Papa sy ny resaka preservatif
21. coopsal
(
20/03/2009 12:45)
rakapy:
Mbola mora lavitra ny manafoana sy mandrara ny toaka sy ny zava-mahadomelina isankarazany nohon'ny hanafoana an-draolombelona tsy hanao firaisana mialohan'ny mariazy na hangala-pihinana ao anatin'ny mariazy.
==> C'est impossible pour l'homme, mais à Dieu tout est possible.
Izay mahatonga ny olona tsy hahafoana ny filàny, dia satria ny filàna dia tsi-fahampiana ao anatin'ny tena. Kanefa tsy izay feno no hamenoana ilay banga ao anaty fa zavatra provisoire tsy maharitra ... "Hetahetan-drano tsy afa-dronono" hoy ny Malagasy.
Iray ihany no mahafeno ny banga : Andriamanitra izay namorona ny fo ka nametraka banga tao.
rakapy:
Jereo ireny ity Jacob Zuma atsy Afrka atsimo. Olona mpitarika ary nahita fianarana dia mihevitra fa vitan'ny fanasana fitaovam-pananahana fotsiny rehefa avy miray t@ olona sero+ . Midika izany fa tena mbola lavitra ny ezaka ho an'ireo olona tsy nahita fianarana marobe aty Afrika.
==> Izy aza izany mba efa nino fa misy tokoa ny seropositivité sy izao SIDA izao. Izaho efa naheno olona marobe nilaza fa misy zany SIDA izany ... fa zah sady tsy mbola voan'izany no tsy mbola nifanatrika t@ olona voan'izany. Ny sary ve tsy mba azo foronina e! Efa avancé b izao ny technologie de l'imagerie.
...
Raha fahadalana io resaka nataoko teo io ... misy fahadalana lavitra noho izany, ny tsifinoana ny fisian'ny afobe mandrakizay ... satria izaho tsy mbola tany fa olona mamaky baiboly izay toy ny boky rehetra no henoko miteny.
Fa maro ihany koa ny olona mino ny fisian'ny afobe, ary "mba nahita fianarana ihany" (tahaka an'i Jacob) ... saingy mihevitra fa fanaovana asa soa sy fiezahana hanao tsara (équivalent @ le fisasana) dia ampy hahavonjy.
22. jojol
(
21/03/2009 16:50)
dia aleon'i papa zany voan'ny sida toy izay manao kapaoty!!!
satria zvtr fa misy io sida io ,ary betsaka koa ny vevavy manambady eto tana fa de miodina daoly,fa aona no tsy hanaovana kapaoty amzany e?
satria zvtr fa misy io sida io ,ary betsaka koa ny vevavy manambady eto tana fa de miodina daoly,fa aona no tsy hanaovana kapaoty amzany e?
23. piste
(
21/03/2009 20:16)
Ny olana anie dia roritina arak'izay itiavana azy ny voalazan'i Papa é. Ka tsy mahagaga rah betsaka no mirona any @ fitsaratsaram-poana.
Ny fanontaniana dia : moa io ihany ve no fomba entina miady @ Sida ?
Raha mandroso solution technique ny Science @ fampiasana kapaoty. Dia manan-ko lazaina ihany koa ny Morale, ohatra : ny fidélité( izay mifanohitra @ fijangajangana), ny abstinence( famehezan-tena, ka rah tsy siora dia aleo tsy manao mihitsy). Fehiny : sexualité responsable, sahaza ny maha-olona no tian'ny Papa asongadina.
Fa ny antsika dia asesika @ resaka kapaoty foana, izay maniraka ny olona hijangajanga fotsiny anefa.
Faharoa, tadidio fa misy intérêt Commercial ihany koa, ao ambadikin'ity resaka kapaoty ity. Ka mazava ho azy dia mikendry ny hampandeha ny aferany izy. Ka ny fomba tsotra @ izany dia amporisihina hijangajanga an-kolaka ny olona @ alalan'ny fampiasana kapaoty.
ok

24. rakapy
(
21/03/2009 20:37)
Ekeko ny voalazanao Ra Piste momba ilay resaka fidelite sy tsy fijangajangana nefa dia zavatra tsy vaovao izy io raha eo @ tanatara ny olombelona no jerena ary ataoko fa efa maro no miady sy mampianatra ny mba hisian'izany nefa moa dia tsy voasoroka izany hatramin'izao.Ataoko angamba fa efa nahita na nahare isika fa na dia ireo olona heverintsika fa ho fitaratra eo @ fiainana aza dia heno sy hita fa misy tsy fidel. Tsy manome tsiny ny Pape aho raha manantitrantitra ny momba io nefa koa tsy manome tsiny ny fampiasana kapoty koa aho.
Marina ny volazanao fa misy interet commercial ao ambadik'io nefa dia tsarovy fa tsy maintsy any no lalana aleha satria tsy misy afaka hanome fitaovana na hiasa na transport sns... gratuit hanamboarana ireny fitaovana ireny ny olona. Ary tsy afaka ny hiodina ny fanamboarana azy ireny raha tsy ao izany.
Amiko dia tokony hifameno ny tenin'ny Pape sy ilay fampiasana kapoty. Izay mahatandrina moa dia tena tsara be fa ho an'izay tsy mahatandrina koa dia tsara ny mampiasa azy mba hiarovany ny tenany sy ny hafa.

25. tywa68
(
22/03/2009 12:51)
Miombon-kevitra @ i Piste aho : ny pape tsy hanao pub ho an'ny préservatif satria mazava ho azy fa ny "tsy fitsaingohana etsy sy eroa" d tokony ampy tsy hampihanaka ny aretina...ary ho an'izay mahafehy tena d vao maika tsara.
Ny fiarovana ny hafa d zava-dehibe (satria fitsinjovana ny hafa = fitiavana) maika moa fa manome fahafatesana ! ny fampiasàna kapôty zany no moyen entina hanohizana fety, d eo indrindra ilay hoe tandremo ny fijangajangàna... Raha couple fidèle, indrindra fa nifanome toky teo @ Atra d tsy manketsy mankeroa, zany hoe mahay mitondra tena ...Fa ny médias mihitsy no faly manitatra ary faly raha vao misy teny iray azo hanenjehina an'i papa (satria comparé-na lava @i Jean-Paul 2 tsy mafy fiteny...) : sady atambatra daholo ny zava-nisy faramparany ... olombelona anie io papa io ary ny mpiangona d tsy dondrona daholo ka ho rebirebena ...
Dia lazaina mihitsy aza moa zao fa be ny katolika no hitodika @ finoana hafa noho io papa io ! ka asa fa personnelle ny finoana ary tsy i papa no hinoana fa ilay Atra miteny aminao sy hitodihanao, n'aiza2 sy n'inn2 manjò anao.
Tompo ô ! ampio zahay tsy hivoana @lalana marina asehonao ary tsy ho variana @ zao tontolo zao fa hanaraka anao irery ihany ! amen.

26. ari.malala
(
23/03/2009 08:29)
Raha ny pub misy kosa tokoa aloha no dinihina dia toy ny miteny hoe mampiasà kapaoty dia mandehana mijangajanga, nefa ataoko fa ny ankabeazan'ny olona dia manana fahalalana hanaovana discernement iany hoe tsy voatery hijangajanga na dia misy ny kapaoty aza! Izaho izay manoratra dia katolika, ary lazaiko am-pahibemaso fa izaho dia mankasitraka ny fampiasana kapaoty raha resaka fanabeazana aizana no lazaina (efa voaresaka any @ dinika hafa any) Amiko manokana, tsy ny fisian'ny kapaoty akory no handeha haniraka ahy hijangajanga na hiaraka etsy sy eroa... Ary isika mianakavy mahalala fa tsy ny firaisana iany anie no moyen ifindràn'ny VIH Sida e! eo dia eo koa ny fampiasana fitaovana avy nampiasain'olona mitondra io tsimok'aretina io.. (ny seringue izany na izay rehetra fitaovana ka mety hioson-drà)...
27. xxx
(
23/03/2009 12:54)
Amiko ny olana dia ny média . Toa tapatapahin'ny média @ izay mampety ny média ny zavatra lazain'ny Pape (na ny zavatra hafa koa matetika)
Je me méfie de la média , française en particulier
Je me méfie de la média , française en particulier