mangataka fanazavan akely azafady

1. diamondra27 ( 28/03/2009 18:07)
fa tena tsy maharaka e

marina fa misy ny tsy fitovian-kevitra eto amin'ny tany sy ny fanjakana fa mba manontany anareo any dago hoe; mba manao ahoana ny fandrosoan'ny boaty de nuit any am zao fotoana fa ny aty frantsa aloha zao dia mandeha tsara mihintsy e. Ao chatelet hono vao misy boaty vo niforona de le any cergy koa tsy adino
mety tsy misy ifandraisany am politika le izy fa perso fa ny tiko lazaina de oe:mba dj ihany hono tgv de nahoana no tsy ampandihizina am zay ny vahoaka fa mbola misy gidraka foana e
Sa le vahoaka mihintsy no tsy tia ilay hira mandeha ...
firy ndray zao le mat sy naratra anikeo
tssss
novalian'i Belami ny 28/03/2009 21:27
2. xxx ( 28/03/2009 18:18)
diamondra27:

marina fa misy ny tsy fitovian-kevitra eto amin'ny tany sy ny fanjakana fa mba manontany anareo any dago hoe; mba manao ahoana ny fandrosoan'ny boaty de nuit any am zao fotoana fa ny aty frantsa aloha zao dia mandeha tsara mihintsy e. Ao chatelet hono vao misy boaty vo niforona de le any cergy koa tsy adino
diamondra27 anie tena mba hafakely sady mahatalanjona mintss e! ny olona maty vonon'reo miaramila, ny firenena misavoritaka be fa ny azy d ny boite de nuit no mahamaika azy!!!


3. xxx ( 28/03/2009 18:37)
diamondra27 :
aza manao makorelina aty fa any ihany mandeha @ boite fa tsy mahazo olona aty ianao
very eo fotsiny ny frais
izany akia dia anontanio ny partenaires nao hoe tgv izy sa tim
bonne nuit
4. molota ( 28/03/2009 18:41)
:-D :-D
5. diamondra27 ( 28/03/2009 18:46)
xxx1 ny mampiteny ahy izany dia tokony hampifaly vahoaka hoy aho ny mpitondra fa tsy izao misy faty olona izao foana no re aty an-tany lavitra aty


xxx2: ny bavinareo ngah manao makorelina any dago sa ny mamanareo sa ny cousinenareo? fa misaotra betsaka amin'ny info na de zany ihany aza e.

f'angaha moa rehefa hoe misy dj dia tsy maintsy boaty foana izay no atao anaty loha fa tsy mba hoe soiree tsotra
6. Andribe ( 28/03/2009 19:41)
dj basy poleta ndray zao nenlery ko :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. Belami ( 28/03/2009 21:27)
Andribe : =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0842