TGV fohy saina miteniteny fona! mampihomehy

1. molota ( 28/03/2009 18:58)
asa na misy ranomasina eto Antananarivo ka niditra teny @ PORT AmbatoB ireto menaka lazaina fa 12500 TENA VENDRANA mitombo ndray hono ny vidiny refa makany @province satria misy frais! menaky RA8 ihany no nagalarina dia nolokoina fotsiny ny fut. aza TANORA GAIGY VENDRANA IHANY OA :!: :!: :-D :twisted:
novalian'i rajy ny 28/03/2009 20:46
2. KALACK ( 28/03/2009 19:17)
Az ambanian s hfokain kos ref mb mihetsk ny Fitondrana s ny Fanjakan e, mahit lalĂ a iz ar ten nidin iva 4heny tam an'ny ra8 ny azy de ankasitraho fotsn fa mihetsik iiz zan manaso vahoak , ok zan ry Fanjakana a, jereo mits n vahoak e
3. xxx ( 28/03/2009 19:28)
haharitra hoviana hono zany fanampiana zany, herinandro sa 1 volana d avy eo tsy mahita tsony! na ny vola hividianany aza tsy ho hitany tsony rehefa kelikely!
4. molota ( 28/03/2009 19:31)
tsy fijerena vahoaka! iray manotolo io fa fanambatambazana ireo foza mpiloka sy mpizaha hao kamo tsy mety miasa fa miterateram-poana! ao analakely ao hambatambazana azy satria ts misy vola omen'ny TGV azy ireo intsony isan-andro. ka aleo aloha omeny menaka sy lafarine nangalarina ireo! ho an'ireo olona misaina dia matakatra izany! aiza lotra ary izat fisainanao! mampalahelo! mandramparaovina hono izy io no 12500??? :?: :-D :twisted:
5. rajy ( 28/03/2009 20:09)
Marivo be oa ny sainy . Heveriny fa vendrana ohatr'azy daoly ny ol . Mahaiza daoly manararaotra amzany fa 3 andro io de tsisy tsony de hividy lafo ndray. Tsy lasa lavitra fa eo akaiky eo ihany no takatra . Ny an'ny ol 2012 no tanjona fa ny azy rafakapitso . Tsy misy tafita tsy miafy zany , ary aza mieritreritra oe hisy filoha anatitra vary ao antranonao fa enao miandry fotsiny . Ampiasao ny saina e ampiasao ny sandry refa tsy tafa ny saina @ tsara fa sao de TGV eo an
6. rajy ( 28/03/2009 20:13)

7. rajy ( 28/03/2009 20:20)

8. rajy ( 28/03/2009 20:27)

9. rajy ( 28/03/2009 20:31)

10. rajy ( 28/03/2009 20:46)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.07