Ny Cancer...
1. sarobidy
(
01/04/2009 08:01)
Tatoato aho tena naheno fa betsaka ny matin'io aretina io na cancer-na inona io na cancer-na inona! Ahoana ny fomba isorohana azy tsy hitranga amin'ny vatan'ny olombelona iray?
novalian'i ninichantal ny 19/05/2009 10:55
3. sarobidy
(
01/04/2009 09:27)
Saika adinoko, ny vehivavy nefa no tena betsaka ny voany noho ny lehilahy raha atao ny salanisany.
4. pika
(
01/04/2009 10:57)
de aza voany e
fa raha misy fitranganjavatra hafa2 oh hoe mivotovoto na misy tsy norme mandeha ao amin ny fivaviana di manatona haingana eny a HJRA
NY fisorohana dia mereza mihinanan voankazosy legume
nefa rehefa ho avy di tonga e

5. xxx
(
01/04/2009 11:06)
de aza voany etsy ny fivaviana ihany no mety ho voan'ny cancer ka!
fa raha misy fitranganjavatra hafa2 oh hoe mivotovoto na misy tsy norme mandeha ao amin ny fivaviana di manatona haingana eny a HJRA
NY fisorohana dia mereza mihinanan voankazosy legume
nefa rehefa ho avy di tonga e
6. soanja
(
01/04/2009 15:19)
sarobidy:
Tatoato aho tena naheno fa betsaka ny matin'io aretina io na cancer-na inona io na cancer-na inona! Ahoana ny fomba isorohana azy tsy hitranga amin'ny vatan'ny olombelona iray?
Ny fisorahana mba tsy ho voan'io dia tena sarotra tokoa amin'izao fotoana izao satria na ny rivotra iainantsika na ny rano sotroantsika na ny sakafo hanintsika dia efa misy pentina avokoa avy amin'ny fahalotoana na toxika izay manimba tokoa ny sela misy ao anatintsika. Anisany koa ny asa ataontsika izay manome fiferotan'aina sy fiafina tsy zakan'ny atidoha indraindray.
Raha dinihina izany dia miankina amin'ny habetsan'ny hery miady ao anatin'ny tsirairay ny ahafahan'iray hisy cancer na tsia.
Ireto avy ny fomba iadiana amin'izany raha toa ka mbola afaka mikarakara ny vatana ianao.
- Miezaka mihinana sakafo mahasalama (organika sady tsy be tavy sy mamiloatra) anisan'izany ny sakafo izay feno zava-maintso tsy nandrahoana no koa voafehy tsara madio efa nisy sivana ny rano sotroina raha any an-tanan-dehibe ianao. Fa raha any ambanivohitra dia mbola betsaka ny sakafo tsy misy zezika simika no madio ny rano. Afa tsy ireo toerana manakaiky orinasa nitranga harena an-kibon-tany manimba , izay matetika any ivelan'ny tanandehibe no misy.
- Ny rivotra moa izany dia sarotra ny miady amin'iny fa ny fankanesana amin'ny toerana misy ala sy madio rivotra matetika ary miala ny fotoana tena fiparitahan'ny entona manimba no zava-dehibe. Aty aminay dia efa misy ny fandrefesana ny habetsaky ny entona ratsy eny amin'ny rivotra ka raha vao mivadika mena izany aty, ny radio no miteny dia ahena ny fandretana kitay fanafanana trano sy ny fampiasana fiara/ masinina mamoaka setroka be loatra ary ezahina tsy ampilalaovana an-tokotany ny zaza rehefa misy izay. Tsy matetika anefa izany satria avo tendrombohitra aty ka madio ny rivotra matetika.
- Ao an-trano dia atao izay hambolena ny hazo antsoina hoe HASINA any amintsika na ny Dracenea na ny dragon tree izay avy any Mada tokoa io hazo io. Io hazo io dia tena mandio tokoa ny rivotra ao an-trano ny faniriny ary tsara amin'ny fahasalamana. Io tsinona no mifoka ny C02 misy ao raha tena be ny rivotra simika tafiditra.
- Ezahina ny fanaovana spaoro isaky ny 2 na 3 andro mba hahafahan'ny vatana mamorona hery sy tanjaka ary manala ny tavy izay manimba ny vatantsika matetika.
- Ilaina ny fisotroana na fihinana ireo vitaminina sy hery fiarovana isan-karazany mba hampilamina ny sela ao anaty. Ny ranon'ny selery, ny kokombra, ny ranomboankazo toy ny mangoustan sns dia mitondra amin'izany tokoa.
- Ny fihinana trondranomasina matetika toy ny ton sy hafa tsy be tavy loatra nefa nojonoina tamin'ny ranomasina madio toy ny ranomasim-be indiana.
- Ny fiezahana manao Yoga sy ny fivavahana mba hampitony ny saina sy ny fanahy satria ny stress dia mitarika fahalemen'ny sela ary ny fahalemen;ny sela dia mitondra amin'ny aretina.
Mbola kely ny zaza dia efa ezahina ampanarahina io fomba fiaina io ary enga anie mba harahany hatrany rehefa lehibe izy fa izay ihany no fanafana hatramin'izao hitan'ny siansa hialana amin'ny tsy hahavoa ny cancer...
Tadidio anefa fa misy ny cancer nolovaina avy amin'ny ray aman-dreny na nanaranaka.. Mbola azo ialana lavitra tokoa ireo raha mahavita manaraka akaiky ireo resahiko ambony ireo ny tsirairay. Ny selantsika dia azo koloina sy beazina ary azo hatsaraina , indrindra raha fantatra mialoha fa mety hisy ny fisian'io aretina io.
Mazotoa hatrany mikatsaka ny fahasalamana!
7. vale
(
01/04/2009 17:44)
Ny tongolo gasy koa hono tena vaccin tsara ho an'ny cancer, mahereza izany mihinana tongologasy fa tena tsara io, misoroka ny cancer!!
8. Lejoba
(
01/04/2009 22:54)
Ankoatr'ireo voalaza ireo, misy koa fomba ara-voajanahary:
- ny cancer du sein dia tsy voa kokoa ireo mampinono, koa dia ampirimo ny biberon, na ampiasao ramose raha tsisy zaza; raha efa nisy voa t@ fianakavianareo dia mailo indry
- ny cancer du col de l'utérus dia mpahazo ny vehivavy madiditra na manambady bandy mpihodina satria germes no mahatonga an'io. Samy maka ny tandrifiny.
- ny cancer de la peau dia mahavoa ireo tia bronzage tafahoatra, soa fa mainty.
- ny cancer du poumon mahavoa ny mpifoka sigara, ajanony koa ny daina. Mahavoa koa ireo mpiasa @ mines à charbons sns
- ny cancer de l'oesophage mamely be ny olona mpisotro sy mpihinana zavatra diso mafana matetika (toy ry zareo Japoney)
- ny cancer collo-rectal mahavoa ny PD, ireo mpanao sodomies beurk beuhhh, une raison de plus de ne pas le faire
dia be dia be ny azo lazaina eh, raha fintinina ny fisorohana dia : fomba fiaina madio sy ara-boajanahary anaty tontolo madio ara-boajanahary.
Faut pas compliquer la vie

9. ikaretsaka
(
02/04/2009 16:13)
tena ny aza voany ihany fa mainka mankarary saina ny miheritreritra ny hoe ireto avy no mety fika hahatonga anao marary sy voany
10. soanja
(
03/04/2009 03:30)
Zavatra iray saika hadinoko tena zavadehibe tokoa dia ny fanaovana satroka na amin'ny andro mafana na mangatsiaka. Efa ambony be tokoa ny haavon'ny UV ao anatin'ny tara-masoandro satria miha manify ny soson'ny ozona eo amin'ny habakabaka.
11. sarobidy
(
03/04/2009 11:03)
Efa ampy hieritreretana sy tandremana aloha ireo nolazainareo ireo!
Ary mba mba misy ve ny cancer any am orona ho an'reo olona voan'ny sinusite nefa tsy afaka?
Ary mba mba misy ve ny cancer any am orona ho an'reo olona voan'ny sinusite nefa tsy afaka?
12. ikaretsaka
(
03/04/2009 14:56)
any @ lalandrivotra (goitre) sns no efa henoko..
fa tandremo fa any amintsika de iny faritra vakin'ankaratra ko hono (indrindra ny any atsimo) vokatr'ilay izy radio actif (nisy nitrandraka uranium tany t@ faha vazaha)
ny radio activitedia anisan'ny zavatra mora mampihombo io aretina io ... ka raha teraka sy lehibe tany ianao (ohatra anay) dia mba tsara ihany ny mba manao fitarafana raha vao misy zavatra henonao fa tsy norm amin'ny vatanao noho ilay efa gravy ilay izy vao jerevana...
Toa niseho gazety 2 taona lasa izay fa ny 70% n'ny marary ao @ oncologie an'y HJRA dia olona avy any aby
Fa na izany aza aza alefa lavitra be ny saina fa dia ny fitarafana diaeny vao manomboka sy ny aza voany ihany aloha izao no azo lazaina fa fomba fiadiana sy fiarovana amin'izy io

13. Mirananirina
(
04/04/2009 13:32)
efa misy vaccin amin'izao fa asa na mandaitra na tsia
En France, le cancer du col de l’utérus est responsable chaque année d’un millier de décès. Cette maladie se développe à partir de lésions dites précancéreuses provoquées par certains virus. Mais désormais, un vaccin offre une protection sur le long terme contre les plus nocifs de ces intrus.

14. sarobidy
(
06/04/2009 12:33)
Mirananirina: Tena nisy fianakavianay zay tamin'ny herinnadro matin'io Cancer du col de l'utérus fa gaga aho no sady manontany tena oe aôna no nahatonga an'izany, 45ans izy no maty de ny fisehony tamzany teo ho eo am 5mois nararina izy no maty.
Nandeha règle fôna ono izy nandritra 1mois 1/2 de tsy nahataitra azy ilay izy fa noheveriny oe satri izy efa mananika ny taona maha-menopose azy de noheveriny fa izay no nisy perturbation ka nahatonga ilay règle tsy nijanona. Avy eo nolazainy fa mararirary azy ny andilany(valahany), avy eo nentina tany am dokotera tany Mahitsy satri après 1mois et 1/2 règle lasa nivadika ôtry ny ranonjavatra mavomavo no nivoaka nifangaro tamin'ilay rà. Dia natao ny fitiliana de hita fa nisy trace cancer fa mbola azo tsaboina hoy ny dokotera. De noesorina ny tranon-jazany fa natahorana sao hihanaka any ilay zavatra naharary azy tao kanjo iny izy nodidiana nalana tranon-jaza iny no tena nitarika azy ho K.O tanteraka! Tsy nety sitrana intsony mandra-pahafatiny ilay ferin'ny fandidina, de izy koa moa zany tsy nijanona nandeha ranon-javatra hafahafa intsony mivoaka avy any am fivaviany any hono de nivadika narary be tsy tafahetsika tam-pandrina intsony izy. Herinandro tsy hahafatesany izy nanomboka tsy nety nihinan-kanina fa mihidy hono ny vavony, hay nefa rehefa nojerena dia vetivety ny fihitaran'ilay aretina ka nahazo ny taova tany anatiny tany ka tratra ny vavoniny de iny koa no vao maika nandreraka azy.
Toy izay sy izay ilay tantara kely tsy aritro fa niteny an'io col de l'utérus io i Mirananirina de tadidiko io tantaran'io fianakaviko io.

15. Mirananirina
(
07/04/2009 09:34)
Mampalahelo tokoa izany.Tsy haiko aloha raha marina fa hoe rehefa misy cancer ny fianankaviana,dia mety ho hisy koa ny sasany.
Ny fianankaviako manko misy 2 voa.Dia matahotra mafy aho ny hovoan'io koa.
Ny fianankaviako manko misy 2 voa.Dia matahotra mafy aho ny hovoan'io koa.
16. sarobidy
(
09/04/2009 06:00)
Mirananirina: Aîe Aîe, loza zany! hay!!! soa ihany, ilay vadin'io ramatoa maty io no fianakaviko donc tsisy ifandraisany aminay.
18. sarobidy
(
10/04/2009 11:34)
ie fa izy io ve tsy fomba fisehony amantarana oe "any zany"!!!!de mba mikarakara vatana eee!
19. Mirananirina
(
10/04/2009 13:35)
Misy ka maharary matetika,ilay partie,mitady hisy cancer.Efa betsaka ny fitsaboana atao amin'izao,ka vitsy sisa ny tsy voatsabo,sy tsy mety tsaboina raha tsy soloina oh:ny fo,ny aty,
Ny tranonjaza ohatra azo asorina fa tsy soloina
Ny tranonjaza ohatra azo asorina fa tsy soloina
20. xxx
(
16/04/2009 13:27)
Fa io fitsaboana lazainareo fa efa betsaka io nge tsy mbola tonga aty amintsika aty dago e! normale be raha betsaka ny mbola matin'io aty amintsika :snif: