Nisy nitifitra Ratsiraka

1. sitlo ( 01/04/2009 05:44)
Poisson d'avril kely aloha fa tsss! :lol:
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:53
2. yuka ( 01/04/2009 05:47)
:-D :-D :-D nareo kou nama tena tsssssss
3. Mandefitra ( 01/04/2009 05:47)
tsy mba hoe tgv :°)
4. RATOVOARY ( 01/04/2009 05:52)
Tratra aho le'aka :-D :-D :-D
Mer6 sitlo ah, voanareo aloha ny bandy =D> =D> =D>
5. ravatorano ( 01/04/2009 05:56)
=)) =)) =)) =))
tsy trondro ty ah
efa tonga ao Antsirabe i Ravalo amizao tsika miteny izao !
:p :p :p :p
6. Noue ( 01/04/2009 05:58)
izaho mba nanantena oe i tgv :-D :-D :-D :-D
7. tsiafoi1 ( 01/04/2009 06:03)

Aza mandainga fa DEVOLY no rain'ny lainga ozy ny Soratra Masina!

Aza manozona olona!

Fa raha mort naturel kosa de efa azo lazaina fa antomotra ihany : "70 fa raha tahiny mateza de 88taona" ihany ny fetr'androntsika olombelona.
8. RATOVOARY ( 01/04/2009 06:04)
Io koa razoky fa mamintana :-D :-D :-D
9. milamm ( 01/04/2009 06:07)
za nihevitra hoe
iz mitsamm,no vo-rafale
:-D
10. xxx ( 01/04/2009 06:17)
Ohatran'ity ve ry milamm?



11. xxx ( 01/04/2009 06:57)
2. Mpandefa : Mandefitra [ Valio ] 01-04-2009 07:47:42
Lohateny : Re : Nisy nitifitra Ratsiraka
tsy mba hoe tgv
mahafaly ny olona mivavaka ve ny hamono olona e! :(
12. milamm ( 01/04/2009 07:04)
toa tsy nivoaka le sary ry xxx
13. sitlo ( 01/04/2009 07:16)
Hitako ilay izy ry xxx, revy koa izany an :-D



amin'ny manaraka ilay direct link no copiena
14. ravatorano ( 01/04/2009 07:19)
sitlo < ohatran'ny hoe tena izy ilay sary poisson d'avril io kle
tena infograf lah kle za tena manaiky hihihihihi
15. milamm ( 01/04/2009 07:21)
=)) =)) =)) =)) m'sotra saingy izi mitsamm reo tokony soloina an'i deba sy andry
16. Bazily ( 01/04/2009 08:21)
Tokony tsy hifampitifitra fa mba toy izao no ho tanterahana
17. papala ( 01/04/2009 10:19)
=)) =)) =)) =)) =)) tena mba saika hanome fao-dranomaso "'1000 0000 0000Ar"" ho an'ny AREMA ZA! kay pOISSON IHANY NO FOIKO.
18. fijo ( 01/04/2009 20:53)
milay le sary farany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1594