Papa sy ny resaka preservatif
1. Luxam
(
19/03/2009 07:36)
Ahoana ny hevitrareo amin'ilay resak'i Papa tany afrika ?
http://www.liberation.fr/societe/0101556406-le-pape-au-pilori-apres-sa-sortie-anticapote

novalian'i xxx ny 23/03/2009 12:54
2. mmmhh
(
19/03/2009 07:58)
1 - Ny firaisana ara-nofo @ maha-kristianina dia tsy azo atao ivelan'ny fanambadiana zany hoe raha tsy mpivady, miray trano tsy tokony hiditra @ izany, izany hoe olona vonona ny hana-janaka
==> tsisy antony tokony handresena lahatra ny kristianina hampiasa kapaoty izany satria miaro vohoka tsy iriana.
Qui dit kapaoty dit manaova firaisana alohan'ny fanambadiana izay raran'ny baiboly.
2 - Ny fanambadiana dia Masina, ny mpivady tokony hifanaja, tsy hijangajanga sady voararan'ny baiboly rahateo izany.
==> ny fampiasana kapaoty dia mamporisika ny olona hijangajanga, satria efa misy ny kapaoty dia tokony hanao izay tiany hatao izy, tsy misy aretina tokony hatahorana, nefa iny anie tsy ho assuree 100% ho hanana foana ianao e,
Qui dit kapaoty dit ndana mijangajanga nefa tsy ao anatin'ny fampianarana kristianina izany.
Asa aloha fa izay no hevitro e,

3. coopsal
(
19/03/2009 09:40)
Hoy KRISTY : \"Ary noho izany, ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin\'ny vadiny, dia ho nofo iray ihany izy roa. Koa izay nampiraisin\' Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin\' olombelona\" [Matio 19]
==> Ny finoana an\'i KRISTY ihany, ka anekena ny teniNy no ahafahana manohitra ny fijangajangana.
Raha afa-niresaka tamin\'ny Papa aho, dia ho nanontany izao taminy : \"Ahoana ny fahitanao ny SIDA ara-panahy, vokatry ny fijangajangan\'ny fiangonana, izay antsoina fa vadin\'i KRISTY, amin\'izao tontolo izao ?\"

4. ikaretsaka
(
19/03/2009 16:15)
Tsy hitako ny hifandraisany...sida dia aretimbatana (physical) ary @ alalan'ny firaisana na fijangajangana ara nofo no hahazoana azy
Ny fiangonana sy kristy de tsy vatana (nofo,chair).. de @ fomba ahoona hozy I coopsal no hiraisan'ny zavatra tsy ara nofo...de hahazo aretina vokatry ny firaisana ara nofo?!?

5. ikaretsaka
(
19/03/2009 16:16)

6. simplex
(
19/03/2009 17:07)
tsy dia hinoako loatra hoe hisy effet-ny betsaka ny tenenin'ny papa iny fa ny ol fotsiny no mikropaka eee...
ra ol mihaino ny fiangonana/papa izany tsy dia poinsa hoe a risque @ HIV... ireo jiolamboto sy ny karazany, tsy hihaino ny papa izany, donc otran'ny hoe rano alefa eo andamosin'ny gana ilay izy...
:)
7. ikaretsaka
(
19/03/2009 18:46)
le fisainana heo manana kapoty ahako de afaka miodina no hitao hoe tsy mety sy tena tian'i papa abaribaryraha ny fahazoako azy fa @ maha papa azy dia tsy maintsy amboarina ny firesaka
8. rakapy
(
19/03/2009 19:15)
Ilay resaka kapoty aloha amiko dia tsy ho voararan'ny fiangonana Xana mihintsy e! ary tsy tokony ho rarana satria dia hita fa nanavotra sy manavotra ary mbola hanavotra ain'olona maro ny kapoty.
Efa an-taonjato maro no nanadinoan-draolombelona izany hoe tsy hanao firaisana alohan'ny mariazy izany, izay tsy hita ny maha ratsy azy satria ilaina ny fanaovana firaisana alohan'ny hanam-bady olona iray.
Noho izany dia tsy any amin'ny kapoty no olana goavana tokony hivakian'ny xana loha satria maro ireo olana lehibe tokony ho vahany alohan'izany.
Raha izany no sosok'evitra vohizin'ny Pape @ fitsidihany aty Afrika izao dia ohatra ny miteny hoe "tokony ho vonoina ianareo Afrikana"

9. ikaretsaka
(
19/03/2009 19:31)
le resaka kapoty tsy voarara fa ny tsy mampety le fisainana tsy milay hoe "za manana kapoty de afaka mitsaingoka atsy asy aroa" no hoee ezahina hapetraka ao an-tsain-dry zalahy hoe tsary mamely izany
10. rakapy
(
19/03/2009 20:13)
Ka ireo mpitsaingoka sy ny mpangala-pihinana anie ry Ika dia efa nisy efa ela talohan'ny nisian'ny kapoty e! :-D :-D :-D
Amiko dia tsy tokony ho kianina ny fisian'ny kapoty nefa kosa atao izay mba hanampiana ireo olona mba hanana fahalalana. Satria dia ny tsy fahampian'ny fahalalana eo amin'ny olona maro aty Afrika no matetika nahatonga ireo aretina maro be vokatry ny firaisana.
Efa zava-dehibe aloha raha mampiasa kapoty izy raha toa ka hitsaingoka na hangala-pihinana na hi-kil ihany. Nefa tsy midika fa mijanona eo ny tanjona.

11. ikaretsaka
(
19/03/2009 20:16)
ka lekapoty nge mainka nanome korazy andry zalahy e... de io no kozin-draben hoe le fihetsika amboarinafa hevero ohatran'ny tsy misy na nisy ny kapopty
12. fijo
(
19/03/2009 20:22)
hoy "figaro" androany momba ny papa:"tollé en france après les propos de benoit XVI sur le preservatif"
iznay hoe ny mpitsabo sy ny politika rehetra manao izya hiarovan any olombelon aamin'io aretina io.ny papa izay tsy mampiasa ny azy akory indray no mandrara ny fiarovana????eto aloha dia tena misavoana ry lebeno sy zampoly e,na ny vahoak akanto aza eto dia maro no tsy manaraka azy ireo.

13. sohitika2008
(
19/03/2009 20:39)
fijo:
iznay hoe ny mpitsabo sy ny politika rehetra manao izya hiarovan any olombelon aamin'io aretina io.ny papa izay tsy mampiasa ny azy akory indray no mandrara ny fiarovana????eto aloha dia tena misavoana ry lebeno sy zampoly e,na ny vahoak akanto aza eto dia maro no tsy manaraka azy ireo.
sure?
14. rakapy
(
19/03/2009 20:40)
Mbola mora lavitra ny manafoana sy mandrara ny toaka sy ny zava-mahadomelina isankarazany nohon'ny hanafoana an-draolombelona tsy hanao firaisana mialohan'ny mariazy na hangala-pihinana ao anatin'ny mariazy.
Noho izany fahasarotana izany dia aleo aloha miaro raha mbola azo atao.
Jereo ireny ity Jacob Zuma atsy Afrka atsimo. Olona mpitarika ary nahita fianarana dia mihevitra fa vitan'ny fanasana fitaovam-pananahana fotsiny rehefa avy miray t@ olona sero+ . Midika izany fa tena mbola lavitra ny ezaka ho an'ireo olona tsy nahita fianarana marobe aty Afrika.

15. fijo
(
19/03/2009 20:44)
ka izay,ny hezaka ef alavitra nef ambola misy olona tokony hitarika ny sasany hisaina,vao miha mamporisika azy ireo hanao zavatra hafa,eto dia tena very lalana ny fiangonana
16. rabilabila
(
19/03/2009 22:09)
Pas de circonstance atténuante pour Ratzinger !! C'est une arme à destruction massive à lui tout seul!!!!
17. coopsal
(
20/03/2009 12:23)
rakapy:
Ilay resaka kapoty aloha amiko dia tsy ho voararan'ny fiangonana Xana mihintsy e! ary tsy tokony ho rarana satria dia hita fa nanavotra sy manavotra ary mbola hanavotra ain'olona maro ny kapoty.
...
Noho izany dia tsy any amin'ny kapoty no olana goavana tokony hivakian'ny xana loha satria maro ireo olana lehibe tokony ho vahany alohan'izany.
==> Misy ny kristiana @ anarana ary misy ny mino mahafantatra an'i KRISTY.
@izay mino marina an'i KRISTY :
1- Efa very rahateo izao tontolo izao, ka tsy ny fanakanana azy tsy ho any @ izay heverin'ny saina fa fahaverezana intsony no atao.
2- KRISTY irery no Fiainana, Izy ihany no famonjena ny aina. Ka ny fitoriana an'i KRISTY ihany no mission an'izay mamonjy aina. Izay ivelan'izay dia tsy avy amin'i KRISTY.
18. coopsal
(
20/03/2009 12:26)
ikaretsaka:
le resaka kapoty tsy voarara fa ny tsy mampety le fisainana tsy milay hoe "za manana kapoty de afaka mitsaingoka atsy asy aroa" no hoee ezahina hapetraka ao an-tsain-dry zalahy hoe tsary mamely izany
==> Hoy KRISTY hoe : "Izay mijery vehivavy ka mila azy dia meloka nijangajanga taminy tao am-po". samy nijangajanga na izay nangala-pihinana tatsy sy taroa na izay nijery fotsiny ka nila.
19. coopsal
(
20/03/2009 12:31)
rakapy:
Ka ireo mpitsaingoka sy ny mpangala-pihinana anie ry Ika dia efa nisy efa ela talohan'ny nisian'ny kapoty e! :-D :-D :-D
==> Efa natioran'ny olona ny filàn-dratsy. Raha te ho tsara ny olona dia mila ovaina ny natiorany ... Mila ateraka indray ny fanahiny.
rakapy:
Amiko dia tsy tokony ho kianina ny fisian'ny kapoty nefa kosa atao izay mba hanampiana ireo olona mba hanana fahalalana. Satria dia ny tsy fahampian'ny fahalalana eo amin'ny olona maro aty Afrika no matetika nahatonga ireo aretina maro be vokatry ny firaisana.
Efa zava-dehibe aloha raha mampiasa kapoty izy raha toa ka hitsaingoka na hangala-pihinana na hi-kil ihany. Nefa tsy midika fa mijanona eo ny tanjona.
==> Raha ny fahafantaran'ny saina no ahafahana manova zavatra dia tsy ho nisy dokotera mpifoka sigara. Tsy ho nisy mpijangajanga, tsy ho nisy mpangalatra.
Fa na eo aza ny fahafantarana ny tsara sy ny ratsy, ny fon'ny olona no mibaiko azy hisafidy ny lalan-dratsy, ary tsy misy afaka manohitra ny safidim-pony, raha tsy izay mahery noho ny fony.
Ny fahagagana lehibe indrindra dia ny fandavàna izay sitraky ny fon'ny tena.
20. coopsal
(
20/03/2009 12:35)
ikaretsaka:
ka lekapoty nge mainka nanome korazy andry zalahy e... de io no kozin-draben hoe le fihetsika amboarinafa hevero ohatran'ny tsy misy na nisy ny kapopty
==> Hoy KRISTY "Fa avy ao @ fo no ivoahan'ny sain-dratsy hamono olona, hangalatra, hanao vavolombelona mandainga, hijangajanga".
"Le coeur du problème de l'homme c'est un problème au niveau du coeur"