ze l'aime et ze veux l'aime virtuellement ..........
21. gabidemony
(
31/03/2009 23:30)
reo jòba be eto @ serasera potika @lah eto reto ve de mbola mahasa miteny ahy hoe iza no hotiaviko virtuellement eto; sa efa be loatra izy ty eh! de tsy araka tsony?....ra izany mba zarazarao anjakana , aza mi-drible baolina fa tsy mety famba pasio . :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. Koditra
(
01/04/2009 22:23)
O Ragaby a! Mafinaritra sy cool aby ny joban’ny Serasera eto fa tsy raisina oe potika zany. Ketreho tsara kalou Bounasan dé miandry offre manaraka ndray elah. Ra sanatri tsy tafa Bouna dé aza malaelo voalavo maty fa mbola hiakatra ny eny antsaha hono letsy a! :-D :-D
24. xxx
(
03/04/2009 19:40)
tandremo fa virtuellement milay daholo ny olona, mahay manafona toetra tsar daholo, fa va voir ny realité, eo misy surprise matetika, mahereza e
25. xxx
(
04/04/2009 06:48)
Tsy maazo resaka ko ri xxx23 zany. kefa oe virtuel ihany no itiavany azy fatsis resaka réalité zany. Na io sipa na vadinao itanao teny atsena io aza manafona toetra koa. :-D :-D :-D
26. ratonga
(
05/04/2009 20:57)
xxx:
Na io sipa na vadinao itanao teny atsena io aza manafona toetra koa. :-D :-D :-D
marina zany ry xxx fa nisy ray zay hitako teny @ grande surface fa tena pozin'ireny manafi-toetra b reny :-D :-D :-D fa manja kelly klou é 8) :-P
29. xxx
(
08/04/2009 07:37)
ny ahiko dia lelah le sipa @ tena izy
de bandy le sipa @ tena izy
mifampiantso am phone zasy le bandy presque isan'andro !! donc azo antoka fa lahy izy fa tsy vavy !! ny feony tena laniko !! lelahiny izy !!
30. xxx
(
09/04/2009 17:09)
za koa lhl tsara feo be. apetraho eto na alefaso email ny laharantarobianao fa tsy oanenenao.
