ( 14/04/2009 07:59)
Ka tsy azonareo anie ilay izy e:Tanora daholo ny gasy ,fa tsy misy tratra antitra de maty daholo
19. sipagasy ( 14/04/2009 08:23)
Mirananirina:

Ka tsy azonareo anie ilay izy e:Tanora daholo ny gasy ,fa tsy misy tratra antitra de maty daholo



an3 kosa e!!! tsy izay ny tiany lazaina fa hoe tanora ny mponina ao @ ilay firenena ary tsy mahagaga 'lol) raha tanora koa ny eo @ fitondrana, sa efa goaika antitra daholo indray ny mponin'i Madagasikara @izao?????? valio kely hoe!
20. ifiona ( 14/04/2009 08:34)
Oay:


ifiona a! efa tsy Chirac tsony ny prézidà any Frantsa fa Sarkozy d i Carla ary nandefasan'i lery SMS fonafona!
D zandray mahita hoe:"moderne le couple" d c'est mignon le mot d'amour!



fantatro zany ry Oay a! za aty an dafy ndray ve no ataonao hoe tsy mahalala an'izany e!

dia ny modelin'i Sarkozy ndray ve zao no "mignon"??? ye mignon tokoa ilay manambady dia misabarady a! dia mijangajanga dia tonga dia mivady amin'ny sipa hafa an! tena milay mitsy! manambady dia misarabady in be da be zany zao ny modernité an?

ka zao! tsy ny adalan'ny Sarkozy akory no atao anatra ho antsika! nga raha ataon'i Sarkozy izy ty dia hoe mety avokoa???



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0925