Nisy nitifitra Ratsiraka
1. sitlo
(
01/04/2009 05:44)
Poisson d'avril kely aloha fa tsss! :lol:
répondu par fijo le 01/04/2009 20:53
4. RATOVOARY
(
01/04/2009 05:52)
Tratra aho le'aka :-D :-D :-D
Mer6 sitlo ah, voanareo aloha ny bandy =D> =D> =D>
Mer6 sitlo ah, voanareo aloha ny bandy =D> =D> =D>
5. ravatorano
(
01/04/2009 05:56)
=)) =)) =)) =))
tsy trondro ty ah
efa tonga ao Antsirabe i Ravalo amizao tsika miteny izao !
:p :p :p :p
tsy trondro ty ah
efa tonga ao Antsirabe i Ravalo amizao tsika miteny izao !
:p :p :p :p
7. tsiafoi1
(
01/04/2009 06:03)
Aza mandainga fa DEVOLY no rain'ny lainga ozy ny Soratra Masina!
Aza manozona olona!
Fa raha mort naturel kosa de efa azo lazaina fa antomotra ihany : "70 fa raha tahiny mateza de 88taona" ihany ny fetr'androntsika olombelona.
11. xxx
(
01/04/2009 06:57)
2. Mpandefa : Mandefitra [ Valio ] 01-04-2009 07:47:42mahafaly ny olona mivavaka ve ny hamono olona e! :(
Lohateny : Re : Nisy nitifitra Ratsiraka
tsy mba hoe tgv
14. ravatorano
(
01/04/2009 07:19)
sitlo < ohatran'ny hoe tena izy ilay sary poisson d'avril io kle
tena infograf lah kle za tena manaiky hihihihihi
tena infograf lah kle za tena manaiky hihihihihi
15. milamm
(
01/04/2009 07:21)
=)) =)) =)) =)) m'sotra saingy izi mitsamm reo tokony soloina an'i deba sy andry
17. papala
(
01/04/2009 10:19)
=)) =)) =)) =)) =)) tena mba saika hanome fao-dranomaso "'1000 0000 0000Ar"" ho an'ny AREMA ZA! kay pOISSON IHANY NO FOIKO.


