MITOHY NY GREVY E TSISY MIALA EO

1. xxx ( 03/04/2009 15:29)
atao tsapanizao tontolo izao fa tsy manaiky fanonganapanjakana ny malagasy, tsy hijanona izahay raha tsy miala ra TGV
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:22
2. locl ( 03/04/2009 16:22)
ieeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee, tsy mantsy miala eo io vao vita ny grevy e! ary le hasina andriamanjato ve efa tonga le onina be tany Paris. :lol:
3. fijo ( 03/04/2009 19:12)
aleo izy hitsangatsangana aloha e.
4. xxx ( 03/04/2009 19:20)
de handainga indray izao iny rehefa tonga ao dago an, hoe manaiky antsika ny firenena miteny frantsay tsss!
5. fijo ( 03/04/2009 19:22)
ny frantsay hono toa efa mivonona hanohana ny HAT
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3095