kapisily VS sadec

1. rajy ( 03/04/2009 19:29)
Fa ngah radomelina ra nilaza fa iala ao @ sadec de mievitra fa hiemotra @ fanafiana azy ny sadec? Ho hitantsika eo zany kapisily hamaly sadec zany,gasy samy gasy ary tsy mahasahy miady kou afrikana ary tsy anafosafo fotra ny rambo? Tsy sahy miady zany ny marasily gasy ,io efa hita fa tsy mety ny nataon'ny kapisily tsy misy sahy manohatra fa matahotra mijery fotsiny .anao inona izany ra tonga eo ny maramilan'ny sadec tsy ipirina fotsiny? Ny kapisily no mety androvi-tsihy fa ho enjana koa ny sazy ra mametraka basy eo
novalian'i andrywui ny 04/04/2009 09:57
2. fijo ( 03/04/2009 19:33)
hihihii aza miandry zavatra tsy hisy izany e.tsy hisy cadec hiditra izany ao mada
3. Noue ( 03/04/2009 20:16)
efa tena torakovitra kosa aloha ry zareo t@ ireny filazana rehetra ireny oe handray ny andraikiny ny sadc ee ! saingy ny zavatra tsy azon'zareo fotsiny dia ny vokatr'io nolazainy io, ilay izy dia oe nalana ho mpikambana dago, fa mino kosa aho fa tsy hisy firenena hanafika zany eee ! nefa iza moa no mahita?? zao i kely fingotra manenjika ny sadc indray ! eo zao no mety hisy tena fihetraikany satria toa may vava be lery ee !
4. andrywui ( 04/04/2009 09:57)
rajy !! fanga ny afrikannn nlah mahalal ze atsimo sy avaratra eto m/car ?? na ny Geps (gps) ny aza tsy fonction eto ko haninnn eto !! mivenjivenjy eny amin'ny tany karankainan'ny toliary eny ry lerony fa tsy hitany akory aza ze antanananrivo ko !! matahotra ny ho very faty ry zalah SADC de ts mety hankaty na def nomena vola be aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0582