leo ny tia lotra
1. pisokel1
(
05/04/2009 09:39)
mila fanampiana avy aminareo ny tenako, miaraka @ lhy za efa ho 3taona zay, nandritra izay fotoana zay de lasa latsapaka ny fitiavako azy,
ny olana nefa de genre lhy tsy mba miteny ny ao ampony izy,tsy mbo mampiseho ny sentiments, ssarotra be ny mahatsapa izay tena ao ampony, refa mba manandrana miresaka na manotany azy za de tsy mamaly izy
nandinika za de itako fa decision tsara de misaraka satry tsy zakako itsony ny situation, za fona no manao effort izy de son coté tsy mba miezaka mitsy
fanontaniana: inona no tokony ataoko anadinoina azy, satry plus za mijanona miaraka aminy plus za mitia azy!

novalian'i Djhamhal ny 20/04/2009 14:11
2. locl
(
05/04/2009 10:35)
Ny mety aminao aloha raha tena vonona ny hisaraka aminy dia ny manapaka ny fifankahitana aminy.
dia mitadiava passe temps izay tena tianao indrindra na mandehana manao vacance kely aloha.

3. Mirananirina
(
05/04/2009 19:19)
Raha ohatra ana aloha dia tsy manadino mihitsy aho raha tsy manao sipa hafa.
inona anefa ilay ao ampony tinao ho fantatra io.Tia sa tsy tia anao ve izy sa inona?

4. ari.malala
(
06/04/2009 06:35)
Misy olona toy izany ka! tsy miteny izy fa asehony @ fihetsika! Maninona nefa raha ny fihetsiny no jerevana? Sa dia tena mangatsika tanteraka?
5. fahamarinana
(
06/04/2009 06:51)
:arrow: ari : ahoana ndray zany mangatsiaka zany ? mila mibonoka zany ? :)
pisokel1 : dinidiniho ihany aloha ! Misy tokoa karazan'olona tahaka izany araka ny voalazan'ny ari teo hoe amin'ny alalan'ny fihetsika ,sns karazany hafa fa ny tsara indrindra dia mamerina mijery heo inona no lesoka dia mifampiresaka ! Izay lazaiko tsy voatery ho haiko koa ny mi-appliquer azy :°) fa toro-hevitra mba efa henoko fotsiny !
Mazana manko ho anay aty ivelany mora loatra ny manoro hevitra !
Raha efa naharitra 3 taona dia nisy fitiavana fa zany hoe lasa aiza ? inona no antony tsy nahatsapanao azy intsony ? Sa efa vonona tanteraka ny handao azy ? Raha io no vaha-olana mety aminao dia ho sarotra ihany vao tonga amin'ilay fanadinoana tanteraka indrindra tsy nisy disadisa ,sns ..Raha nisy disadisa manko dia iny no tanisaina isan'andro dia afaka ny alahelo ,tokoa moa ! Fa raha tsy misy na raika avao aza dia lasa ny tena ndray no mi-se culpabiliser . :? (l)

6. ari.malala
(
06/04/2009 09:08)
faha, ieuu, sady ny andro aty efa frizy b d velomina nya fo d mamindro akia a! hihihi
7. soanja
(
07/04/2009 06:16)
pisokel1:
mila fanampiana avy aminareo ny tenako, miaraka @ lhy za efa ho 3taona zay, nandritra izay fotoana zay de lasa latsapaka ny fitiavako azy,
ny olana nefa de genre lhy tsy mba miteny ny ao ampony izy,tsy mbo mampiseho ny sentiments, ssarotra be ny mahatsapa izay tena ao ampony, refa mba manandrana miresaka na manotany azy za de tsy mamaly izy
nandinika za de itako fa decision tsara de misaraka satry tsy zakako itsony ny situation, za fona no manao effort izy de son coté tsy mba miezaka mitsy
fanontaniana: inona no tokony ataoko anadinoina azy, satry plus za mijanona miaraka aminy plus za mitia azy!
Isan-karazany anie ny fanehoam-pitiavana e: Ao ny miteny, ao ny mampiasa ny ratsam-batana sy ny vatany milaza ny fitiavany/ manatitratitra anao amin'ny andro hariva, miaro anao amin'izay mampatahotra anao, ao ny manome fanomezana isan-karazany no filazany sy an-taratasy, ao ireo izay manampy anao amin'ny famitana ny zavatra kely manahirana anao izay zava-dehibe aminao tokoa ny fahavitan''ireo, ary ao ireo izay mahavangivangy nefa tsy mahita horesahina.
Ka raha tsy mampiseho an'ireo izy dia misy olana izay ilay fiarahana fa tsy hoe akory izy no tsy te hiteny.
Miankina amin'ny tsirairay ny fahafahana miafy. Raha lehilehy miteny no tsara aminao dia izay tokoa no tokony hiaraka aminao dia ialao izy satria mijaly fotsiny ianao. Fa raha toa efa nanao ezaka ianao nampiasa ny fomba hafa; manoratra, sms sns dia tsy misy ontsona avy aminy dia izy no tsy vonona hanome intsony fitiavana.
Misy fetra ny fiarahana. Ny fanadinoana indray dia sarotra fa ny fotoana no manasitrana amin'io sy ny fahafahana mahalala fa tsy iraika avao ny lehilahy ambonin'ny tany fa tsy lany ny safidy fa misy fotoany ny zava-drehetra.
Mahereza hatrany mikaroka ny mety aminao!
8. Djhamhal
(
20/04/2009 14:11)
marina ny anao fa ra tsy misy conversation ny fiarahana de mankaleo be ka aleo deny zao de mitady hafa fa eny nade ny manao aza angamba de enao ihany koa ve no mamokovoko fa lery zany de mibanjina anao fotsiny ? refa tsy mety aminao de aleo miala dieny mbola tsy tafiditra @ fanambadiana !!!ary zany miitsy no ialana voly eto anie mba hanadinoina an'zany é! mba miresadresaka eto de hadino izy é! betsaka no azo resahina eto !