VIVE LA FRANCE...
1. xxx
(
20/03/2009 18:47)
...FA TONGA AO LAFRANTSA NY CRISE FINANCIERE
...FA TAPI DALANKALEHA NY TGV MANANTENA TAIMBDODY FRANTSAY
NILAOZAN NY BE KINTANA
IZAO INDRAY NILAOZAN NY UNION AFRICAIN
LA FRANCE ANEFA TSY MANAN KATOKONA FA NY FRANTSAY AZA MIGREVY DAHOLO
ANONTANIO FRANCOIS FILLON FA TENA PRIORITAIRE VE NY MADAGASCAR AU LIEU DE RETABLIR LA CRISE PROPRE AU FRANCAIS
TAMPINA NY DAOMY
JETER L EPONGE DES LE 03 E JOURS DE COUP D ETAT
SINON TAPITRA ETO DAGO ETO NY TARANAKA JIOLAHY
ON RECOLTE CE QU ON A SEME

novalian'i rakaroka ny 21/03/2009 13:27
2. rakaroka
(
20/03/2009 20:19)
Marihina fa hatrany @ bekintana ny crise financiere.
Ny tokony ho izy angamba dia tsy ilaozana hanenjika firenen-kafa, fa
izay ivoahan´ny firenenao "heverina" ! Raha any @ Frantsay no ahitan´ny sasany irika hanampy azy, mba ampiasao ny diplomatie´nao nihoatra izay ho hita !

3. tovolahy007
(
20/03/2009 20:31)
Rakaroka>efa nisy ny natao saingy indrisy fa notrongisin'ny TRAIN satria notambazan'ny Frantsay ranondranony de iny fa nandrodana. Iza mo no tsy mahalala ny zava-misy e. Dia tsy hitanao ve fa efa firy taona mo ny frantsay no teto Madagasikara?? Na io nandritry ny fanjanaha-tany na io tao aorinan'izay. Inona ny mba zavatra tsara najorony teto?? Heverinao fa faly izy t@ tsy nahazahoany nanao ny didiny teto nandritra ny nitondran'ny Ravalo?? De tadidio izao teniko izao,NY FRANTSAY TOMPOKO, REFA TSY HO AZY ENAO DE POTEHINY TANTERAKA NY AMINAO, TOY NY NAHAZO AN'NY COTE D'IVOIRE. Dia izay ko no ho ataony eto Mada.
Maninona no milaza fa manameloka ny fanongana-panjakana nisy nefa ny ambasadaorny asaina miarahaba panao COUP D'ETAT???
FRANTSAY TSY VANONA IRAY TRANO.

4. rakaroka
(
20/03/2009 21:48)
tovolahy> Tsapako , sy reko hatraty ny "fankahalanao Frantsay", Dia inn hoy ianao ny zavatra tsara mba najorony teto?
Betsaka fa ny gasy no tsy mahafantatra akory sy mpanimba sy mpanapotika zavatra .
Raha lazaiko ianao fa ny "cable telephonique" ahafahantsika mifandray
toa izao anie ka mböla norme Frantsay na atao hoe nisy aza ny fifandraisana voalazanao. Ny fitaovana marobe miasa @ orin´asa maaro,
ary na hopitaly maaro any koa tahaka an´i Gerard et Robic sns, angaha moa izy ireny tsy misy ilana azy aminao? sa efa voasolonao daholo ny
fitaovana sy ny hary rehetra nampandeha ireny tsy t@mpiakinana ny "apport" ny Frantsay?...Sa odian-tsy hita le izy, dia miezaha wa hisian´ny parallele fa vao miha soa anie!

5. xxx
(
21/03/2009 01:28)
BEKINTANA ANIE VOAFELAKY NY TEHA MAINA SATRIA TSY NANAIKY NY ORDRENomen'i tgv , TGV iny koa efa masiaka lava ? tsy misy vola omena an 'ny bekintana izany fa ny ampaosina aza no avoaka higalabonan'i tgv comme d'hab
iny fa niverina indray be kintana fa nahita volana be tany , raosyjamba o raosy jamba ra mahita ianao.................... 8) ataon'ny vahoaka ping pong

6. rakaroka
(
21/03/2009 13:27)
Tenin´i Andry ny hoe misokatra @ rehetra te hifandray aminy izy ka, fa ny Frantsay aloha izany no tonga, dia izay tonga aloha no arabaina, manaraka aoriana ny hafa!