tsy mbola nisy ohatr'ity teto antany e!!

1. bazylou ( 10/04/2009 09:15)
-Prezda nidemissionne dia manendry PM indray avy eo no sady nilefa sy nanao tour du monde amin'ny maizina!!!
Asa inona no mba ao antsain'i lery ????? bref lojika gasy e!!
- De hanao gvt sy handray ministera koa hono i lery!! tssle , dia amin'ny saina tsy miangatra ve dia hijanona amin'izao ny tgv miampy frantsay ????
- manara dalana koa anie ny eny amin'ny faritra iva naohana an'i tgv e!!!
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 22:38
2. eightman ( 10/04/2009 09:19)
oka izay le tsy fisainana wa !!
-Prezda nidemissionne dia manendry PM indray avy eo no sady nilefa sy nanao tour du monde amin'ny maizina!!!

Tsy nisy ny démission fa passation'ny plein pouvoir no nisy noho izany dia mijanona ho filohan'ny repoblika izy!!!
- De hanao gvt sy handray ministera koa hono i lery!! tssle , dia amin'ny saina tsy miangatra ve dia hijanona amin'izao ny tgv miampy frantsay ????
- manara dalana koa anie ny eny amin'ny faritra iva naohana an'i tgv e!!!

Atao izay mety ho an'ny firenena fa zay tsy hamela tgv eo amin'ny firenenay izany e!!! mbola misy ny ady vo resy fa tsy misy resiresy fotsiny tsy migany zany eo e!
3. xxx ( 10/04/2009 09:27)
marina izany rabazy an
coup d'etat no natao dia lazaina fa izany no safidiny vahoaka
dia izany no dradradradraina re tany ho re danitra eto,f'angaha tsy mandeha tsara izao fitondrana izao toa mimenomenona sahady e,ny vary efa morabe,ny menaka morabe ,ny 50millions dollars hoavy...)izao dia efa soloina akama daholo ny poste cle rehetra banky, hopitaly,fampianarana,miaramila,polisy,zandary
minoa ahy ela rabazy fa tsy aharitra io :-D :-D :-D :-D :-D
4. bazylou ( 10/04/2009 09:28)
dai ho hitanao eto ary fa tsy hisy hiala eto e!! zany guerre civile izany koa anie efa ao e!!
NY Passsation = demission , fa naninoa ary izy no nanao passation ?? NAninona no tsy nijanona teo ihany raha milay be???
TSy mahafeny ny afo natsangany le8 dia nidemissionne e!!
Jereo tsara fa ity taona 2009 ity dia tsy hisy filaminana i Madagasikara.
TSy misy prezda fa lehiben'ny HAT koa anie!!!! hay nao ve le hoe "HAUTE AUTORITE DE TRANSITION????""
IZany le atao heo prezda le8 , sady mpamboly sy mpifoka rongony gaigilahy no mpitsoaka adidy ; satria tsy lehilahy fa V................
Soa ihany fa teo tgv!! mitetika ny hanjaka mandrapahafatiny izy sy ny fianakaviany!!!
VIVE TGV :-D :-D
5. essera ( 10/04/2009 09:31)
Atao izay mety ho an'ny firenena fa zay tsy hamela tgv eo amin'ny firenenay izany e!!! mbola misy ny ady vo resy fa tsy misy resiresy fotsiny tsy migany zany eo e!

ka ny herijika handresenareo mihitsy wa no tena efa marefo. Sarotra be zan mi-présider à distance izany fa ny président izany aza vao misy korontana ao amin'ny fireneny ka na any amin'ny sommet izay alehany ohatra dia MODY, MODY HAINGANA.
6. bazylou ( 10/04/2009 09:34)
ka lery anie hona manan telecommande e!! sady izy tsy nidemissionne fa nanao pique nique fotsiny!!!! loool
7. locl ( 10/04/2009 10:04)
hihihi, matohotra indray fa efa akaiky ny fiverenen'i Dada an! tsy nahomby le bodongerona TGV, ho hita eo @ zay rehefa manao electionisika e!
Mba malala menatra fa aza manaonao foana hoatry ny natao tao Befelatanana, f'anga ty izy kialalaon-jaza ka tendritendrena amin'izao mba hahazo toerana.
Tena loham-boto ny TGV
8. KALACK ( 10/04/2009 11:06)
Asaivo miditra eto toko i dada leretsy fa miandry azy ny vahoakany a,,, indrindra ny ato amin forum ato ,,ka tongava dada mody ato atrano fa masaka ny lohomby a,, sao de noana ianao any ,, tongava eee,, tongava dada ,, midira ary mahazahoa avarapatana fa karakaraina tsara ianao ,,, malalaka be ny trano fa vao nilaozan'ny Jly Fidy
9. pikatti ( 12/04/2009 22:38)
KALACK = andrywui tsy mbola fetsy tsara elah zany ,mba sérieux lesy fa tsy kilalao akory ny politika ,resa-jaza :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107