Mbola tsy leo ihany ve ry zalah ?
1. essera
(
30/03/2009 11:29)
Mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe nitovy tanteraka tamin'ny fitondran-dRatsiraka ny fitondrana nentin'ny filoha Ra8.
1/ Efa natomboka ny kitranoatrano, nefa tadidiko mihitsy Ra8 nilokaloka fa compétence no hametrahana ny olona miara-miasa aminy. Ny loza dia na ireo namany izay tena azo lazaina hoe compétent (maromaro izy ireo) dia notsipahan'i Dada ange taty aoriana e. Aleo tsy hotononiko eto ny anarany fa raha iray no miala na nesorina tamin'ny namanao dia mety mbola tsy diso ianao, fa rehefa betsaka loatra ilay izy ny nesorina na nanala tena dia mila mieritreritra ianao.
2/ Raha nahatadidy ianareo tamin'ireny fanofanana filohan'ny fokontany ireny teny Iavoloha. Nahafinaritra ny initiative tamin'ny hoe fanofanana ny filohan'ny fokontany satria matetika izy ireny tsy dia manana bagage be eo amin'ny administration. Raha nihaino ny kabarin'ny filoha teo amin'ny famaranana izy ireo dia ny tena nahatsikaiky dia isaky ny miteny fehezan-teny iray ny filoha dia tehaka 15 secondes. Tonga saina mihitsy aho farany hoe : fampianarana tehaka sy fitorahana voninkazo ary ve ity famaranana ity. Ny zavatra tena izy dia nezahina napetraka hatrany amin'ifotony ny fitondrana an'olon-tokana. (Idem am Koparema sns io...).
3/ Izay tsy mbola naheno an'ilay hoe TIKO BOYS dia tsy fonksionera fa dia henjana parachutage tao tompoko. Betsaka no nahita faisana tamin'izany tany amin'ny ministera. Anontanio Ramiaramanana eh. Izay fonksionera tsy napetraka tamin'ny alalan'ny loko politika avy aza no nitondra faisana ary tsy vitan'ny manana porofo ny tena fa dia tena niaina mivantana ny zava-niseho.
4/ Izao indray dia maninona no sanctionner-na ny ankizy tsy hianatra. Aleo isika lehibe no mifanasa vangy sy mifampitolona fa ankizy tsy manantsiny no teren'ny DREN tsy hianatra. Politiser-nao andriamatoa ny fanabeazana ny ankizy. Amiko raha misy ny olona tokony hosaziana sy esorina aminy ny diplomany dia ilay rangahy ao amin'ny DREN io. Ianao angamba no anisan'ilay mampiana-janaka any ivelany na any amin'ny sekoly tsy miankina ka ny mpianatra no ataonao sorona ao. Mbola tsy mahafantatra an'io foana ve ny olona malagasy hatramin'izao.
Santionany ireo fa mbola betsaka ny zavatra tsy eken'ny saina amam-panahy na dia amin'ny maha- . . . . kristianina ihany aza nitondra firenena.
Farany, enga anie ho tonga androany ny menaka mora vidy rehefa nogômainareo efa natezateza ihany izahay. Izay mieritreritra moa hoe mankarary kibo dia tsy mividy fotsiny no fanafody.

novalian'i patrick2002 ny 30/03/2009 14:44
3. yvaj
(
30/03/2009 11:39)
ka izao le izy e, io menaka io anie ka an'ny TIKO ihany e. Toy izany koa le vary.
Apres refa lany ireo de tonga @ zay ny menaka mankarary kibo sns...

4. essera
(
30/03/2009 11:45)
yvaj:
ka izao le izy e, io menaka io anie ka an'ny TIKO ihany e. Toy izany koa le vary.
Apres refa lany ireo de tonga @ zay ny menaka mankarary kibo sns...
Karazam-biby iray zan no fantatry Yvaj. Orin'asa iray.
5. xxx
(
30/03/2009 12:15)
mitovy fijery @ essera ihany aho, fa ny ahy mbola ampiako hoe: nohamafisina ihany ilay paikadin'i Ratsiraka taloha. Mba nahavita nanagona ny fananan'izay miseho ho manana kosa izy e! nampiasaina tsara t@izany mihitsy ny fahefana teo an-tanany (aiza no misy an'zan hoe ny usine privée atao ao anaty port, dia tsy misy akora mitovy @ ze ilain'io usine io mivoaka ny port!!!! aiza no misy an'zan we ny ronono tsy maintswy amidy @tiko rehefa tsy sotroin'ny tompony fa raha tsy izany amoahana didy we tsy mahazo mivoaka'an'Antsirabe !!!!!) tena chapeau =D> =D> =D>
ngah efa nahazo t@ le menaka ho avy rehefa lany ireo tonga ireo sahady i
Yva? d tena narary kibo tokotrany? sao d nanao vary be menaka loatra kosa fa mora le menaka d narary kibo e! :miam: :miam: :miam:
ka izao le izy e, io menaka io anie ka an'ny TIKO ihany e. Toy izany koa le vary.
Apres refa lany ireo de tonga @ zay ny menaka mankarary kibo sns...
ngah efa nahazo t@ le menaka ho avy rehefa lany ireo tonga ireo sahady i
Yva? d tena narary kibo tokotrany? sao d nanao vary be menaka loatra kosa fa mora le menaka d narary kibo e! :miam: :miam: :miam:
6. Mirananirina
(
30/03/2009 12:22)
essera:misy ny hitovizany ary misy ny mahasamy hafa azy ireo e.Ho hita eo tgv,
7. andrywui
(
30/03/2009 12:23)
Ny teo Ampahatromà eo Betafo aza nisy citerne sy gendarme mihitsy misava ny ronono mikatra an'Antsirabe !!! tsy mahazo mivoaka eo fa raha tsy zany de mandalo fitiliana any am institut pasteur ny ronono !! nefa rah mbol hiakatra hanao analyse an'iny ve tsy ho simba ny entana de manaiky tsy fidiny mivarotra 450ar am TIKO ny olona rehetra avy any amin'iny Mandoto, Salazamay , Ankazomiriotra , Soavina ,Betafo ,Ampahatromà rehetrahetra iny !!! tena chapeau marn ozy lery
8. Oay
(
30/03/2009 12:54)
xxx:
TSY MISY KIL FA LAVA LOATRA E
Tsy hoe tsy misy kil ry XXX fa tsy takatrin'ny sain'ny fanatika sy mpametraka baomba ny zavatra lazain'i essera satria zava-misy eny ambony kianja ka mila traik'efa sy niainana.
Misaotra ra essera a! d mahaleova mahalasana fa ny mpandalina tsy mba very fa ny fohy fisainana tsy maintsy maty ny baomba napetrahany, fa ny mpampirisika milamina any anatin'ny lapa é!
9. nalison
(
30/03/2009 14:30)
essera leo izahay matoa mitokona eny ambohijatovo isan'andro
leo an'i TGV izahay satria vao herinandro no nitondra dia mangalatra sahady
Mandehana mba manontany ny ao amin'ny MADARAIL hoe iza no naka antsokosoko ireo vary saika hamidin'ny filoha RA8 teto antanana
Ny minisitr'ingahy tgv .
leo zahay fa mamahandalitra ny olona i tgVendrana
ny mofo ary efa fovina no efa 200 ar. hita mitsy io hoe fahanan'ny mpiasantranony lainga.
izaho zahay ts afaka mihinana yaourt intsony fa ny mpanakarena iahny no afaka mihinana ny anaty garande surface
izany no ilazanay fa leo izahay no mahatonga anay migrevy fa
Tena Giazany ny Vahoaka

10. patrick2002
(
30/03/2009 14:44)
Ny loza dia na ireo namany izay tena azo lazaina hoe compétent (maromaro izy ireo) dia notsipahan'i Dada ange taty aoriana e.
ny olana dia nampifangaroany Ravalo ny Administration d'entreprise sy Administration public , ka rehefa nametraka anireo olona competent Ravalo ,ireny olona ireny niasa araky ny norme ,fa tsy niasa araky ny baiko notenenina ,manda ilay olona rehefa tsy mifanaraka amin'ilay norme ,dia nodakany Ravalo, raha entreprise manko dia ianao PDG no erany sy tompony ,miteny ianao hoe mila qualite ohatry ny izao izaho @ produit dia manantateraka ny mpiasa ,fa @ administration public tsy misy an'izany na filoha ianao haka volam-panjakana dia tsy maintsy voasoratra ao @ budget izay ,ka tsy tantiny vavoniny Ravalo mahita ny minisitra mamaly azy ,izany no nahavoadaka an'i Radavidson Andriaparany ,rehefa avy eo nopsolona Informaticien ny minisitry ny vola Hajanirina ,mpandray baiko fotsiny manatanteraka ,misy an'izany Force One 2 tonga tampoka izany tsy fantatra hoe vola avy aiza .