Un prêtre jugé pour avoir violé son neveu
21. ari.malala
(
26/03/2009 09:30)
tywa, ko mampime be le hoe vosirina ko! alaiko sary antsaina fa tena =)) =)) =)) mitsn za!
Mirananirina, ny Kristianina tsy mivavaka @ fasana fa @ Atra ka! :°)
Mirananirina, ny Kristianina tsy mivavaka @ fasana fa @ Atra ka! :°)
22. Mirananirina
(
26/03/2009 10:21)
Mirananirina, ny Kristianina tsy mivavaka @ fasana fa @ Atra ka!
Tsy amin'ny fasana no mivavaka ry zareo fa eo akaikiny.
23. pitchou
(
26/03/2009 21:42)
ari> d Ikaretsaka koa ampanaovina rebareban'i mompera d vosirina koa fa manahirana ny mieritreritra azy :-D :-D :-D :-D :-D
Mirananirina> k'efa feno ny toerana eo d any anoloan'ny fasan'i Jesoa ny kristiana no mivavaka!
Mirananirina> k'efa feno ny toerana eo d any anoloan'ny fasan'i Jesoa ny kristiana no mivavaka!
24. fijo
(
26/03/2009 23:17)
ika na, tsy hoe frantsa no anaovako referansy,fa io no terehimarika naseho aloha.fa tany brezily anie ka maro koa ny kanto no kivy tamin'iny e.ary ny tao afrika,tsy vitsy no gaga sy tonga saina tamin'ilay teny.
ikala pitshouka aza mamositra vahoaka eto.hivadika tgv sy capsat koa ngaha,
ikala pitshouka aza mamositra vahoaka eto.hivadika tgv sy capsat koa ngaha,
25. ari.malala
(
27/03/2009 05:40)
pitchou :-D :-D :-D :-D mety mintsy zay eritreritr'indry zay akia a :-D :-D :-D
27. ari.malala
(
27/03/2009 08:02)
tywa, :-D :-D izay mpanolana sy miaro ny mpanolana rehetra dia vosorana dool e :-D :-D
29. Mirananirina
(
27/03/2009 16:23)
Mirananirina> k'efa feno ny toerana eo d any anoloan'ny fasan'i Jesoa ny kristiana no mivavaka!
Izay ny mahavoa antsika , adino ny taloha sy ny nipoiran'ny olombelona fa i Jesoa dia vita.
Iza indray izao vosirina eto izao e?Ny Kristianina anie ka tsy vosirina e????????
