VERY HEVITRA NY TIM RY PENGUIN FA TSY METY DAOL ZE ATAO

1. KALACK ( 10/04/2009 09:09)
Hita mihitsy fa tsy misy mety ze strazia rehetra ataon'ny TIM , asa na le mpanomana (protocole) ao amindry zalah ao no tsy mamely na le olona kony ko no efa tsy te hanova intsony fa de oe aleo rangah TGV fa reo aloh no efa eo a!! fa de ataon'ny TIM daoly zao zavatra mapmé rehetra fa ehééé ,, atao indray irokatra fa éhhééé,,, iany ,,tsaratsara angamba mipetrak amzay ry zareeo de miandry ny farany sy ny rariny fa toa efa misosa tsara le Fanjakana a,, lazao le sefonareo ato xbebe hevitra iny fa rano andamosin'ny gisa oe ze hetsika sy mapmé rehetra kasain'ny TIM hatao ,,, tsis fanantenana tsony ,,, mamangy amin'ny fahoriana foan hoy ra- andrywui zay ,,,ha ha ha
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 22:35
2. essera ( 10/04/2009 09:27)
Efa mihakely koa ny vatsy am lé tsy hita izay fika ampidirana ny famatsiam-bola ny tolona avy any ivelany (ra8).
tsy maintsy miditra any am seranana tsy misy mpandeha any lisany ampidirana famatsiam-bola fa kobo be raha vao mandeha voie normaly
3. bazylou ( 10/04/2009 09:32)
efa lany daty le tim e!! ny lohany aza nilefa any amin'ny maizina
4. essera ( 10/04/2009 09:46)
Penguin, tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto les e. Tsy misy mangidy ts voatelina izany fa andao hifampidinika fa mitombo anie ny taona e.
sao d le volombava be ataonareo ao amin'ny sary io efa mivadika fotsy botsika vao taitra nareo.

:-D :-D
5. andrywui ( 10/04/2009 10:44)
Ory aho !!! tena ory aho !! mahatsiaro tena ory anéé aho ry reto mahatsiaro ny ny fahorian'ireto zanako nialaozako aty antany lavitra aty io ee!! ory aho oaoooo eéééé !!!
6. KALACK ( 10/04/2009 10:50)
Natao le famoriambahoak ka nitsifotr ,,, ho ampiesonina tamle SADC tsy namely iry ny vahoaka de mbol nitsefotra ,, nangalarin'ny TIM dahol ny volampanjakana tao am bank ,,, tsy mbola nampihotsona ihany ,, finganina isak'izay mitady hietsika fa eo ihany eee,
7. penguin ( 10/04/2009 11:16)
Fa taiza amin'ny tany misy an'elah isany an-dafy io no misy Fitondrana TGVendrana tsy mahay na ny mameno ny governemantany aza ? Sa izany no nianaran'elah isany an-dafy sa avy aiza izany tsy any @'ny maizina izany ? Mba menatra f'aza mifaly nefa tsisy zava-bita satria ny fakana trano dia azo nohon'ny tosika CAPSAT saingy ny asa porofoy raha mandeha.
8. essera ( 10/04/2009 11:31)
Fanahy iniana no tsy hanendrena an'io Minisitra io ho an'lisany (Suspension de décision). Ary ny faniriako manokana izao dia tsotra dia tsotra.
Aza omena an'ireo biby tsaonjo maitso manga (tiko) ireo ny poste clé fa potika ela fataka kely a. Amorony ministera tsy misy ilana azy mihitsy raha ilaina izany. Ohatra hoe : ry Yvon R ataovy minisitra ny ady amin'ny rivo-doza satria io tsy maintsy misy isan-taona. Rasolomaso eo ambojatovo omeo sg any amin'ny ministry ny gidro any oh.
9. KALACK ( 10/04/2009 11:39)
Mba menatra f'aza mifaly nefa tsisy zava-bita satria ny fakana trano dia azo nohon'ny tosika CAPSAT saingy ny asa porofoy raha mandeha.


ora-penguin a,, natory tsar ve enao halina ry namana aa,,, fampandrosoana inona alo no azo hatao zao vao manomboka zao ee,, ny vola rehetra tao aza nopehanareo tao daholo ko fampandrosoana ahoana aloha fa ze viita amze vola kely sisa navelanareo tao no ampandehanana ny asa tokony hatao ,,, espece de voleur ,,,, laisany ndray no be vava oe aiza ny fampandrosoana eéé sy ny sisa ,,,, gisa mangala ketsa ,!
10. penguin ( 10/04/2009 13:04)
Klacknikov vava tsisy hafa amin'ny TGV mandeha rora ihany. Toa elah no TGVendrana LAIGAM-PANDEHA koa.
11. andrywui ( 10/04/2009 14:29)
hoy i kalaky

ora-penguin a,, natory tsar ve enao halina ry namana aa,,, fampandrosoana inona alo no azo hatao zao vao manomboka zao ee,, ny vola rehetra tao aza nopehanareo tao daholo ko fampandrosoana ahoana aloha fa ze viita amze vola kely sisa navelanareo tao no ampandehanana ny asa tokony hatao ,,, espece de voleur ,,,, laisany ndray no be vava oe aiza ny fampandrosoana eéé sy ny sisa ,,,, gisa mangala ketsa ,!


marina kosa les zany ry penguin a!!!! fa nagalarinareo daholo tkoa ve ny volampanjakana de manao gisalahy homanketsa ndray nareo eo ee !! avereno daholo marina aloha ze nangalarina fa marina ny an'i kalaky ee!!!! tena marina !!
12. pikatti ( 12/04/2009 22:35)
KALACK=andrywui kobo elah fa manao resak"adla fotsiny ato ,ataovy sérieux ty fa tsy kilalao akory ny politika :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468