K'aiza tgv aaa ! mijaly ny vahoaka eee !!

21. Oay ( 10/04/2009 16:30)
Za kosa aloha ry XXX d tsy jiolahimboto ny TGV ka hoe anakapoka andranambavy Noue zany klé!
22. andrywui ( 10/04/2009 17:11)
ayayayaya !! inonnn ko ty resaka ty eee !!
23. rapresi ( 10/04/2009 18:49)
petsa ndray i Noue ato kléé ,, tena zany no tena oe hataondry lerony selection ny sipa lééé ,, aoka les izy zay ry zalah fa lena be loatra ,, sao tsy afaka mody ,, petsa izy eee,, ha ha ha Miverina ery ambony

bay tany la rehefa vendrana be,miaraka aminy akama la,fa ataoko..................
I Noue no tena izy ato e
24. fijo ( 10/04/2009 19:01)
i tgv nanakarama olona tamin'ny 26 janoary hamaky trano .i odia niarahan'ny rehetra nahafantatra,ary na ny radio antsiva aza dia tsy sahy nanafina izany
25. Noue ( 10/04/2009 19:45)
k'ita fa izy daholo anie no nanao an'zany ee ! voavidiny vola daholo !!! ny tena blèm dia ireo jiolahimboto voakarama!! asa re oe mba misy saina ve ireny jiolahy ireny fa dia mahafaly azy ve ny fahitana zao potika rehetra zao??? :^) :^) :^) :^)
26. fijo ( 10/04/2009 19:50)
ka bandy efa zatra miain aao anaty tanana korontan aireo,tsy olan aaminy izany,fa ny vahoak an otsy zatra izany
27. Noue ( 10/04/2009 19:54)
dia ho hitany eo zany kooo ! zao ny tantsaha sy iza koa moa ee?? efa nampilaza mahintsiny oe tsisy mandoha hetra zany satria , nahoana moa no handoha hetra koa ry zareo raha handohavana ny karaman'ny capsat sy ny mutins??? lery koa anie nilaza fa be vola ee ! bah qu'il se demm :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1686