Mbola misy ihany ireo tsy mikatona tsara ny loha maleminy

1. yakuza ( 24/03/2009 10:10)
Asa izy ity raha atao kilalao ny firenena fa tsy haiko alou fa za mintsy ry pro R8 dia mipetraka tsara @toerana misy azy fa tsy manao fihetsika olona tsy nianatra ohatr'izao atao etsy sy eroa IRALEVAVABE ary efa nametraka fialana
dia ireo olona "maivan-doha" miala tsiny @fitenenana no mbola hijoro sy hitsako tsy misy eo
:idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea:
novalian'i andrywui ny 24/03/2009 15:31
2. ralevazou ( 24/03/2009 10:29)
Mba efa mikatona marina àry ve aloha ny lo malemin io boay kely io ra Yakuza â ? :D
3. zoozoo ( 24/03/2009 10:39)
ef ita mints fa mafy lo be TGV e!ef nosereny radidy mafy loatra ndray aza :°) :°) :-D
4. tgvra8 ( 24/03/2009 10:41)
raiketo ny gera rangaha aa tsisy hafa mahavidy mliaramila koa ve zazaaa
5. xxx ( 24/03/2009 10:48)
Aza mikoropaka fa any swaziland ra-8 manomana mercenaire ho avy hanafika tampoka tsy ho ela. Haka ny anjara fananany tavela eto an-toerana hono lery satria efa mandeha ny fanenjehana sy fisamborana azy ka tsy maintsy avoaka avokoa aloha ny entana nangonina hatramin'izay.
Mety havoaka miaraka amin'ireo mpanao an-keriny nanongana azy koa izany raha tsy mitandrina ny TGV.
6. ratavao ( 24/03/2009 10:58)
Mazava ho azy fa mbola tsy mikatona, satri mbola mitàna sy mandaitra anie ireo ody napetr'i R-8 e! Indrisy fa misy fetrany ihany izy ireny araka ny voalazan'ny Soratra Masina. Ka miandry izany isika araka ny fandaharana ataony sy izay hahasoa ny vahoka Malagasy !
7. Mirananirina ( 24/03/2009 12:59)
ry pro R8 dia mipetraka tsara @toerana misy azy fa tsy manao fihetsika olona tsy nianatra ohatr'izao atao etsy sy eroa IRALEVAVABE ary efa nametraka fialana

Hay mahatsapa ianao fa tsy nianatra ireo olona migrevy amin'izao,ary ireo nangalatra fitondrana sy teny taloha :olona nianatra daholo :lol: :lol: :lol: :lol:
8. yuka ( 24/03/2009 13:04)
yakuza marina enao :D :-D :-D :-D
9. mion ( 24/03/2009 13:26)
Ato @ forum ry reto de misy ol mapanaelo anà mintsy a, ratavao zay no anarany, tena misento foana leri , ozy oe indrisy isaky ze miteny, mivadika atsy ambadika aho de mbola iny koa ratavao : indrisy, ze pejy ahitako an-dratavao de tsy maintsy ahitana oe indrisy avy @ leri daholo.

sao de dokony ihinanana LEXOMIL na XANAX elà ratavao fa mi-déprime be loatra a, na andàna alou maka saina fa aza misentosento be mamenatr'ol eto fa mba lehilahy lehibe ihany ny tena

indrisy... hihihi... indrisy ... :'( :'( :'( ratavao
10. mion ( 24/03/2009 13:43)
d mitohy ny tolona rankizy a
11. andrywui ( 24/03/2009 14:14)
Elah no ampiononina izao ko tavao no kozikozinlah eo !! vao miditra eto ny Swaziland de goaka V miaraka nareo ry lety !! olona tsy mahafantatra ninonnninn eto akory fa hipenipenina kely sy hianahana tsy mahita lalana eto de azo ho azy eo !! sady zay no mahavendrana reto Tim reto !! fika tokony hafenina zao zany swaziland zany de hirahiraina eraky ny tanana de andrasan'olona fotsiny zao !! ze tonga voalo aminireo alo de goaka V e !! ha ha ha !!
12. mion ( 24/03/2009 14:57)
hon hon hon ,
toa mipararetra sahady i wiwi zany . Angà Swaziland no ho avy e, ary ireo vahoaka be ireo tsy mila miaramila lty a, aza de mampionontena letsy fa efa akaiky a. ho tsapanlà zany oe Tena Goaka V... zany
13. andrywui ( 24/03/2009 15:31)
Ka le vahoaka anie lety ry mion ekeko oe bobaka fa sarimbavy tsy mahavoa raha daholo e! mimonomonona fotsiny fa lahy na vavy na tanora na antitra ! fa tsy mihetsika mba manohitra anlf TGV !!! sady vao manao fihetsika tsy voahevitra eo koa aloh de goaka vody e !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084