tsy lasa bordel ny serasera fa i bordel no lasa bordel

1. xxx ( 23/03/2009 13:24)
8) mahaiza manoratra toa ny olona rehetra fa aza miteny ratsy lava eto
novalian'i pikatti ny 23/03/2009 15:51
2. gasmlay ( 23/03/2009 13:32)
manin ary no tsy avôka eto le ps an'le olona miteny ratsy eh! sô de mbô nareo mpandrindra ao ihany ary no mpanao xxx lava eto leaza :roll: :^) :/
3. yuka ( 23/03/2009 13:41)
asa inona no manakana tsy hamoahana azy :roll: :roll:
sa voahambana vava-basy ny kou i zokibe :-D :-D :-D
4. andrywui ( 23/03/2009 14:50)
De sady asaina manoratra teny ratsy ve zany Rahery sy Ravato no voambana basy ??? aiza ko ry reto fa mba tsy marina zany hi hi hi hi !! fa mampalahelo ry lerony zany kléé !!!!


:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. pikatti ( 23/03/2009 15:51)
ataovy ny ampamoaka serasera fa tonga de haut les mains elah andrywui ,mody malemy manafina an-tsalaka ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1229