ze l'aime et ze veux l'aime virtuellement ..........
1. xxx
(
25/03/2009 14:25)
ze l'aime et ze veux l'aime virtuellement ........
novalian'i xxx ny 09/04/2009 17:09
5. vale
(
26/03/2009 00:00)
:-D :-D petit mots kely dol zany ny ato an!! lol
no problem e!! mazotoa mandrevirevy tsara!! lol!!!
no problem e!! mazotoa mandrevirevy tsara!! lol!!!
7. kotobekibo
(
26/03/2009 00:19)
tsy koi io e! izay hifanarahanareo eo ihany . Raha mety izy v aiza ny olana ? :-P
8. xxx
(
26/03/2009 04:51)
kotobekibo:
tsy koi io e! izay hifanarahanareo eo ihany . Raha mety izy v aiza ny olana ? :-P
ny olana ane de zao e !!! te hihaona amiko izy nefa za tsy manaiky ny hihaona aminy SATRIA efa manana sipa izy !!!! de za miteny hoe je veux t'aimer virtuellement; de izy tsy rototra am zay !!
9. sitlo
(
26/03/2009 05:13)
http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-montre-fesses.gif
12. xxx
(
27/03/2009 13:41)
Ka maninona moa raha atao réél rehefa te hihaona izy e!
ka tsy zany ve no milay noho ny virtul ???
rah zah koa aloh no atao an zany de tsy reveko mitsiN e!
nenah tonga de le enao eto anilako no reveko fa tsy zany virtuel zany
mbo eh....! mitsy
ka tsy zany ve no milay noho ny virtul ???
rah zah koa aloh no atao an zany de tsy reveko mitsiN e!
nenah tonga de le enao eto anilako no reveko fa tsy zany virtuel zany
mbo eh....! mitsy
13. Koditra
(
27/03/2009 19:33)
Dray dray dray! Tsy azo atao zany eto @ serasera.org, jereo ny fitsipika anatiny mitondra ny laharana faha 954, pejy faha 132.
15. kelly13
(
27/03/2009 20:14)
ary za vao saika hitady io fitsipika io ry koditra a, tsss, kay lainga b lollllllllllll :wink:
17. Koditra
(
30/03/2009 05:22)
kelly13 : Zafady eh! :lol: :lol:
Ragaby : zà letsy vao hieritreritra oe iza re no hotiaviko virtuellement ato e? :-D :-D
Ragaby : zà letsy vao hieritreritra oe iza re no hotiaviko virtuellement ato e? :-D :-D
19. xxx
(
30/03/2009 13:57)
maninona tokoa moa xxx raha mba miseho e!?
rah tsy manaiky manko izy de zah vonona hanaiky
firy taona aloha xxx e?
rah tsy manaiky manko izy de zah vonona hanaiky
firy taona aloha xxx e?
