MPANDAINGA BE LE DJ HA HA HA

21. Oay ( 14/04/2009 08:46)
ifiona:



fantatro zany ry Oay a! za aty an dafy ndray ve no ataonao hoe tsy mahalala an'izany e!



Azafady fa za tsy nahalala hoe any andafy any ifiona ka! Sambatra kosa nareo tsy miaina ny fahorianay eto! kanefa d misaotra anareo koa aloha fa d mafana fo ianareo @ fitadiavana vahaolana ho anay aty é!

ifiona:


dia ny modelin'i Sarkozy ndray ve zao no "mignon"??? ye mignon tokoa ilay manambady dia misabarady a! dia mijangajanga dia tonga dia mivady amin'ny sipa hafa an! tena milay mitsy! manambady dia misarabady in be da be zany zao ny modernité an?

ka zao! tsy ny adalan'ny Sarkozy akory no atao anatra ho antsika! nga raha ataon'i Sarkozy izy ty dia hoe mety avokoa???



Ka za kosa ngaha niteny hoe ilay fanaon'i Sarkozy no atao é!
Fa za @ mahaolombelona ana d mahafatifaty wa ilay naheno ny tenin'i Andry Rajoelina t@ vadiny d izay no tiako lazaina!


22. KALACK ( 14/04/2009 09:50)
Pikatti mpandaing b s mitenten fon elà ,,, az ampifandraisnlà amnol kaf ah r lety f za mannn n mah iz ah ,, fa rah t hiresk amk manokn elà de manaov dinik manokn ahitanlà anzan tgv zan ,,, f avelao n band hirepl milay fotsn ,, okay ben a,,
23. andrywui ( 14/04/2009 10:22)
slt pikatti petit !!!! salama elà ?? inona ndray ty hadalanlàh mampitovy zahatra amin'ny lakana ty letsy ??? zao elah invité ndrakalaky hikozy aminy manokana ony raha tena lehilahy !!!! dia ahoana ??? sahy ve elah sa hilenti-belona any foana !!!
24. xxx ( 14/04/2009 14:36)
teo i pikatti nilentika tany reto fozaorana reto eo mody be vava fotsi ny eo ,ataon'i pikatti mirehitra eo ny fitombenana :D
25. nancy ( 14/04/2009 15:24)
Mba nahita an'iny emission iny koa ny tenanay e.
Ny conclusion dia ZERO ZERO ZERO ilay couple Rajoelina.
Ny fisehosehoana hoe za prezida foana no aderadera....nefa POAKATY.
Ilay mpanohana azy koa moa no vendrana. Tsy misy manana raison akory fa dia manohana fahatany fotsiny...

xxx:

teo i pikatti nilentika tany reto fozaorana reto eo mody be vava fotsi ny eo ,ataon'i pikatti mirehitra eo ny fitombenana :D



26. Mirananirina ( 14/04/2009 15:37)
Hoy i Mirananirina:

Ka tsy azonareo anie ilay izy e:Tanora daholo ny gasy ,fa tsy misy tratra antitra de maty daholo




an3 kosa e!!! tsy izay ny tiany lazaina fa hoe tanora ny mponina ao @ ilay firenena ary tsy mahagaga 'lol) raha tanora koa ny eo @ fitondrana, sa efa goaika antitra daholo indray ny mponin'i Madagasikara @izao?????? valio kely hoe!

Sipagasy a;tsy misy antitra hoa,fa maty daholo ny akamaroany,donc tanora daholo isika.Ary tsy mandà ny hatanoran'ny gasy aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.575