Un prêtre jugé pour avoir violé son neveu

1. Mirananirina ( 24/03/2009 13:59)
Le religieux a reconnu avoir violé son neveu, durant dix ans, entre 1997 et 2006.

Au moment des premiers attouchements, le jeune garçon n’avait que huit ans.

En juin 2006, le prêtre avait envoyé une lettre au procureur de la république de Lyon pour se dénoncer, après que son neveu ait avoué les agressions sexuelles à ses parents, précise le nouvelobs.

Le religieux était un récidiviste. Il avait déjà été condamné pour agression sexuelle en mai 2003 à Rennes. Il avait alors été condamné à 1 an de prison, dont 9 avec sursis.
Te hilevom-belona mihitsy aho marina moa,manala baraka,soa fa tsy pretra Malagasy aloha.
2. ari.malala ( 24/03/2009 14:09)
8O :roll: rekaky amindreneniko ô!!!!! loza!!!! fa manin no ts ahantona @ asany zany olona fa mpamerim-pahotana izany??? 8O 8O 8O
3. ikaretsaka ( 24/03/2009 17:15)
Efa nahato t@ asany io ary efa mizaka ny nataony..

Fa indro kely fotsiny: angamba tokatrano tsy ahahaka tokoa fa ohatran'ny tian'ny media izany hoa tato ho ato resaka mompera e
Nefa firifiry koa moa ny pasitera manambady no zanany naterany aza no amboariny fa akombokombona izany.
Vao hitako t@ tele teo izao fa tany scotsdale arizona nisy pasy methodista nananmboatra ny zanany vavy matoa de niteraka t@ mihitsy... fa outrage hono le communaute de hoe aza aparitaka fa mahamenatra... dia tsy navoaka intsony le izy
Fa rehefa I mopre no manondrana...rentany ren danitra iny raha iny...

Tsy haiko fa na resaka blagy fotsiny aza... manaova ange ianao blagina pastera miaraka @ sekta ,na fiangonana misy pasy raha tsy hmmm hafahafa izany ny olona e e... fa kosa na kato na inona no audience ka manaova blagina mompre fa tsy maninona kokoa sy tolerena kokoa
4. pitchou ( 24/03/2009 20:59)
ary raha izany tsy i eva akory no mpanota fa i adama!
5. ikaretsaka ( 24/03/2009 21:51)
eva ihany anie no nanomboka ny tantara ... dia i adama koa tsy nisalasala
6. pitchou ( 24/03/2009 21:54)
i adama no tena nanomboka raha izany ko! ary sao d mba no-violer n'i lery aza i eva no nahatonga an'i eva namahanana paoma azy
7. ikaretsaka ( 24/03/2009 22:00)
de inona no nataon'i bibilava raha izany? :-D :-D :-D
8. sohitika2008 ( 24/03/2009 22:04)

Il avait alors été condamné à 1 an de prison, dont 9 avec sursis.

Ohatra ny mpiara-mianatra @ TGV zany tsy mahay manisa zany
9. ikaretsaka ( 24/03/2009 22:12)
odry! mazava tsara kosa izany fa nareo kosa ve ahoana e...
sazy mihantra 1 taona..
sazy mihantona 9 taona...
double sazy izany...
tsy mahay manisa fa mahay lalana :wink:
10. sohitika2008 ( 24/03/2009 22:40)
DONT
Tsy mahay teny frantsay ndray zany
11. pitchou ( 24/03/2009 23:13)


de inona no nataon'i bibilava raha izany?

ny nataon'ny bibilava? nanoro an'i eva ny fomba hamaizana an'i adama :-D :-D :-D :-D :-D
12. fijo ( 24/03/2009 23:40)
ny mopera no atao resak abe ,satria ny papa manao teny tsy voahevitra.
nanao fanadihadian any frantsay taty.(vaovao france2 tamin'ny alahady)
57% ny vazaha manameloka ilay voalazan'y papa lebeno momba ny kapoty.
55% ny katolika manameloka;ary miahiahy noho iny teny nataon'ny papa iny.
ka ngamba mba tokony hisaina ny papa rehefa hiteny amin'ny manaraka;
13. ikaretsaka ( 25/03/2009 00:44)
Don't ry sohitika = miampy an..
Sazy mihatra 1 taona any ampigadrana ka 9 en sursis izany

Fijo:de frantsay ve no hanaovan la referansa tsssssss
14. niryna ( 25/03/2009 04:14)
Mirananirina:

Le religieux a reconnu avoir violé son neveu, durant dix ans, entre 1997 et 2006.

Au moment des premiers attouchements, le jeune garçon n’avait que huit ans.

En juin 2006, le prêtre avait envoyé une lettre au procureur de la république de Lyon pour se dénoncer, après que son neveu ait avoué les agressions sexuelles à ses parents, précise le nouvelobs.

Le religieux était un récidiviste. Il avait déjà été condamné pour agression sexuelle en mai 2003 à Rennes. Il avait alors été condamné à 1 an de prison, dont 9 avec sursis.
Te hilevom-belona mihitsy aho marina moa,manala baraka,soa fa tsy pretra Malagasy aloha.
fa maninona hianao no te hilevombelona ? satria ve hoe olo-masina dia tsy afaka nanao ratsy? fandalovana mety mahazo ny olona io ary santionany ihany koa saingy tsy afaka ny hitsara isika .Izy aza mba mampalahelo tsy nahatohitra ny fakam-panahy saingy rehefa mifona kosa izy na mivavaka fa tsy anao intsony dia Atra no amela azy toa isika manana ny fahalemena avokoa ka ny fo mangetaheta ny fifonana sy ny miaiky ny fahotana ary mibaboka fa tsy amerina intsony izay no tadiavin'Atra amintsika rehetra.Raha mahatsiaro ho afa-baraka hianao dia mivavaha ho azy fa izy anie tsy mahalala sy tsy mahatsampa hoe fanahy maloto no ao aminy e ( fanahin'ny fijangajangana)

15. ari.malala ( 25/03/2009 06:05)
ikaretsaka:

eva ihany anie no nanomboka ny tantara ... dia i adama koa tsy nisalasala



ika, enao hoa adama kounkou de miaro lava ny adama namanao na d efa hita izao aza fa ratsy :-P
16. ni81 ( 25/03/2009 06:13)
Te hilevom-belona mihitsy aho marina moa,manala baraka,soa fa tsy pretra Malagasy aloha.
Fomba fiteny angamba ka atao fa tsy ho sahy ianao raha tena mahita! :)
17. pitchou ( 26/03/2009 02:38)
maheno fotsiny aza ny sasany te-hilevom-belona dia ahoana hoy ilay niharany?
tena mino ve nareo hoe rehefa nahavita ny nataony ilay pretra d mifona "imolotra" d ho sitrany ilay olona iray? cinema daholo izany!

ary raha pretra no nahavita izany d tokony ho faran'ny henjana no ampiharina aminy satria miampy atteinte à la morale mihitsy izany.

Ny mahagaga ahy @dry mompera (ny papa moa izany e) dia ity: rarany ny fampiasana kapoty, rarany ny fanalana zaza, rarany ny mompera tsy hanambady, rarany ny mompera tsy hanana firaisana ara-nofo ... nefa tsy misy mesure mifandraika amin'izany mihitsy raisiny! farafaharatsiny rehefa tsy afaka hanery ny olona tsotra na mpivavaka na tsy mpivavaka izy, dia mba ny ao an-tranony no asiany aro fanina e! raha vosiriny daholo (ataony eunuque) ny mompera rehetra dia sûr izy @ izay fa hanaja ny voeu de chasteté daholo ireo mompera ireo. Tsy hisy te-hilevom-belona intsony maheno hoe mompera nanolana e, mompera nijangajanga e (any an-tsainy izy sisa no afaka mijangajanga)
18. ari.malala ( 26/03/2009 06:04)
pitchou :-D :-D :-D :-D nivanitika foana akia za namaky izay valintenindry androany :-D :-D :-D vosirina dool an! :-D :-D :-D
19. tywa68 ( 26/03/2009 07:04)
Pitchou : asa raha hisy hanao môpera eo raha vosirina zany aloha, sa alohan'ilay hanaovana voady d vosirina koa :°)
Ny any Inde misy ilay manolon-tena vosirina fa tena honneur be ho azy ireo no manao azy, miampy finoana koa angambany ! f'ilay resaka sexe ty anie arakar'ilay société misy anao koa e !
Koa na misy "io" na tsia rehefa tsy mazava ny lohan'ny sasany d hainy foana ny mahita fika hametavetaina na hanimbàna olona (na biby !).
Ari.malala : laozandry mi :-D :-D
20. Mirananirina ( 26/03/2009 09:25)
Somary nihomehy aho nahita ny valiteninareo.Mampalahelo ilay tantara ,nefa dia mampihomehy ny valiny.
Iza mihitsy no tena manota e?Adama,Eva?
Omaly tamin'ny reportage izao dia nahita aho,tany Palestine,Israel:Ny fasan'i Abrahama,dia ao ambadika ny Juif no mivavaka ary ao ambadika ny musulman no mivavaka eo anoloan'ny fasan'i AbrahamaDia aiza ary ny Kristianina hoy aho no mivavaka amin'izao,satria tsy nisy Kristianina tao,nefa isika toa mino an'i Abrahama ihany an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078