Ra8 = TGV (tohiny)
1. Mio21
(
12/04/2009 14:32)
Tanteraka ny kajikajy politikako, tanteraka ny faminaniako.
Lohahevitra niaingana :
Samy mpitantana orinasa, samy tsy olonantoko, samy nanangana haino amanjery, samy nirotsaka ary samy lany Maire.
Ravalomanana : nahay naka ny fon'ny vahoaka dia nirotsaka tampoka tsy nampoizin'ny Fitondrana nisy t@ zany fotoana izany sy lany Filoha, satri olom-baovao sy nalaza teo @ firoboroboanny orinasany ary nahitana fahombiazana teo @ fitondrana an'Antananarivo renivohitra.
Andry Rajoel : olom-baovao, nalaza teo @ naha TGV azy sy ny firoboroboanny orinasany, ohatran'ny efa fantapantatry ny mpitondra ny mety hisianny halatahaka teo @ làlana nodiaviny ka mety handrombaka ny ho Filoha atsy ho atsy. (ny tsy fantatra aloha h@ zao dia hoe misy mpanao politika ve ao ambadikany)
Raha tena izay no tanjon'ny Andry TGV, hanaiky anzany ve ny TIM izay mety ho efa manomana ny azy ny dieny zao ihany koa, ireo antoko mpanohitra koa samy mbola te hiverina eo @ fitondrana?
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m494fc94775c21 ny fampitahana teo aloha.
Fampitahana farany :
Resy ny filoha teo aloha (ingahy Ratsiraka), niakatra Ravalo, rariny loatra raha nenjehina sy nosaziana ireo mpanodinkodina fananana sy volam-bahoaka tao anatin'ny fitondraningahy Ratsiraka (Ingahy ratsiraka, ingahy Pierrot Rajaonarivelo, ...), nitsoaka sy tsy tafa-petraka teto antanindrazana intsony izy ireo ary efa fantatra ny miandry azy raha mody antanindrazana.
Mba azonao vinavinainy ihany koa ve ny zavatra mety hitranga @fotoana tsy maha eo @ fitondrana intsony an'ingahy Ravalo ?
Fampitahana tohiny :
Nanao autoproclamation teny Mahamasina Ra8 t@ fotoan'androny, io koa fa nanaraka TGV.
Io fa nitsoaka ihany koa in'ingahy Ra8 sy ny fahareseny, nosimbaina sy norobaina ny fananany tahakan'ny nahazo an'ingahy ratsiraka t@ fahareseny ihany koa, tsy fantatra aloha raha efa nisy nitsoaka nanondra-tena any andafy na tsia ny ekipan-dRa8 fa fampitahana moa no resahitsika eto.
Inona indray ny manaraka ?

novalian'i pikatti ny 12/04/2009 22:30
4. pikatti
(
12/04/2009 14:49)
arodano any io fa vao firy volana dia mivarotra ,de inona fa tsy ny fianakaviany no varotany eo ny hafarany ,R8 efa firy taona no naika hanao an'izany sady tsy hoe tsisy vola toa izao ny tanàna ,tsisy hitovizany zany é
5. rapresi
(
12/04/2009 15:10)
ny résultat jerena re e:Ra8=7/10 ary tgv 1,5/10 fa tsy 0 akory a ;-) ^^
6. pikatti
(
12/04/2009 15:17)
omeo isa kely marina fa sao hamono tena ao ,iza no mahalala ,capable mivarotra tanindrazana zany anie mahavita mamono tena ,sady tsy voalohany io tentative suicidaire io :-D :-D :-D
7. Mio21
(
12/04/2009 15:21)
pikatti : efa t@ 06/04/08 io dinika io no narosoko teto, tsy mbola nisy olana akory teo @ ingahy Ra8 sy TGV, ny tiko ambara dia tokony ho fomba fijery politika no ijerena ny zava-misy h@ zay sy @zao fotoana izao ary ny mbola ho avy fa tsy entanin'ny fo @ fandrangitana misy etsy sy eroa, ny mpitondra sy ny mpanohitra manao politika ary tena milalao avo lenta tokoa fa ny vahoaka marary fo.
Mirananirina : teo @làlana nodiaviny arapolitika no fampitahana nataoko fa tsy @mahaRa8 azy fotsiny na @mahaTGV azy fotsiny. Ianao ve mieritreritra fa vola tsy omby paosy no nanaganan-dRa8 ny MBS mialohan'ny nirotsahany ho filoha? Torak'izany koa TGV. sns ...

8. Mio21
(
12/04/2009 15:27)
azo arodana tokoa io fitondrana misy eo io, fa @fomba ahoana? pression avy any ivelany ve? efa niainana an'Ra8 koa izany t@ izy vao niakatra teo, maro ny firenena tsy nanaiky sy tsy nankatoa ny autoproclamation nataony teny Mahamasina t@ fotoan'androny fa nisokatra tsikelikely ihany, dia iaraha-mahita eto indray ny @ty fitondrana tetezamita ity ...
10. Mio21
(
12/04/2009 15:49)
ho an'ny Admin eto @serasera : Nahazo famindram-po avy t@ filoha HAT ny gadra politika, tsy mba misy koa ve famindram-po avy aminareo ho an'ireo izay voasakana arapolitika teto? Malaelo an'Jeankely aho fa hahatsiarovako azy ity dinika ity. Tsaroako foana ny soratra famerimberiny teto ho an'ireo namana tsy nitovy hevitra taminy manao hoe "Raiso ny fitondrana fa aza mimenomenona eo...", aiza izy @zao fotoana izao fa tanteraka ihany koa ny teniny?
11. ifiona
(
12/04/2009 20:24)
Mio21:
Fampitahana tohiny :
Nanao autoproclamation teny Mahamasina Ra8 t@ fotoan'androny, io koa fa nanaraka TGV.
Io fa nitsoaka ihany koa in'ingahy Ra8 sy ny ]fahareseny ..
Tsy miombon-kevitra aminao aho amin'io satria t@ 2002 dia resaka fifidianana no nifaninana, ary hita fa resy tamin'ny isam-bato ny filoha teo aloha. Dônky, raha mbola tsy misy ny election, dia tsy afaka hilaza mihitsy enao hoe resy sa tsy resy. Ny tiako lazaina eto dia samihafa ny situation t@ 2002 sy tamin'ity indray mitoraka ity, eo @ fotony mihitsy, dia ny fisian'ny fifidianana.
Tsy ny fangalana an-keriny ny fitondrana amin'ny alalan'ny miaramila ary indrindra indrindra TSY MISY FIFIDIANANA akory no atao hoe fandresena. Sinon, c'est une victoire volée. Tsy halatra eo imason'ny filoha teo an-toerana fotsiny fa halatra indrindra eo imason'ny malagasy maro an'isa izay manana zo hifidy ny filohany.
15. Mio21
(
12/04/2009 21:25)
iIfiona : ekena io fanazavanao io, na izany aza dia samy autoprolamation no ilazana azy. Film t@ iny nataon'ingahy Ra8 iny ihany no nalain'ingahy TGV tahaka.
16. pikatti
(
12/04/2009 22:30)
kobo elah ry KALACK=andrywui
Mio21 io angaha mila zavatra firy zany rodana ho azy ary no maika ,efa tsisy tahiry ve tsy ho rava ho azy , ny vahoaka efa maneno daholo ,masaka elah ry TGVendrana :-D :-D :-D :-D
Mio21 io angaha mila zavatra firy zany rodana ho azy ary no maika ,efa tsisy tahiry ve tsy ho rava ho azy , ny vahoaka efa maneno daholo ,masaka elah ry TGVendrana :-D :-D :-D :-D