Union Africaine

1. xxx ( 20/03/2009 11:01)
Le Conseil de paix et de sécurité de l'Union Africaine (UA) suspend Madagascar de l'Union Africaine.
Io ndray zao n vaovao malaza;ary tena marina.
Ka raha tsy membre UA tsony lo zan tsika,de tsy andray ny Sommet tsony.
Ilay Sommet ze noeverina fa anisany anarina ny ECONOMIE eto Madagascar sy amerina ny Tourisme
novalian'i xxx ny 20/03/2009 14:19
2. xxx ( 20/03/2009 11:05)
aleo fahazina mihitsy fa malaza maditra ara politika ny gasy
3. xxx ( 20/03/2009 11:12)
sommet a eee sommet hatrizay oe tsilaina ka zao vao oe oa oa oa oa . WAIT and SEE
4. TIMTIKO ( 20/03/2009 11:22)
ninaniamaniny i tgv hahahaha
5. xxx ( 20/03/2009 11:22)
ZAO EFA MANOMBOKA MIHETSIKA NY AREMA TOAMASINA MIOMANA E
6. xxx ( 20/03/2009 11:26)
WAIT and SEE
7. xxx ( 20/03/2009 11:27)
Ka ny Union Europeene ko aza efa mitsipaka antsika ko.Ko inona tson zany ny amitsika?Ny bailleur sisa enoina feo.nefa ry zareo efa nilaza fa ra tsy manaraka democratie de tsis vola tsony.Ny UA niteny oe tsy constitutionnel ary ts democratik zao miseo eto zao.
De inona zany no iafaran gasy kely?Ny mpitondra ne vita eo iany fa zay zao miasa amina projet de ra miala ny bailleur de fonds de tsis sôsy de tsisy asa tsony e!!!!
8. taralila09 ( 20/03/2009 11:28)
aleo inan'ny ambongavongany ao e!miseho ho mafy ka.Ny jamerikana ko hiala. :-D .De hoaiza @ zay ary.Hiverina @ renikely malala zany.Aiaiaiaiai aza hitako aza mahita.
9. marsika ( 20/03/2009 11:35)
Hita fa tsy democratik mitsy le zvt niseo ko. Aiza no misy oe eo ambavabasy no mamindra faefana?Sady le faefana ko ne ts afindrafindra oazy eo e,tokony manaraka fifidianana io zay vô mety.Sa nareo anaiky ra OHATRA ka oafindran TGVendrana @Didier RATSIRAKA ôtrin ren zao n faefana?Sanatria
Aleo oe eeeeeeee!!!!!!!!!
Ijinja ny vokany tsara
10. Mandefitra ( 20/03/2009 11:36)
Aleo kosa mba ho hitan zao tontolo zao, fa fanjakan i baroa no kasaina aorina eto madagascar. Tsy azo ekena io.

Anatra ho an'ny mpanongam-panjakana io.

Saingy kely sandry le gasy de araraotina mantsy.
11. xxx ( 20/03/2009 11:37)
Positif izany e! @ izay isika tsy Afrikana intsony, ndao hiditra COLONIE FRANTSAY de vita e! :lol:
12. mion ( 20/03/2009 11:38)
hihinanan'ny Lala Rasendrahasin'lisany lisany ry TGVendrana fa angà ny frantsay irery ahavita hanome 60% n'nty budget de l'Etat ity.
Aiza no handoavana ny karaman'ny fonksionera , sa ny contribuable indray no ho poretina fa ny karana sy ny materauto dia tsy ampandoavina taxe.
Izay mantsy no fahazoako le oe ahena ny taxe
May volon-tratra i Monja Roindefo manamarin-tena be oe tsy coup d'Etat e tsy Coup d'Etat eeeee!
Le monja kely ity indray ve no ampianatra ny communauté Internationale ny atao oe coup d'Etat , hohoho, hihihi, han han han... en plus, efa diso de mbola quelle arrogance:

Ozy i monja (Mr l'interdit de chèque par la banque)
Source : AFP... http://www.google.com/hostednews/afp/article/ALeqM5gUOre-zNqtoHvVyWf84X_2VSHSwg


Ces condamnations "ne nous embêtent pas outre mesure", a poursuivi le Premier ministre, ajoutant: "s'ils n'ont pas bien compris le processus, ils ont le droit de réagir. S'ils maintiennent leur position après notre plaidoirie, là ce sera embêtant".


Manao ménace ny communauté internationale hono ry kely endaka corrompus mpamadika tanindrazana mianakavy e


:-D :-D :-D
13. rabehevitra1 ( 20/03/2009 11:39)
aiza ny tafika sy ny officies hiaro ny ara dalana,sa efa voavidy daholo ko
14. TIMTIKO ( 20/03/2009 11:44)
MIANANEMANINY OTRAN I PATERA OA :-D :-D :-D
15. mion ( 20/03/2009 11:46)
Ny momba ny tafika, tsy azo antenaina intsony,
ho avy handroba anao isam-baravarana izy ireo atsy ho atsy .
Ny tafika dia henatra, ary refa mahita miaramila na gendarme na polisy enao eny andalana de eritrereto ôtran'ny oe vonga tay izy ireny: tapeno ny orona, mandehana malaky fa maimbo (littéralement)
ze itanareo any an dalana fa azo amboarina @ zalà ireny de tonga de amboaro fa mpamadika tanindrazana.
Raha hitanareo ny vady aman-janaky ry zareo de kidnappe-o
16. xxx ( 20/03/2009 11:46)
taibe izany kle,dia aleo hifampihinanemaniny eto izany :-D :-D :-D
17. xxx ( 20/03/2009 11:50)
Le oe kidnapeo le vadin tafika tsy d'accord za.Za zao maafantatra colonel nis nadraona fa sahy niteny oe tsy mety anie io ataôn TGVendrana io e
18. kelly13 ( 20/03/2009 11:53)
tonga ndray zany ny fotoana tsy ahazoana miteny ankalalahana fa ra vao mi critique ny fitondrana d na voarahona na ery tsiafahy? lalina, mampalahelo isika
19. xxx ( 20/03/2009 11:58)
ka io anie ry kelly13 misy fôna e
20. taralila09 ( 20/03/2009 12:01)
Hoan'ny TGVendrana rehetra vao nanomboka ny tolona teo @ 13mai de 10.000fmg ny litatra ny menaka avy eo niakatra 12.500f sahady nefa mbola tsy nahazo pouvoir akory.Ka zao zany hiakatra ôtrina indray.
TGVendrana=Terroste Guerre Vangence izay no atao hoe demokrasy 13 mai.
Ary hiatay io fitondrana io mba san e!Avoaka daolo ono ny gadra politik zay midika fa ampodina antanindrazana daolo ny éxilés politiqs rehetra izay fanetriben'ny firenena.Aiaiaiaiai :oops: .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0668