nanao ody marina ve ra8 ?

1. rajy ( 24/03/2009 20:18)
Mampisalasala,sarotra hinoana. ho an'ny mpianany aloha de tsia eh! Sa mety azon'ody daoly tokoa ve reo pokona bdb reo?.enjana zany ra fanafody an efa nodorana fa mbola mandaitra!tokony ampindramin'lery an'I TGV,ary misy zavatra koboko tampoka an kay bokotra telo milahatra midina le TGV eto @ clavier- ko,mampieritreritra ny mpinompino foana.
Aza variana mihaino vavan'olona ry zalah fa jereo ze nahavita a ratsiraka aza tsy nanao ody koa ra8 ve ilatsaka @zany?
Ny hevitrareo!
novalian'i klitika ny 25/03/2009 02:59
2. vale ( 24/03/2009 22:44)
tonga indray ity ny resaka ody!! ody anefa ampiasaina de inn no mba vokany e??? :roll: aza minomino fona izany!! lol!!!
3. klitika ( 25/03/2009 02:59)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0569