Ny Cancer...
21. soanja
(
16/04/2009 15:21)
xxx:
Fa io fitsaboana lazainareo fa efa betsaka io nge tsy mbola tonga aty amintsika aty dago e! normale be raha betsaka ny mbola matin'io aty amintsika :snif:
Izay no mahatsara ny misoroka mialoha foana. Ezahina izay fomba rehetra hitaizana ny vatana ho salama. Mahereza hatrany1
:-* :-* :-* :-*
22. booboo
(
17/04/2009 07:51)
- misotro divay mena iray vera isan'andro. Divay mena fa tsy blanc na rosée a ! be anti-oxydant matanjaka be mihitsy ny divay mena.
- misy boky izay dokotera cancerologue no nanoratra azy, manome antony hafa ankoatra ny ara-medikaly maha-tonga ny cancer. Ohatra hoe ny olona voan'ny cancer du sein gauche matetika dia olona manana olana @ zanany, ny sein droit @ havana sns. Dia ny fanafany ouz dia ny atao izay hanana fiainana milamina sy mirindra....

24. rakaroka
(
22/04/2009 19:17)
Somary tara aho fa ialana tsiny @ ito dinika .
Fony nitsabo an-dreniko izay aho no nahalala misimisy kokoa fa "maaaaaro tokoa ny vhv tran'ny "cancer" isan-karazany ...Heu...ankoatran'ny voalazan'ireo namana, ny toro-hevitra ho an'reo manana "possiblité" dia tokony manao "frottis vaginal" , examen mammograhie isaky ny roa taona à partir de 50 ans, fa raha efa tarazo dia afaka jerena mialoha ! Dia misy examen iray izay test P detection des cellules mortes na metastases izay mi-provoque ny "cancer" matetika.
Dia ny torohevitra koa dia tsara mihinanana "calcium" ampiarahina @ vitamine D (ho an'ireo tsy mitanina andro loatra) satria maaaaro ihany koa ny tran'ny "osteoporose" dia tapaka na mihena @ tsy ampoizina tampoka ny taolana!

25. ninichantal
(
19/05/2009 10:55)
Zao ry zareo a, mijoro vavolombelona @]nareo aho fa nisy namako efa voann' y cancer grave b oe ozy n ydokotera fa ra vo naita ny valin'ny analysen'lay namak ony dokotera d zao d zao d miditra opitaly oe, tsy maintsy mijanona; d afaka iany oa satry tsy lé tena marary no nalefa nanontany ny renseignement @ lé itsaboana lé cancer any @hopitaly.
tsotra fa nataon'Andriamanitra naazo ity num tel ity zaaay d nadé nitsabo tena t@ ity MAITRE ITY d sitrana tsy nisy 1 mois ny fitsaboana ; vavaka sy massage no natao ary tsy nahalany 1 million fmg akory d sitrana soa amantsara lay namak oary efa vita ny analyse sy ny échographie fa tena tsy misy tsony lé cancer e, vo t@ mars 2009 ty zany; d mazaoa fasalamana zé mitady e. fa matetika moa zao lé ol voany toa ol mpivavaka b d tsy mety mandé @ zé efa itan'ol fa nazaona fasalamana ka d azy ny azy fa afaka adidy aho. num 'lay maitre : 032 04 081 98 eto tanà io , ery ambodifilao iany. ra té anoratra amiko nareo d atoroko ny misy azy d tsotra mbolatianafabienne arobase yahoo point fr ny adress ko.