iza zao no mbola ambasady gasy mbola miasa

1. Andribe ( 04/04/2009 10:01)
iza zao no mbola ambasady miasa any ivelan i madagasikara. toa nisy maromaro ihany mantsy ireo voatsokan ny hat. Ary mbola accrédité ve izy ireo sa samy manao izay mahafinaritra ny fony koa. Ze mitady hanao taratasy aloha aty amiko fa za afaka manao biziny an =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :@ :@ :@
novalian'i rakaroka ny 05/04/2009 16:03
2. andrywui ( 04/04/2009 10:03)
tena mino ve elah fa tsy copie coller izao ????
3. Mirananirina ( 04/04/2009 10:32)
Hay lasa tgv koa ny ambassade rehetra,gravy ty
4. Andribe ( 04/04/2009 11:56)
andrywui:

tena mino ve elah fa tsy copie coller izao ????

inona zany ra wiwi


:@ :@ :@ :@
5. yuka ( 04/04/2009 13:11)
ny aty aminay mbola miasa tsara :)
6. rakaroka ( 04/04/2009 13:35)
Raha ny tenin'i Hasina tam-boalohany anie dia hoe " tsy hokasihany ireo tsy manohintohina an-drizareo !" , ka asa na nanohintohina an-drizareo ny teto Frantsa ; sns na resaka seza koa dia mbô placé-na ny ékipany . Ny an-dry yuka 'zany tsy mampaninn an-drizareo kou !
Da asa re rey olona fa izy mivady no miady hoy ny fitenenana ka ny zaza no voakipakipaka !
7. Mirananirina ( 04/04/2009 13:41)
Ka tsy maintsy tgv daholo ny eo ka.Efa betsaka ny tafiditra aminy asampanjakana nu tgv izao.Dia ny vahoaka indray no miala izany.
8. rakaroka ( 04/04/2009 13:46)
Ka toa misy ekipan-dra-8 nahay nifampiraharaha t@ rizareo dia nahazo toerana tokoa an !
9. Mirananirina ( 04/04/2009 13:51)
Mafy ihany kay rehefa tsy manao politika hoatra anay an.Izaho aho tsy nahazo seza,nefa saika ho...................
Ka toa misy ekipan-dra-8 nahay nifampiraharaha t@ rizareo dia nahazo toerana tokoa an !

Ka tsy maintsy maka ranondranony vao tafajanona raha tsy izay déhors
10. kelysoa ( 04/04/2009 14:59)
Tena very lavitra ny firenena raha ny mpanao politika Gasy no tazanina satria dia toa afaka mivadibadika daholo ny rehetra. Ary tadidio fa mpanao politika daholo ny Ambassadeur rehetra afa-tsy ny Ambassadeur-n-i Moscou sy Adis Abeba ihany (Diplomate de carriere). Nefa ny Adis Abeba aza mbola nesorina ihany koa satria tsy mety manao politika. Noho izany noho ny toerana mamy dia tsy maintsy milomano sy mileladelaka eo. Izany hoe mody manao ny asa fotsiny e. Fa ny zavatra atao tsy misy vokany ho an'ny Firenena akory fa tombotsoa ho an'ny tena fotsiny ihany no tadiavina dia rehefa tonga ny faran'ny volana dia mandray karamabe.
Ny ministry ny tetezamita koa moa niteny hoe izay tsy mahavita ny asany dia mody. Ary ity no tena nanintona ny saina : ireo Abassadeurs any @ tany lehibe ( europe) no nesorina fa efa misy te handeha any angambany , seza sy vola io koa. Ny mpiasa tsotra moa hanao inona ? Malahelo anao aho ry fireneko. Ohatra ny tany voahozona mihintsy ianao fa hifadrombahan'ireto olona tia vola sy voninahitra fa ny tena fitiavana anao dia any am-paladia.
11. yonikafopl ( 04/04/2009 21:04)
soa fa tsisy ambasady aty aminay , , sa mbo nde hileladelaka za so de hanokafany ambasady tampoka aty mba hangalako seza sy hamenoako posy kounkou hihihihihihihihi

De ra hileladelaka de inn no lelafina ry reto????? mba toroy hevitra

I Patrick le vo lasa tany Saoudia iny zany efa nalana kou? iny zao manko no miandraikitra ny misy anay aty???????
12. ndenn ( 04/04/2009 21:35)
Ny aty @ nay tsy misy na dia ny protocole malagasy aza ! milamina be ny fiainana .
13. rakaroka ( 05/04/2009 16:03)
Diniho tsara anie 'eo mpanao politika ireo fa dia mivadibadika eo @ famadihana palitao, dia tara mitsikera eto fotsiny isika fa dia "fomba efa fanao tsy misy mahamenatra an-drizareo mihitsy izany!" seza io kou!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0496