Mbola misy sahy hisolelaka @ zao habibiana zao ve?

1. xxx ( 04/04/2009 18:05)
Mbola misy sahy hilaza ihany ve hoe vonona hisolelaka ny fitondran'i tgvendrana @ zao habibiana rehetra ataony zao ve?

Le proviseur du Lycée Moderne d’Ampefiloha (LMA), Nirina Razafindralambo, a été remplacé sur décision du ministre de l’éducation de la HAT. L’ancien proviseur est introuvable depuis lundi d’après les Nouvelles.
« De quelle élection peut-on parler lorsqu’on met fin par la force au mandat d’un président démocratiquement élu ? »
L’armée malagasy n’est plus digne de confiance pour Manandafy Rakotonirina. Le président du MFM avance même que l’armée a reçu de l’argent.
ry sareraka ve no alaina
i pety moa avy dia napetraka ho ben'ny tananan'fianarantsoa nefa mbola teo ny tompon-toerana de quel droit ?
halana daholo zay tsy tiana rehetra dia hapetraka eo daholo ireo gadra nivoaka dia hasaina manohy ny saina maizina tany am-ponja tany hibahan-toerana?
dia harovan'ny capsat sy ny miaramila ireo jiolahimboto hanapotika, hitora-bato, ny hasidra sns ny mpanara-dalàna ??
dia tena mitifitra @ bala réelle ry zareo dia firy ny maty sy ny naratra zao?

la répression par les militaires depuis ce 28 mars, de manifestations pacifiques. Personne n’a oublié la brutalité avec laquelle Razily, l’homme au drapeau, a été arrêté par ces militaires.

Depuis quand les journalistes ne peuvent-ils plus prendre de photos et faire leur travail ? Est-ce que la loi a changé ?”
Il a répondu en pointant son arme vers ma tête. Nous n’étions séparés que par la largeur du trottoir. Il a répété :
“J’ai dit que je n’avais pas besoin de journalistes ici, alors allez-vous en ou je vais tirer. Je vais vous abattre !”


ZANY NO ATAO HOE DEMOCRATIE DE LA HAUTE TRAHISON !!!!!
novalian'i mion ny 06/04/2009 06:52
2. yuka ( 04/04/2009 18:06)
asa re :( :( :( :(
3. xxx ( 04/04/2009 18:13)
efa tsy rariny é, ry soanja no misolelaka @ zao é!
4. xxx ( 04/04/2009 19:34)
[URL=http://img125.imageshack.us/my.php?image=blogueursjournalistesmi.jpg][IMG]http://img125.imageshack.us/img125/2196/blogueursjournalistesmi.jpg[/IMG][/URL]

hasaina mananga-tanana sy hasaina mandohalika ny olona habibiana aloha dia tsy misy ohatran'izany e!

http://www.youtube.com/watch?v=d19wSJQPBMw&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Etopmada%2Ecom%2F2009%2F03%2F28%2Fphotos%2Dvideo%2Drepression%2Dmilitaire%2Da%2Dambohijatovo%2D2803%2F&feature=player_embedded

ary io? fa inona ity ataon'ny militaires?


http://www.youtube.com/watch?v=0pzxqkp3KdY&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Eskyrock%2Ecom%2Fm%2Fblog%2FpreviewMedia%2Ephp%3Fid%3D2382802323&feature=player_embedded

ary ity? tifitra zany a!

dia mbola hisolelaka @ zao ihany ve?

5. milamm ( 04/04/2009 20:38)
izao fotsiny ny ahy,27 taona i deba nanaovana acte de haute trahison an\'i M.kara sy ny Malagasy,assassinat,famine,vol à l\'état et crimes économiques,dictature,génocide , la représsion militaire(izay andry no symbol à l\'heure actuelle mais c\'est lui le commanditaire de ces master-
plan qui est évidemment sous l\'impunité diplomatique et protection de la France, un peu bizarre que la France est le premier à feliciter andry à son ascension mais le dernier à reconnaitre ce coup d\'état pour mettre les sanctions envers son régime
Fantatro tsara mazava daholo ireny afera mafana ireny 1975-2009 na ny Ambohitsirohitra ny 07/01/09 aza dia mbola izy ka hatr@ izao ,nandritra ny fito taona Ravalomanana na nividy roplana roa aza sy nikasa hifampiraharaha @ DAEWOO sns tsy mbola nandatsaka aina Malagasy teny andalam-be na takotakona ,fa isaky ny mihetsika ilay aloka maiziny Gasikara dia manao sorona rà mandriaka ny zanaka malagasy homboy izy fa izy no deba lian-drà ary asorina ireto mpanompony mampitondra ny mangidy ny rehetra fa tsy mendrika ny hitonona ho malagasy.Anisany nanenjika and-Ravalomanana aho nefa izy irery no afaka hanavotra an\'ilay nosy eto antanan\'ireto dinozoro,ilaina ny fiverenany hanonitra ireo hadisoany sy hanarina ny tsy nety nataony ary hitondra vokatra tsara ho an\'ireo maro an\'isa nandany azy t@ lalana mendrika dia ny fifidianana.Tsy hisy ho vanona ny fikarakarana io fifidianana io raha tsy miverina izy satria mitanila ny mizàna @ fampielezan-kevitra malalaka ,fikarakarana vola ho laniana sy ny fanaraha-maso ny vokatra na dia hitazona ny anarana maha-filoha azy ho taratry ny firaisam-pirenena sy ny fiandrianam-pirenena fa tsy am-perin\'asa nefa azo eken\'ny vondrona mpanara-maso asolo ny HCC hilatsaka ihany koa dia aleo i A.toa Ravalomanana hanova famindra ary ny vajhoaka no hilaza ny heviny
6. gasmlay ( 05/04/2009 12:22)
xxx1et 3:tô tsy sahy miseho masoandro tsony i N... :-D :@ =)) ,kobo be nareo!!
7. xxx ( 06/04/2009 05:39)
[quote=xxx]
Mbola misy sahy hilaza ihany ve hoe vonona hisolelaka ny fitondran'i tgvendrana @ zao habibiana rehetra ataony zao ve?

fa ny habibiana vitan-dra8 tsy hitanareo mihitsy o!. Ohatra iray mampalahelo fotsiny ny namelahany tehimaina le minisitra sahy nidemissionne
inona zany amnao!
8. mion ( 06/04/2009 06:52)
fa ny habibiana vitan-dra8 tsy hitanareo mihitsy o!. Ohatra iray mampalahelo fotsiny ny namelahany tehimaina le minisitra sahy nidemissionne
inona zany amnao!


blà blà blà,

refa tsitanao ze havaly de la ferme fa tsy eo ndray no maka inspiration @ lainga toy ny mahazatra eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4904