Tsiambaratelo. Zavatra roa tsy zakan-dRa8.

1. essera ( 26/03/2009 14:34)
1/ Iza no efa naheno an'i Dada niteny hoe Jesosy Kristy.
2/ Iza no efa naheno fa sahy manao fanambarana ny hareny i Dada.

Ireo izao dia vitan'ny TGV.

Tsotra kely ireo a. Izaho izao mahavita an'io.

Tairo ange e.
novalian'i moi ny 27/03/2009 10:34
2. xxx ( 26/03/2009 14:42)
Ireo angaha hahafahana mitondra fanjakàna ?
Voasoratra anaty lalam-panorenana ?
3. bozyboleta ( 26/03/2009 14:55)
Eo ndray de hamorona eo refa lany bala.

1/ Iza no efa naheno an'i Dada niteny hoe Jesosy Kristy.


Za efa naheno, tsy indray tsy indroa fa imbetsaka

2/ Iza no efa naheno fa sahy manao fanambarana ny hareny i Dada.
.

T@ faran'ny novambra 2001 vao nirotsaka ho kandida t@ filoham-pirenena izy defa nanao an'io e.
Mety mbola tsy teraka angamba nareo t@ zany.

Zavatra hafa resahina fa reo efa diska gôka.
4. Oay ( 26/03/2009 15:11)
bozyboleta:

Eo ndray de hamorona eo refa lany bala.

1/ Iza no efa naheno an'i Dada niteny hoe Jesosy Kristy.


Za efa naheno, tsy indray tsy indroa fa imbetsaka

2/ Iza no efa naheno fa sahy manao fanambarana ny hareny i Dada.
.

T@ faran'ny novambra 2001 vao nirotsaka ho kandida t@ filoham-pirenena izy defa nanao an'io e.
Mety mbola tsy teraka angamba nareo t@ zany.

Zavatra hafa resahina fa reo efa diska gôka.


Marina ny an'i bozy fa miteny an'i Jesosy Kristy fona ny apostoly Marc satria rehefa manonona ny FJKM izy d izao: Fiangonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara no fanonony anazy d efa manonona an'i Kristy izy izany.
Fa kosa momba ilay fananana d tsy ampy intsony ny fanambarana fananana natao t@ 2001 satria efa bobaka be ny azony nandritra izay ary na tsy niova aza d tsy mety ny valiboribory nataon'i Marc Ravalomanana fa matoa izy tsy sahy niteny d satria misy afenina ao.
D ny momba ny hoe diska efa goaka d ilay Marc Ravalomanana mihintsy no hitako hoe efa mivalana ny fihainoana anazy ka aoka tsy horesahina intsony fa andao hanao zavatra hafa fa efa kilasiana ho isan'ny goaika antitra mitovy laharana @ ndry pasitera sy ry Ratsiraka i Marc Ravalomanana.


5. tsiafoi1 ( 26/03/2009 15:13)
Midilotra loatra ny kapila mangirana eto ka tsa-mety mikisaka intsony.
6. yuka ( 26/03/2009 15:24)
ahoana moa no tsy hitombo ny fananany e!
olona mikarama anie izy e!ny olotsotra maro no mahatsangana trano,sy manitatra ny izay kely hananany,ko maika fa izy filoha sady efa laibany izy no
niakatra teo fa aza adino. :D
7. nancy ( 26/03/2009 15:35)
F'hita oa akia ry yuka. Ny tedavin-dry zareo anie de hidina ny hiha-hahantra izy rehefa hoe mitondra fanjakana e.

yuka:

ahoana moa no tsy hitombo ny fananany e!
olona mikarama anie izy e!ny olotsotra maro no mahatsangana trano,sy manitatra ny izay kely hananany,ko maika fa izy filoha sady efa laibany izy no
niakatra teo fa aza adino. :D



8. Oay ( 26/03/2009 15:39)
yuka:

ahoana moa no tsy hitombo ny fananany e!
olona mikarama anie izy e!ny olotsotra maro no mahatsangana trano,sy manitatra ny izay kely hananany,ko maika fa izy filoha sady efa laibany izy no
niakatra teo fa aza adino. :D


Efa laibany marina izy no tonga teo d manaraka anazy daholo ny bonbon vorona an!
Fa ilay fitombon'ny harenany aloha d ilay atao hoe vitesse exponentielle satria tsy nisy afaka nifaninana taminy fa izay nihetsika ka tsy nanaiky anazy d nanaovany dossier d migadra.
Fa taiza ianareo ry kely maso yuka no nianatra fa na filou aza d tsy ambonin'ny lalana.

9. KALACK ( 26/03/2009 16:24)
Yuka gaig vavy ra hanarak vao2 am net ka, vo marain def eo d ref mahit sopap milailay d miditr et amzay manom leson
10. moi ( 26/03/2009 17:00)
Ny zavatra roa tsy zakany (mba fijery hafa):
- ilay fitantanana grevy : nefa anie dia nizesta ery izy tamin'ny 26jan teo iny hoe tsy ampahafirin'ny 2002 hono ity indray mitoraka ity, ilaina fahaizana hono ny fitantanana korontana ! Amin'io anefa ny fananany efa may daholo !
Nandinika ihany aho sao mba fiarovana ain'olona (ain'ny mpandroba mantsy e) tokoa ary no nataony, nefa niharihary fa nandainga izy fa tamin'io dia efa niala taminy ny tafika.
- ny tsy hitarika amin'ny fivoriam-ben'ny firenena afrikana : inty no nahaela azy vao nanipy fahefana ! Vao avy dedadedaka mantsy HONO izy ilay tany Afrika Atsimo farany (ilay alahady 24 jan teo) hoe "Any aminay tsy mba misy korontana politika izany, milamina ..." dia asa na ny nialona no nandefa mercenaires hanakorontana ... na izy no nivatsy satria nitodidoha nody tampoka izy t@ iny fa nisy raha saika nanahirana teto.
11. tsimatimanota ( 26/03/2009 17:18)
1- TGV
2- CAPSAT

IREO NO TENA IZY
TSY MAHAZAKA ZAORIDIRA MANTSY IZY INY
12. RanOBe ( 26/03/2009 19:12)
Ny teniko dia tsotra !
Raha mivoaka eo aloha i Jeneraly FIDY sy ny Namany izay nogadraina niaraka taminy de hoy aho hoe BYE BYE koa RA8 sy ny namany fa dia hisolo toerana azy ireo any am-ponja!
Ny olana manko dia izao : EFA TENENINA FOANA FA EH! EH! EH!
13. fijo ( 26/03/2009 21:12)
miverina any tsiafahy i jeneraly fidy sy ry pety fa andraso kely.
14. Andribe ( 26/03/2009 21:18)
ary raha alain i ra8 ministra tampoka reny de ahoana :?: :?: :?: :-D :-D :-D
15. xxx ( 26/03/2009 22:11)
tena marina tokoa fa tsy mahazaka zaoridira ra8 satria efa allerigikan'ny zoridira satria nihinana zaoridira tafahoatra
dia ny namoantsampona dia ity ilay allergie dia nivadika diabeta omamiadana
hatrany am-paladia ka hatrany an-tampodoha :(
16. pitchou ( 26/03/2009 22:27)
ny tena tsy zakan-dra8 d :
1) ny mahita olona tafavoaka @ fiainana ka manan-javatra. Aminy ny zavatra rehetra d tokony ho azy avokoa, indrindra ny afera mandeha rehetra! (minoa fotsiny ihany an'io lazaiko io fa aza be famaliana be fahatany eo indray)
2) ny mahita na maheno olona tsy mandokandoka izay hadalana rehetra ataony sy teneniny fa miseho manitsy azy; satria aminy dia tsy mba mety diso izy (aiza ny olona no tsy hananana reflexe hiteny hoe iza indray no nalainy tahaka t@ izy mody nifona iiny)
3) ireo jaky mena tsy nety nanova azy ho "andriana" nefa io fiandrianana ara-pirazanana io hono sisa no tsy ananany

tena tsy nety ilay namehy azy ho 2 fa toa mitovy lanja izy 3 ireo, fa ny gasy sy ny fiangonana aza efa mivavaka aminy
17. fijo ( 26/03/2009 23:03)
le faharoa diso.i ranjeva tena nahavita niteny azy mivantana mihintsy ,fa tsy nataony inona;
18. Oay ( 27/03/2009 09:00)
fijo:

le faharoa diso.i ranjeva tena nahavita niteny azy mivantana mihintsy ,fa tsy nataony inona;

Aoka ry fijo fa ny tenako mihintsy no nahita tany Anjozorobe ny nanaovan'i Marc Ravalomanana an'i Marcel Ranjeva fa inn ny nataony hafa tsy ny hoe "Eny Tompoko", ry Ranjeva efa tonga @ ilay fitenenana manao hoe "Tratra ny varo-daona é!"
Ny olan'i Marc Ravalomanana d c'est un raté de la vie d mba tafita nahazo vola d manao valifaty @ ireo:
>>>izay nahavita fianarana.
>>>izay nanakarena teo alohany (Ramarson-Ramanandraibe-Quartz sns)
>>>mamalifaty an'ireo taranak'andriana mialatsiny za raha voatery miteny an'io fa zavatra tsy zakan'i Marc Ravalomanana io ary izay no nahatonga anazy nilavaninana t@ fasan'andriana tetsy Ambohimalaza.





19. moi ( 27/03/2009 10:34)
Ilay faharesen'ny TIM tamin'ny match TGV contre TIM : io no niaingan'izao ankehitriny izao ! Nefa raha mba nahay niaraka izy roalahy !
Zahay mantsy (aleo atao hoe) mandre e ! ben'ny tanàna tsy TIM no any aminay fa e e e ! hahodina daholo izao karazana projet izao satria tsy TIM ny ben'ny tanàna !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1648