MITOHY NY GREVY E TSISY MIALA EO
1. xxx
(
03/04/2009 15:29)
atao tsapanizao tontolo izao fa tsy manaiky fanonganapanjakana ny malagasy, tsy hijanona izahay raha tsy miala ra TGV
répondu par fijo le 03/04/2009 19:22
2. locl
(
03/04/2009 16:22)
ieeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee, tsy mantsy miala eo io vao vita ny grevy e! ary le hasina andriamanjato ve efa tonga le onina be tany Paris. :lol:
4. xxx
(
03/04/2009 19:20)
de handainga indray izao iny rehefa tonga ao dago an, hoe manaiky antsika ny firenena miteny frantsay tsss!
