Union Africaine

21. rasobakobako ( 20/03/2009 12:06)
hono ho aho e ? toa misy xxx anankiroa, sa iray ihany ny mpanoratra ?
22. taralila09 ( 20/03/2009 12:08)
Hoan'ny TGVendrana rehetra vao nanomboka ny tolona teo @ 13mai de 10.000fmg ny litatra ny menaka avy eo niakatra 12.500f sahady nefa mbola tsy nahazo pouvoir akory.Ka zao zany hiakatra ôtrina indray.
TGVendrana=Terroste Guerre Vangence izay no atao hoe demokrasy 13 mai.
Ary hia-tay io fitondrana io mba san e!Avoaka daolo ono ny gadra politik zay midika fa ampodina antanindrazana daolo koa ny éxilés politiqs rehetra izay fanetriben'ny firenena.Aiaiaiaiai :oops:.Milaza fa tsy ilina ny sommet african nefa ela ndray no matikambo fa niresaka tay fotsiny. :evil: .
23. xxx ( 20/03/2009 12:20)
mitandrema iany ry zalahy ato @ forum a , mpikambana ato anie ka misy milisy mpapiorohoro sady tonga de manapoaka grenady e , ka sao de mipoka eto ny serasera raha vao manakiana ny TGV sy ny forongony eo 8-)
24. xxx ( 20/03/2009 12:22)
marina izany misy xxx maro fa ra wiwi ihano no mody mampiady angely eto :-D :-D :-D
25. xxx ( 20/03/2009 12:23)
Ces condamnations "ne nous embêtent pas outre mesure", a poursuivi le Premier ministre, ajoutant: "s'ils n'ont pas bien compris le processus, ils ont le droit de réagir. S'ils maintiennent leur position après notre plaidoirie, là ce sera embêtant".


Aza omena tsiny fa fohy loatra ny fisainany e
26. mion ( 20/03/2009 12:52)
anga ny fisainany ihany no fohy e :-D :-D :-D
27. xxx ( 20/03/2009 14:19)
f'ohatran'inn no hitan'i Mion tao ? :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1249