vehivavy matavy tsy miteraka???
1. xxx
(
04/04/2009 09:49)
inona avy no tokny atao??? araka ny hevitrareo inona avy no azo atao? ary mbola po6ble ve ny hiterahan'izy ireny????
novalian'i ikaretsaka ny 10/04/2009 21:26
2. welie
(
04/04/2009 10:27)
Fa nahona moa no tsy afaka hiteraka ny vhv matavy? :wink:
Mety hoe mila manaraka rézima kely angamba alohan'ny ahabevohoka fa mitombo tsinona ny risque rehefa "matavy" (tension, cholest...)... sady amizay mbola hialehibe tsinona rehefa bevoka.
D tsy tokony hihinana comme deux mais pour deux (plus riche en qualité, sakafo variés no complet...)
:) ;-)

3. Mirananirina
(
04/04/2009 13:03)
betsaka ny vhv matavy fantatro miteraka ka,ary miteraka soamatsara izyireo,izaho koa moa matavy .
5. xxx
(
05/04/2009 17:49)
Maro anefa ireo siosion-dresaka miely hoe :" saron'ny tavy ony ny tranon-jaza dia tsy miteraka izy ireny"
ahoana ndray nareo @ io :?: :?: :?: :?:
ahoana ndray nareo @ io :?: :?: :?: :?:
6. Mirananirina
(
05/04/2009 19:22)
tsy marina io e.Efa ilay olona mihitsy ny tsy hiteraka na momba,ary ireo mahia kely tsy miteraka ahoana ary?
7. fahamarinana
(
06/04/2009 07:07)
:arrow: misy ny matavy dia tsy afaka miteraka ,tsy hoe lainga izany fa efa nahita havana akaiky aho !Fa misy ihany koa afaka miteraka raha ara-dalana tsara ny taova ao anaty rehetra !Dia vice versa amin'izay raha mahia loatra sns..sns...Resaka fahasalaman'ny vatana fa tsy ny tavy no maha-inona fa kosa hoe rehefa bevohoka dia mila fitandremanana sy fanaraha-maso kokoa (tension,poids ...) (l)
8. Lejoba
(
06/04/2009 11:29)
efa nahita koa aho fa ny nazavaina tamiko dia prob hormonal noho ilay tavy fa tsy hoe misy tavy any anatiny any.
dia misy manao régime be, dia mahazo zaza avy eo, fa dia omany ny saina (surtout ny an-dRams) fa matetika io vavy no azo eo
dia misy manao régime be, dia mahazo zaza avy eo, fa dia omany ny saina (surtout ny an-dRams) fa matetika io vavy no azo eo
11. xxx
(
06/04/2009 14:23)
Fa hono ho aho??? ary ny lehilahy matavy koa ve po6ble tsy miteraka ry reto???
12. ikaretsaka
(
08/04/2009 03:06)
Tsy inoako...maro2 ihany ny namantsika lehilahy"tsy kely" ato fa maro anaka :?: :wink:
14. Zina
(
09/04/2009 02:42)
ilay matavy aloha dia tena manimba tena mihitsy e, ary mora be aretina be tavy loatra.
fa betsaka ny vehivavy matavy miteraka indrindra any US any matavy daholo ny akamaron'ny vavy any
fa betsaka ny vehivavy matavy miteraka indrindra any US any matavy daholo ny akamaron'ny vavy any
15. xxx
(
09/04/2009 06:25)
xxx:
Fa hono ho aho??? ary ny lehilahy matavy koa ve po6ble tsy miteraka ry reto???
H.S. diso tsipelina ve io sa natao an'izao mihintsy
16. papala
(
10/04/2009 12:26)
Ny vehivavy matavy indrindra no tena miteraka ary matetika lahy be daholo ny zanany sady maro! 8O 8O 8O 8O 8O