K'aiza tgv aaa ! mijaly ny vahoaka eee !!

1. Noue ( 10/04/2009 10:44)
lozanareo miady seza ao fotsiny ve ee ?? ny gadra maloto casier no hamenohana ny tanana !! ny analfabeta sns ??

« La crise en est aujourd’hui à son troisième mois ; nous avons constaté ses répercussions sur la sécurité alimentaire des foyers. Nombre des familles les plus vulnérables sont tout simplement incapables, dans les circonstances actuelles, de procurer suffisamment de nourriture, d’eau potable ou de soins à leurs enfants », a ajouté M. Maes.

mila vola plus de 35,7 millions de dollars « pour empécher la dégradation de la situation humanitaire », aiza tgv eee !! ohatrinona dolara moa ny vola lazainy fa hananany ??

enganie ka raha hisy io fanampiana io mba tsy hiditra am-paosin'haute autorité de TRAHISON handohavana ny karaman'ny mutins :evil: :evil: :^) :^) :^)
novalian'i Noue ny 10/04/2009 19:54
2. xxx ( 10/04/2009 10:46)
Noue ane ozy Oay ny mametaka afisy hono no mety aminao sady tokony hisy anao amzao very seza izao ianao fa tsy mety aminao tsony ny politika ,,, ka ahoana ry Noue , vonona ve ,, fa misy betsaka ho apetaka ao amin'ny TGV ao ,,
3. KALACK ( 10/04/2009 10:48)
hi hi hi !! NOUE e!!!!!! AFFICHEUSE !!! hi hi hi
4. essera ( 10/04/2009 10:56)
M. Maes ve tena miaina eto Mcar. Satria rehefa tena alalinina io zavatra io dia tsy généralisé (valala + mpilaza mahay) fa mba miaina ihany ny vahoaka na tsy hoe tena miaina be tanteraka aza.

Noue, mba valio hoe ity,

La crise en est aujourd’hui à son troisième mois


ary ahoana izy tamin'ilay 2002 tena 7 mois mihitsy.
5. xxx ( 10/04/2009 10:59)
Kay !!!! mahamay sofina mihitsy Noue kely ato zany

:*
6. KALACK ( 10/04/2009 11:07)
Alao lety hahamay sofina mutsy fa manao vavan'ny very seza fotsiny le Noue io aa,, efa hoe ho ataon'i Oay mpametaka afisy izy ,, omena asa mbola be vava be eto iany alao ahamay sofina eo
7. essera ( 10/04/2009 11:08)
colleuse d'affiche ka
8. xxx ( 10/04/2009 11:14)
Tena vizan'ndry lerony ato Noue letiéé ,, Aoka les zay izy a! aleo izy hitsangana amzay fa firy lahy be reo kosa ve laisany hifandimby aminy eo les na de mafy aina otran'inona aza tsy ho vizana fon ny farany aa
9. xxx ( 10/04/2009 11:29)
aza dia asiana mafy kosa noue e,efa manomboka mirediredy ny tgv dia tsy hitany intsony izay resahina.
Ny menaka nagalarina sy le vary nangalarina efa kely sisa nefa ny mpokina manomboka tsy faly na ireo milaza azy nanohana an'i tgv aza,aleo aloha fahaizina kely ireo vahoaben'i tgv 15.000 raha be indrindra,
:-D :-D :-D
10. xxx ( 10/04/2009 11:31)
INoue hanaovandr lerony angaredon io alou esorina tao amovoany tao fa mipotsaka eo io ny farany
11. Noue ( 10/04/2009 11:35)
hita mahintsiny fa tsy olona matotra no tgv mpamaly ato! ilaozana zay afiche ve no hirediredena klet'ieee ! izaho nga tgvendrana mpametaka affiche ?? aza avadika ny rasa eee !! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. KALACK ( 10/04/2009 11:35)
Aoka ary zay ry lerony fa aleo izy handé amzay fa petsabe loatra a,, lena izy fa aleo handé ee,,, ampy zay natao azy zay ,,, ha ha ha
13. essera ( 10/04/2009 11:52)
xxx:
Ny menaka nagalarina sy le vary nangalarina efa kely sisa nefa ny mpokina manomboka tsy faly na ireo milaza azy nanohana an'i tgv aza,aleo aloha fahaizina kely ireo vahoaben'i tgv 15.000 raha be indrindra,
:-D :-D :-D

Io izany ilay affirmation gratuite no tadiavinareo. Teny antsimondrano zao ohatra dia jiolahim-boto TIM be tsotra izao no namaky an'i France PUB. Iza no tsy mahalala an'izany eny amin'ny tanana misy an'io société io. Raha hividy ianareo dia manantona eny fa mbola manana entana ireo bandy ireo.
Fa nareo moa sarotra azavaina zavatra be. Azavaina eo amin'ny 8 heures le izy dia azonareo farany ao anatin'ny 8 secondes.


14. Oay ( 10/04/2009 12:12)
xxx:

Noue ane ozy Oay ny mametaka afisy hono no mety aminao sady tokony hisy anao amzao very seza izao ianao fa tsy mety aminao tsony ny politika ,,, ka ahoana ry Noue , vonona ve ,, fa misy betsaka ho apetaka ao amin'ny TGV ao ,,


XXX a! naninn ary no naverina ny tenin'i Oay fa tsy atao ny fanaporofona fa mpametaka afisy sy trakta i Noue toa izao ny porofo:
1°Jereo ny lohahevitra apetrak'i Noue fa na:
_Misy fehezanteny nosorotana t@ teny frantsay : ireo fehezanteny d efa voasoaratr'olona avy any ambadika any fa mpametaka ny anjaran'i Noue!
_D jereo daholo ny lohahevitra mipetraka eto raha tsy ny an'i Noue ihany no misy an'ireny sary ireny.
2°Jereo koa raha tsy misy an'ilay hoe jereo eto ny hevitra apetrak'i Noue!
3°Aiza ianareo no mba mahita an'i Noue ka hoe mba miady hevitra izy fa tsy mandrangitra ny ataony d miala!
Noho ireo zavatra nolazaiko ireo no mahatonga ana miteny hoe mpametaka afisy ny tena marina moa d mpametaka trakta é i Noue.
Zao lazaiko anareo "Rien ne se crée tout se transfome"
Azavaiko t@ andro taloha d @ alina no apetaka ny trakta teny @ rindrina, d ny mpametaka trakta tsy ny mpanoratra fa olona hafa mihintsy d amizao fotoana izao indray d efa aterineto ny rindrina d misy ihany koa izany ny mpametaka afisy é!
Sady mbola averiko fa efa voazara ny andraikitra d ny olona toa ndry noue tsy hahavita betsaka hafa tsy ny mametaka afisy fa dada any andapa no mpanoratra!
15. Mirananirina ( 10/04/2009 12:32)
Io izany ilay affirmation gratuite no tadiavinareo. Teny antsimondrano zao ohatra dia jiolahim-boto TIM be tsotra izao no namaky an'i France PUB

Aleo kosa aloha hazava ny tantara fa ireo mpandroba na taminy tgv,na taminy TIM dia jiolahiboto,mpanendaka,fa tsy mpanao politika mihitsy.Ny any ampaosiny no jereny,mety misy ordi na imprimante azo alaina ao an.
16. gasmlay ( 10/04/2009 13:54)
misy namako anao spekitakla, sô de mbô afaka i noue ametaka afisy sy anao pub kely? tsara ny karama! :@ :@
17. Oay ( 10/04/2009 14:11)
gasmlay:

misy namako anao spekitakla, sô de mbô afaka i noue ametaka afisy sy anao pub kely? tsara ny karama! :@ :@


gasmlay a! Tandremo fa za no nanokatra ny mason'ny mpisera fa 'i Noue d mpametaka afisy noho izany d ana zany ny brevet fa za no nidécouvert an'ilay talenta an! d ny droit d'auteur aza adino fa ana an! ka raha mikandra tampoka any aminareo any Noue ka tratrako tsy manome ny anjarako d toriko an!Tsiky d ampy é!

18. Noue ( 10/04/2009 14:37)
na dia efa zoma masina aza androany dia mbola mirediredy foana ianareo ! ndana mibebaka fa tena tsy ho avotra eee !!
19. xxx ( 10/04/2009 14:47)
petsa ndray i Noue ato kléé ,, tena zany no tena oe hataondry lerony selection ny sipa lééé ,, aoka les izy zay ry zalah fa lena be loatra ,, sao tsy afaka mody ,, petsa izy eee,, ha ha ha
20. Noue ( 10/04/2009 16:18)
mampalahelo ireto tgvendrana oa eee !! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052