aiza ianao ry EMMONAT
1. patrick2002
(
03/04/2009 15:52)
isika rehetra dia samy mahafantatra ny tanjaky ny EMMONAT ny herinandro farany ,mialoha ny nandraisany CAPSAT ny raharaha ,mba aiza ianao ra EMMONAT manoloana ity hataony CAPSAT ?
Valiny dia hita fa karama no nataony EMMONAT fa tsy fandraisana andraikitra , adidy ho an'i firenena .Noheveriny Ravalo fa ny vola no manjaka kay misy fetrany ihany izy ity.
Valiny dia hita fa karama no nataony EMMONAT fa tsy fandraisana andraikitra , adidy ho an'i firenena .Noheveriny Ravalo fa ny vola no manjaka kay misy fetrany ihany izy ity.
novalian'i patrick2002 ny 03/04/2009 20:09
2. locl
(
03/04/2009 16:14)
tsy nitovy ireo, ny EMMONAT tena nanao ny asany amin'ny maha-miaramilam-bahoaka azy, tsy nokaramaina fa ny resaka vola no nanjaka tao avy eo ary hitandry zalahy fa nanembatsembana azy ny asa anataon'ny EMMONAT ka izany no nanakombonany ny vavany...fa tsy hoe Ravalomanana no nanakarama azy.
Ny CAPSAT kosa dia iaraha-mahalala fa da tena vola no nanmpihetsika azy, za manokana dia mba miangavy ny olona zay manana le sary tao Ambotsirohitra iny hitadiavana ny anaran'ireo miaramila nanafika ny lapa.
Tsy tadidinao angaha le teny @ mbs, nitady may le miaramila TGV satria efa nandeha ny vola tamin'iny kanefa toa mbola tsy nisy action.
F

3. fijo
(
03/04/2009 19:15)
ny capsat anie vao nanomboka ny tgv dia efa tao e.fa niandry fotsiny aloh ary zalahy vao tena niseho.
4. patrick2002
(
03/04/2009 20:09)
asa re raha fantatrareo no nahatonga ny CAPSAT nijoro haka ny andraikiny , rehefa avy nanao izay ho daniny kibony ny EMMONAT nandritry ny herinandro talohany nisehoany CAPSAT ,ny dinika mandeha ihany ao @ le HINTSY ,nefa indrisy fa tsy fifanakalozan-kevitra no hataonmy Ravalo fa tonga izy manao tatitra ny zava-bita ary ny mbola hatao dia iny izy no mandeha fa ny iraky ny nop mijanona eo, ny EMMONAT manao ny hataony ,tsy azo nitsahana ny 13 mai , lasa guerrilla urbaine no nataony mpomba ny TGV ,manao barrage mivory isaky ny quartier nefa dia mbola hidirany EMMONAT ihany ,nijoro i ODON Razanakolona niantso ny miaramila ,raiso ny andraikitrareo ,harovy ny vahoaka ,Asabotsy io ,ny Alahady handeha haka basy sy munition eny @ CAPSAT ny garde presidentiel ,nefa voaroaka ary dia nilaza ny lehibeny CAPSAT fa tsy manaiky handatsa-dra ny malagasy ,Alatsinainy ny andro tsy hita popoka ny EMMONAT ,ny CAPSAT no nandamina eran'ny tanana.
ka ahoana no hilazanao fa
Tsy marina io.
ka ahoana no hilazanao fa
ny capsat anie vao nanomboka ny tgv dia efa tao e.fa niandry fotsiny aloh ary zalahy vao tena niseho.
Tsy marina io.